Cousin-Cousine
41. vale
(
13/12/2006 14:09)
izay hono zany papoose a, ampivereno @ andron'i Adama zany ry zareo fa tsy olana hono! :wink:
42. ikaretsaka
(
13/12/2006 14:55)
lapino:
Ankoatra an'ilay resaka consanguinité - izay na amin'ny biby fiompy aza fadiana - dia tsy resaka fianakam's (fotsiny) amin'ny antsoin-dRalay mihitsy no tena antony tsy itiavako an'io raha za. Fa ilay hizaka fehizay ao an-tsaina mihitsy isaky ny mahita azy, hoe "anabaviko ity". Raha tsy hoe ngah hoe tsy mampaninona an'i lery ny mbola hi**** fehizay ny *****n'anabaviny ! :roll:
zay mannko
43. adidy
(
13/12/2006 21:13)
Tsy voatery hoe rehefa gène ratsy dia récéssif fa misy aretina sasany, récessif. Misy tonga dia hita hoe somary marenindrenina daholo ilay ao @ fianakams, na misy bec de lièvre, na pied bot. dia raha mpihavana no mivady dia betsaka kokoa ny chancen'ilay zaza hoe voa!
44. sasa
(
14/12/2006 04:58)
raha za aloha tena tsy maka risque amzany za klé, aleo manambady olona hafa koa, ny tsy havana betsaka ve d ny cousin-ko no hovadiako,
45. Papoose
(
14/12/2006 05:13)
sasa:
raha za aloha tena tsy maka risque amzany za klé, aleo manambady olona hafa koa, ny tsy havana betsaka ve d ny cousin-ko no hovadiako,
ka rehefa tena tafalomano ao anatin'ilay tena fitiavana anie ry sasa dia tsy mahatohitra zany maham-pihavana zany e!ny sasany aza efa mifankafantatra mialoha hoe mpihavana fa tsy mahasakana azy hiaraka zany!fa maika fa reto zay taty aoriana vao nahafantatra. vao maika sarotra b @ ny miala @ zany raha mihoatra ireo etsy aloha!soooo!!!8)
46. fiaritiana
(
14/12/2006 09:14)
io alou arakaraka lé fomba e!!ohatra zao ny any amintsika tsy azo atao zany satria oe sô dé lasa sampona ono ny zaza sns fa ny tradition musulmane aty ohatra dé afaka mivady tsara ry zareo satria ono zany oe mitovy rà zany e!!ohatra oe ny zanako sy ny zanaky ny rahavaviko dé afaka mivady:)
47. Papoose
(
15/12/2006 00:09)
dia h@zay v mbola tsy nisy sampona?sa misy ihany fa hoe eken'ilay culture fotsiny le izy de na misy sampona aza dia tsy kwa?
48. xxx
(
15/12/2006 04:41)
misy race na karana (pakistanais) izay ao Dago ao, tsy tadidiko ny anaran'ilay clans fa ry zareo specialiste amin'ny fanavahana karana no tena mahay azy.
fa miaro io race ny io ry zareo nefa nisy fotoana vitsy izy tao dago dia lasa mifanambady cousins cousines ...
fa jereo raha tsy somary ohatran'ny sampotsampona izany daholo izy mianakavy
fa miaro io race ny io ry zareo nefa nisy fotoana vitsy izy tao dago dia lasa mifanambady cousins cousines ...
fa jereo raha tsy somary ohatran'ny sampotsampona izany daholo izy mianakavy
50. soanja
(
16/12/2006 04:09)
xxx:

ka io anie voalaza ao amin'ny Coran sy ny baiboly ary ny Torah fa ny zanaky ny dadatoanao no tsara ho vadinao e dia no arahiny antsakany sy andavany satria tenin'Andriamanitra hono.
51. ikaretsaka
(
16/12/2006 05:10)
tsy te hanao resa-pivavahana ato aho...
fa io ilay lazana foana hoe tsy satria izay no voasoratra dia arahana arak'iny, fa saintsaino aloha
fa io ilay lazana foana hoe tsy satria izay no voasoratra dia arahana arak'iny, fa saintsaino aloha
52. fijo
(
16/12/2006 05:43)
na ny lalana ,na ny fomban drazana dia samy tsy misy mandrara io fiarahana io,ka tsy itako ny olana.
56. Aino
(
18/12/2006 18:38)
mpifampicousin-cousineizay no maharatsy any ilay pihavana tsy dia mihaona firy sy mifankafatatra!!
57. Papoose
(
18/12/2006 23:47)
ikaretsaka:
papoose> ratsy toetraaaaaaaaa:°)
And God blessed them, saying, Be fruitful, and multiply, and fill the waters in the seas, and let fowl multiply in the earth.
And the evening and the morning were the fifth day.
-- Genesis 1: 22-23 (KJV)
hihihihihi
58. Papoose
(
18/12/2006 23:48)
tena soa ihany tsika sy enao ry ikaretsaka mihaona matetika sy mifankafantatra fa saika :@ sa ahooana ra cousin a!=))=))=))=))
59. sasa
(
19/12/2006 05:52)
Papoose ny any aminay aloha tena tsy azo atao le mivady cousin-cousine izany koa, tena tsy mety amiko
60. Fiffi
(
19/12/2006 06:09)
fijo:sady tena misy mihintsy ny nanao azy...
na ny lalana ,na ny fomban drazana dia samy tsy misy mandrara io fiarahana io,ka tsy itako ny olana.