Fitiavana
xxx
(
05/02/2007 23:14)
Ahoana ny eritreritrareo: refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena, nefa amin ny maha olombelona , tsy hita zay atao satria z...
suite
répondu par Fiffi le 07/02/2007 07:14
xxx
(
04/02/2007 17:35)
:D
ono hokay fa maninona ny sipa miaraka amina legionnaire dia lazaina fa sipa maditra ?
ary avy eo rehefa misaraka am iny dia sarotra vao mahita lehilahy satria efa hoe sipana lezika , tsy azoko ...
suite
répondu par xxx le 27/02/2007 13:26
rakaroka
(
04/02/2007 13:54)
"tsy resaka raisonnement" fotsiny ny fiainana, ny "rationnel indray tsy mandray ny resa-pinoana loatra!
Ahoana ary izany?...Nisy nahita ny "30 histoires
les plus mystésieuses" afak'omaly t@ TF1 tao...
suite
répondu par kzy le 14/02/2007 02:26
rakaroka
(
03/02/2007 18:34)
Voaresaka imbetsaka ny resaka fitiavana: I Kor 13,sns.Ary raha ny marina on sent fa tsy défini hoe tsy maintsy izao na izao...:
Misy resaka maro manodidina ny fitiavana: misy valiny hafa koa ity:
[...
suite
répondu par sitlo le 08/02/2007 02:27
nikopol
(
03/02/2007 11:14)
tsy hitako intsony izay atao : mihinana siligoma eo imasoko ilay sipako :cry::cry::cry: Mbola tia ahy ve izy? ...
suite
répondu par vale le 10/02/2007 14:45
kantoirina
(
01/02/2007 16:31)
Izaho dia manambady efa ho 5 taona ary tato ho ato dia tsapako fa mampirafy ahy ny vadiko. Tsy haiko na misy ohatr'ahy fa raha vao misy zavatra na tsara na ratsy dia tsapako foana ary marina foana iza...
suite
répondu par chipie1 le 11/02/2007 17:05
xxx
(
01/02/2007 15:44)
Betsaka ny tovovavy eto frantsa mihotra ny 28 ans efa manambady toa mbola tsisy vonona ny hiteraka fa dia variana @ fitadiavana sy ny rendrarendra isan-karazany nefa manana moyen tsara raha hoe hitera...
suite
répondu par miraymel le 30/11/2007 07:58
niryna
(
31/01/2007 17:17)
aAoana no alalanao azy hoe tia anao izy ary ahoana no anehoanao ny fitiavana azy?.How you saw the love to the one who loves you and how how do you know that he/she loves you? ...
suite
répondu par pissoa le 07/02/2007 17:09
xxx
(
31/01/2007 15:03)
mba mila vonjy kely ry reto an , tsy zany mantsy fa za zao miaraka amina africane mainty be , dia izy tena tiako dia tena tiako fa saingy eo aminy fianakavina no tena ataorako mafy , sady ny ao ami...
suite
répondu par Kev le 28/05/2008 08:35
mim
(
31/01/2007 09:56)
misy bandy zay nahazaka sipakely milay be zay d niaraka ry zareo efa 7 volana zay .
Taty aoriana d mihasarotiny lery , tsy mahazo saropiaro le sipa nefa lery mikaoty am-pabehimaso tsy tahotra tsy hen...
suite
répondu par Fiffi le 10/02/2007 07:36
miaous
(
31/01/2007 09:19)
ono wa mba te afantatra za we le olona miaraka @ vadin'olona reny v mba maita fy any sa inona no tena tanjonareo? resaka matériel ve sa resaka fitiavana mitsy ve sa resaka sexe fotsiny sa mba we mana...
suite
répondu par linjo le 19/02/2007 06:29
stefy
(
29/01/2007 06:12)
Misy ny vehivavy @zao fotoana no manabany lehilahy,satria manam-pahaizana izy.Ohatra hoe serie C ilay tovovavy,ahoana ny hevitrao @zany?...
suite
répondu par tywa68 le 03/02/2007 20:22
xxx
(
28/01/2007 22:17)
tena mety ouz nareo oe mampiome le resaka fa tena marina possible ve oe mety aharitra ny fitiavana raha virtuel no nifankahalalana de jusque hatramzao satria mifanalavitra be ny toerana misy anay fa e...
suite
répondu par Zina le 01/02/2007 19:37
henrie
(
28/01/2007 15:57)
nareo v mino hoe misy ny fitiavana mamndrakizay??...
suite
répondu par Fiffi le 11/02/2007 18:11
xxx
(
28/01/2007 04:00)
Misy tantara kely ity...
Namako tsotra izy, tsisy inoninona eo aminay, fa mpinamana fotsiny tahaka ny olondrehetra ihany. Ny mahavarina ahy kanefa dia mifampibanjina foana ny masonay de avy eo samy m...
suite
répondu par xxx le 02/02/2007 15:35
xxx
(
27/01/2007 11:44)
Tena very hevita aho fa vonona ny hanampy ahy eo amin'ny fianako ilay ramose efa vadin'olona . Efa vadin'olona nefa izy,zaho anefa dia efa ho 3 taona izao no niangaviny hiarahana amiko fa izaho mbola ...
suite
répondu par xxx le 10/02/2007 13:42
xxx
(
26/01/2007 13:44)
Efa niaraka ho 4 mois zay izahay sy le olona niarahako, tato ho ato nefa dia otran'ny dia lanilaniko sy otrany tsy dia ..... izany izy ka te-hiala aminy zaho fa ny fomba hialako amin'ny no tena tsy ha...
suite
répondu par fijo le 03/02/2007 06:28
rakaroka
(
25/01/2007 17:53)
Ni-rendre Hommage à Abbé Pierre aho, satria nilain'ny fanahiko izany: tahaka ny hoe "sarobidy ny eo anatrehany ny fahafatesan'ny olony Masina!" Tonga tany aho, nisy namana isan-karazany...., nisy av...
suite
répondu par tywa68 le 27/01/2007 07:33
xl
(
25/01/2007 13:32)
HONO HO AHO RY IRETO,
HEVITRA NY AHY , MBA MAMAKIA IANAREO FORUM MOMBA NY FITIAVANA SY SEDUCTION , SEXUALITE AO @ WANADOO FA TENA MAZAVA BE LE IZY, SADY TSY MIOLANKOLANA
ATO VAO MAHITSIHITSY FITENY ...
suite
répondu par Mpanjakaniakama2006 le 08/02/2007 09:08
xxx
(
25/01/2007 12:49)
Moa ve misy dikany manokana ny sisô atao amin'ny tenda na tratra ireny e? Dia inona no dikan'ireny , moa ve misy antony manokana?...
suite
répondu par jeancharles le 12/02/2007 12:37
