Fitiavana

Imahaka ( 28/03/2007 11:04)
ho anao http://www.dailymotion.com/related/1439121/video/x1fd8o_tsiliva-i-love-you/1 (l)... suite
répondu par fatakamana le 02/04/2007 06:44
bloumpe ( 28/03/2007 06:43)
fiffi ô!ndry oa tô b biz'oroka b:?:za zao mbola tsy manana,eny e!anisany fitiavana zany e?za zao te andefa biz'oroka ho andry nefa tsy mahay,d aôna zany:?::?: ... suite
répondu par dongadonga le 07/04/2007 09:11
kantoirina ( 27/03/2007 13:10)
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.... suite
répondu par pimaso le 24/04/2007 13:32
bloumpe ( 27/03/2007 12:45)
(l)tonga d tia b oa nefa vô aingana,d lasa blèm b!nefa le ray mbola tsy any tsara!d mampalahelo b:oops:d aôna ary zany?... suite
répondu par bloumpe le 30/03/2007 09:52
salmo1 ( 27/03/2007 12:27)
color marrones, mbola milay no couleur blancas ... suite
répondu par salmo1 le 28/03/2007 21:16
salmo1 ( 26/03/2007 10:34)
rehefa nijery vazony mage 4 aho, d http://www.dailymotion.com/visited/search/fitia/video/x1hg4q_mage4miova-ny-fitia fa milay ah fa tsy tapitra tsara:-*:x. Hoy izaho tam lay bandy gasy akamako zay: ... suite
répondu par salmo1 le 26/03/2007 14:34
rakaroka ( 25/03/2007 21:40)
sa "aleoko aloha..." hoy ny hira!... suite
répondu par paris10 le 28/03/2007 18:04
xxx ( 24/03/2007 18:38)
manana tantine(T) mitovy taona amiko za , zany we , vadiny tonton-ko , nanao sipa i T , zany we niodina izy satria naditra b ilay tonton-ko , d taty aoriana niova ilay tonton-ko satria natahotra izy f... suite
répondu par Fiffi le 26/03/2007 05:41
xxx ( 23/03/2007 17:06)
i fiffi aloha no hitako taminizah nandefasany sary manokana e:*... suite
répondu par xxx le 10/04/2007 19:59
salmo1 ( 23/03/2007 13:58)
Tena manja rangah ity joba ity ah http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao ^:^ manapotipotika be mintsy. Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{... suite
nikopol ( 23/03/2007 10:32)
canape foana ty kle :-D:-D:-D... suite
répondu par sonwin le 28/03/2007 07:46
nikopol ( 22/03/2007 09:46)
...
Eny... suite
répondu par happyfriend le 28/03/2007 12:14
navax ( 22/03/2007 07:02)
Ataokoi hoe nathan ny anarako mba tsy hahafantaranareo ny tena izy. Ny tantara izay holaszaiko eto de niatra tamin'ny fiainako. Misy tovovavy iray izay miaraka tamiko, efa 1 taona izahay no niarak... suite
répondu par bozylove le 05/04/2007 15:57
luciana5 ( 21/03/2007 00:35)
salama daholo!!!!!!!!! saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo? mba te haka namana eto ihany...maninona moa??:wink: fa mba te ahazo toro hev... suite
répondu par challenge le 02/06/2007 04:54
rakaroka ( 20/03/2007 07:12)
Ho anao: http://www.dailymotion.com/djrodman/video/x117sz_ny-itiavako-anao-tana-in-love [i]Nahitsin'i hery[/i]... suite
répondu par vale le 21/03/2007 19:16
salmo1 ( 19/03/2007 21:56)
Mihorohoro i Papa fa misy zavatra manahirana amiko sady manadala:°):-D. P- Niño! hande waiza elah? S- any am centre ville Barcelone. P- Haninn? S- hanontany zavatra mombany fanohizana ny fian... suite
répondu par luciana5 le 21/03/2007 00:29
nikopol ( 19/03/2007 16:16)
[i]"Hay moa Afaka manova ny aizina Hanazava indray Ny tsiky iray."[/i] [b]Poopy [/b] ohatran'ny tsara marina ilay poopy ... suite
répondu par happyfriend le 27/03/2007 08:41
ds ( 19/03/2007 13:16)
Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-) ================ Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao Toa reko injao mitrit... suite
répondu par Fiffi le 25/03/2007 19:43
xxx ( 19/03/2007 11:27)
somary misy ifandraisany iany nefa tsy tiko tapahina ny resak'i luciana5 any ambadika, sady nenah tsy resaka tsy mampatory@alina fa mampalasam-borona @atoandro... mety oe tia ary v rah ol miantso anao... suite
répondu par xxx le 27/03/2007 08:48
luciana5 ( 18/03/2007 19:46)
hono an:azafady !!!! ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady? ahoana no ahatsapana an zany, inona ny tena porofo mivaingana amin zany , sao diso ny heritreriro!merci!... suite
répondu par bozylove le 23/04/2007 15:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9274