Fitiavana

tisera ( 19/02/2007 19:17)
misy olona izay hoa fantatro 40 taona izy (vehivavy) an! dia mbola tsy manam-bady nefa izy tsy hoe ratsy akory fa angamba saron-kenatra moa tena ilay mpivavaka be ireny mihitsy dia efa niaraka t@ olon... tohiny
novalian'i nathie86 ny 22/02/2007 14:57
ajola ( 19/02/2007 13:50)
Efa erin-taona izay no nahalalako tovolahy anakiray. Niaraka izahay satria nampiseho izy fa toa tia ahy. Nandeha tsara ny fiarahanay tamin'ny voalohany fa avy eo toa tsapako fa lasa toa tsy fitiavana ... tohiny
novalian'i ajola ny 26/02/2007 13:26
mbolasoa ( 18/02/2007 13:07)
Ady
Atramin'izao aho dia mbola miady @ fanekena ny fisarahako t@ vadiko, mila tsy ho zakako nefa tsy maintsy ekeko satria fantatro fa olonkafa no tiany fa tsy za, mijaly b ny fo indrindra fa rehefa avy mi... tohiny
novalian'i mbolasoa ny 11/03/2007 12:23
xxx ( 15/02/2007 13:02)
Nisy rendez-vous izay anay sy le olona miaraka amiko , tsy tonga anefa izy , tezitra be za , nifakahita nefa za ary tsy niteny t@ mitsy na "a" na "o" , nifapijery fotsiny izahay , efa fantany tsara mo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/02/2007 23:35
eddy202 ( 15/02/2007 12:40)
Miarahaba anareo rehetra! Zaho dia manana olana aram-pitavana : misy vehivavy miaraka amiko efa niaraka 3 taona zahay , efa mifakafatatra , tsy avy eto moa ny fihaviany fa avy lavitra ivelany tananar... tohiny
novalian'i colar ny 21/02/2007 19:14
ronaldo09 ( 15/02/2007 11:58)
Fotoanan’ny fanomezana izao, ka raha misy manome anao dia fantaro fa ny : -Azalée : fankafizana - Bleuet : hasarotan-kenatra - Coquelicot : marefo -Cyclamen : hasarotam-piaro - Fushia : f... tohiny
novalian'i tisera ny 21/02/2007 13:11
andrea ( 14/02/2007 11:08)
ho ani'zay leo .. aleo indray mba ovaina ho fetin'ny tsy mpifakatia sa ahoana hoy ianareo ? [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i fasaly ny 21/02/2007 12:10
xxx ( 13/02/2007 23:46)
salut daholo loza ry reto fa mba ampio zah ,fa le malalako de isak hariva;de ny hanao eo amin ordi fona satria zay moa mifanalavitra be ny toerana misy anay:lasa mandainga ndraindray oe manao ze tenen... tohiny
novalian'i andouh ny 28/02/2007 13:56
yandyllan ( 13/02/2007 13:50)
io
:*:-*(l)mamy zao io satria rapitso lé androny ho anareo tanora indrindra izany,zay moa efa atitra ka tsy afaka manao inona itsony manova fety milay be daholo :oops:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:59
rakotoline ( 13/02/2007 12:02)
:Dsali dol,ahoana ny hevitrareo ùoùban'ny olona saropiaro,tsy fialonana vé ny dikany,tsy aleo vé,andeha amin'ny alehany ny olona dia mitsara zay ataony,toa hoe jalousie=maladie,misaotra:idea:... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:32
xxx ( 13/02/2007 08:40)
"Ny safidy ve manadala" sa "ny fitiavana no mahery" ???? ny fo (l)no sahirana amin'izany !!!asa .... , ny sasany mety hilaza fa ho tia tena raha hisafidy amin'ny anakiray, ny fo nefa tsy mety mionona ... tohiny
novalian'i linjo ny 14/02/2007 07:12
xxx ( 12/02/2007 14:46)
Ny iray aminareo mpivady ve mba be rancune rehefa miady ? dia maharitra firy andro ny fiadiavana ; ary rehefa raikitra ve ny ady mbola miara matory sa ahoana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:56
apache ( 12/02/2007 05:38)
tamin'ny mbola mpisipa dia navelan-drafotsy nirevy ny tenanay fa izao izahay mivady fa lasa problem be rehefa mba mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:27
xxx ( 10/02/2007 22:05)
mba azavao ahy oe ry reto ny hoe erection sy ny ejaculation??? misaotra... tohiny
novalian'i lektsolo ny 16/02/2007 17:30
xxx ( 10/02/2007 13:28)
Hitako diso matotra lotra le olotiko nefa za dia mbola te-hanala azy eo amin'ny fahatanorako,(tsy hoe te-hanala azy manao ahoana) zany hoe za aloha mbola tsy nahita fiainana firy teo amin'ny fahatano... tohiny
novalian'i nomenaj ny 01/03/2007 15:52
yandyllan ( 10/02/2007 10:51)
tsara ny fisian'ny fetin'ny pifakatia ho an'ny rehetra indrindra fa ho any tanora zay tena ao anatiny fitiavana be tokoa sa ahona?:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 21:19
Ass ( 10/02/2007 07:49)
Misaotra an'ireo namana nanoro hevitra mikasika ilay olana napetrako. Nisy nanontany moa hoe sao de PD ela. Laviko avy hatrany io satria tsy any mintsy ny olana. Mety diso kely koa angamba ny filazako... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 10:54
xxx ( 09/02/2007 12:07)
Fa inona oa no mba cadeaux atolotrareo ny olontinareo refa saint valentin otrizao , ny tokony hatao ? sns.... ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2007 01:22
xxx ( 08/02/2007 14:35)
miarahaba anao aho ry malalako, fo feno sy endrika mirana no iarabako anao @ izao faha 18 taona anao izao!! hoy ilay tia anao:*:-*(l)... tohiny
novalian'i Aino ny 12/02/2007 13:10
Ass ( 07/02/2007 06:26)
Lehilahy 24 aho izao nefa dia mbola tsy mahalala vehivavy. Ny antony dia tsotra : sarokenatra sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako. Mila fanampiana avy aminareo namana.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.1464