Cousin-Cousine
21. andrea
(
12/12/2006 10:34)
vale> kikou njy ... za kou aloha tonga de tsy tiako e !! fomba ahoana no hitiavana zanak'i Dadatoa na Netitoa na de atao hoe bogany be aza izy ? :twisted: :twisted:
Ralay> de tena marina ve fa mety hovadiana ny cousine? :?: :?: amin'izao tany efa mandroso izao? ny olona noterena aza efa tsy fidiny kouhh !! raha alavitra ilay izy de tsy cousine intsony izany?? sa ahoana ???
sasa> raha nangala-mpihinana i Datatoa taloha be de tsy fantany hoe manan-janaka izy de ahona ??? tohizako ilay feu d l'amour ... :P :P

22. simplex
(
12/12/2006 10:36)
Fiffi: ny andriana ihany no nanao lova tsy mifindra, ary efa tsisy intsony io @ zao (@ ankapobeny).
Tsy tena mazava tsara, izany hoe tsy voaporofo ara-tsiantifika, fa ny "cosanguinite" d miteraka aretina eo @ ilay zaza. Misy olona fantako nanao an'io fa somary adaladala zany doly ny zanany refa lehibe ry zareo. Ny arabo anefa @ zao ora hitenenantsika izao d mbola pratika be mintsy ny mifanambady cousin-cousine kanefa dia tena intelligent be mintsy ny sasany...
Somary mifanohitra ihany koa anefa ny eo @ Ntaolo malagasy satria dia tsisy an'zany cousin-cousine izany fa mpianadahy ihany no filazana azy, ary andraisana azy. Noho izany olom-pady ihany koa ny cousin-cousine.
Ny hevitro manokana, ra mbola cousin 1er degre (germain) tsy tokony hiaraka mintsy eny fa na 2eme degre aza. Mety hoe nifankatia ry zareo fa ra vao mahafantatra izy hoe cousine-ny iny tsy tokony tonga miova doly ny zavatra ao an-dohany? le fanontaniana mintsy no tsy normale, eritrereto hoe enao manoroka ny cousin-nao beurrrrrkkk. Gidraka be zany kle, tokony le envie mintsy no tonga de tapaka avy hatrany ra vao kobony zany.
Na ny vazah kou aza anie tsy manao an'zany cousin-cousine zany e. Tokony tsy asiana excuse hoe mety noho izy nipetraka tany @ tany vazah no lasa mampiova ny fotom-pisainany.
Eo @ le kozin'i Ralay ndray de hoe ekena fa safidy ny azy kanefa fantaro koa fa sarotra ny miaina. Safidy raisinao anio mety hanenenao avo folo heny indray andro any. Lehibe enao ka anao ny safidy.
:-*:-*

24. gasy4ever
(
12/12/2006 10:47)
amiko dia izao eh : ny manao firaisan satria eo ny filana tsy maninona fa ny mifankatia sy mivady .... Tsia. Averiko indray hoe indrainray entin'ny filana ny andaniny sy ankilany dia lavo... fankampanahy ôtran'ny rehetra io fa atao toy ny tsy nisy avy eo
26. Fiffi
(
12/12/2006 11:24)
simplex:simplex: fa zah aloha tena mbola nahita an'io sady naheno vao aingana mihintsy aza koh ....
Fiffi: ny andriana ihany no nanao lova tsy mifindra, ary efa tsisy intsony io @ zao (@ ankapobeny).
Fa na tsy le hoe lova tsy mifindra aza aloha an ! toa misy de misy ny cousin-cousine mivady....choix-n'dry zareo ary ka atao ahoana ?
27. vale
(
12/12/2006 11:26)
Andrea: kita hoà, eritrereto kely ange hoe niantso hoe nenitoa ilay olona enao taloha, de avy eo lasa rafozana:lol::lol::lol: :-D:-D:oops:
28. vale
(
12/12/2006 11:29)
Fiffi: ny tao @ fianankavianay aloha de contre dol ny olona an! fa tsy laitra noràràna zareo de notanterahina koa!
..mety samy manana ny fifandraisany @ maha pi-cousin sy pi-cousine koa angamba io an, fa ny anay aloha de tena mifanakaiky be ohatra ny mpianadahy dol ka mety izay angamba no manimba saina be! :?

29. Papoose
(
12/12/2006 17:24)
soa ihany aloha zany fa mbola tsy nisy zaza fa mety nampiova zvt be le zaza satria andeha hoe hiseho any @ray amamandrenin'ny tsirairay no nahakoboana hoe mpihavana!efa saika hiroso @ dingana manaraka hay kay ....
31. adidy
(
12/12/2006 18:11)
Ny mahatonga ilay fitenenana hoe miteraka sampona dia raha ao anaty fianakaviana iray misy aretina mpahazo ny fianakams: ohatra mareniana, na pied bot , na bec de lièvre, dia raha mifanambadimbady eo dia betsaka kokoa ny risque hoe ilay zaza koa mahazo an'ilay aretina. Misy aretina hafa mety hoe recessif ilay gène izany hoe ao ilay aretina fa tsy mivoaka ivelany, dia rehefa mivady ilay olona 2 samy porteur dia tonga dia mivoaka ilay aretina
32. andry08
(
12/12/2006 19:00)
Tena marina io hoe :zaza tsy omby kibo io raha zanaky ny mpirahavavy.
33. Fiffi
(
12/12/2006 19:18)
pissoa:so what ? satria nisy ary mbola misy io lova tsy mifindra io , ary ny cousin-cousine no mivady mba tsy hifindran'le lova ! understand ?
Ie, so what ? :roll:
34. pissoa
(
12/12/2006 22:09)
Hay ve zany e :-D:-D:-D
ka zany haiko efa talou b, ary tsy ny cousin-cousine rehetra akory no nahazo nifampivady tamizany.
Fa mbola so what? iany ... Inn nidiran'io tamile resaka mpiray tampo sy mpianaka noteneniko nataonjy quote ? :-D

35. Papoose
(
12/12/2006 22:50)
fa nga sampona ny zaza avoakan'ny mpivady mpihavana ry zareo? voatery v moa zany e?tsy maintsy v?8O
36. xxx
(
12/12/2006 23:09)
ny dadabeko sy ny bebeko cousin-cousine fa nisy sampona tokoa ny zanany fa ny sasany tsia. Resaka zenetika, rehefa sendra tafaray ny avy amin'ny ra itovizana dia lasa sampona, fa raha sendra ny gene avy amin'ny fianakams tsy itovizana dia tsy maninona.
Fa tandremo fa mety tsy endrika ivelany koa ilay zaza no sampona.

37. ikaretsaka
(
13/12/2006 01:50)
ny henoko dia hoe rehefa zanaky ny mirahalahy de kely kokoa ilay fahasamponana fa ny mpirahavavy sy ny mpianadahy no bebe kokoa??
Resaka genetiques t@ mbola annao Bacc izany

38. Papoose
(
13/12/2006 03:07)
ikaretsaka:
ny henoko dia hoe rehefa zanaky ny mirahalahy de kely kokoa ilay fahasamponana fa ny mpirahavavy sy ny mpianadahy no bebe kokoa??
Resaka genetiques t@ mbola annao Bacc izany
tandremo tsara ary zany ry karetsaka an!sao de mamoa-tsampona eo enao:-P:-P:-P:-P
39. lapino
(
13/12/2006 03:23)
adidy:
Ny mahatonga ilay fitenenana hoe miteraka sampona dia raha ao anaty fianakaviana iray misy aretina mpahazo ny fianakams: ohatra mareniana, na pied bot , na bec de lièvre, dia raha mifanambadimbady eo dia betsaka kokoa ny risque hoe ilay zaza koa mahazo an'ilay aretina. Misy aretina hafa mety hoe recessif ilay gène izany hoe ao ilay aretina fa tsy mivoaka ivelany, dia rehefa mivady ilay olona 2 samy porteur dia tonga dia mivoaka ilay aretina
Ny tsy azoko amin'io resaka io (efa henoko koa io), dia hoe, rehefa gène "ratsy" izany dia récessif ve ?
Ankoatra an'ilay resaka consanguinité - izay na amin'ny biby fiompy aza fadiana - dia tsy resaka fianakam's (fotsiny) amin'ny antsoin-dRalay mihitsy no tena antony tsy itiavako an'io raha za. Fa ilay hizaka fehizay ao an-tsaina mihitsy isaky ny mahita azy, hoe "anabaviko ity". Raha tsy hoe ngah hoe tsy mampaninona an'i lery ny mbola hi**** fehizay ny *****n'anabaviny ! :roll:
40. soanja
(
13/12/2006 03:26)
Ralay:
Rehefa mifankatia dia afaka mivady sy miaraka na cousin-cousine aza fa efa taloha zany hoe mahasosotra @fianakaviana zany,rehefa raràna azy ireny vao maika ahitan'ny fianakaviana olana satria lasa tsy mifampikasokasoka @ famille intsony ry zareo na misy mamono tena mintsy aza.
Fiainana mandalo ka araraoty zay mahafinaritra anao e.:lol:
Ekena Ralay a.
Tsy izay ve moa no nitranga tamin'ny andron'i Kaina ,ry Abela sy ry Seth sns taranaka tao aoriana. sa ve tsy mitombina indray io hoe izy mianakavy tao ihany no nahalala azy mianakavy.
Aza sakantsakanana ny mpifankatia, aleo izy ahita raha miteraka sampona eo.