raiki-pitia
1. salmo1
(
19/03/2007 21:56)
Mihorohoro i Papa fa misy zavatra manahirana amiko sady manadala:°):-D.
P- Niño! hande waiza elah?
S- any am centre ville Barcelone.
P- Haninn?
S- hanontany zavatra mombany fanohizana ny fianarana. sy fahazahoan-dalana any @ consul.
P- Fa misy inn?
s- zavatra anah manokana zany e, chafardero:-D :-p
P- @ firy elah miverina?
S- ^:^vetivety ihany aho, fa hiverina am taxi.
P- adios:D:snif:
S- adios :-*

répondu par luciana5 le 21/03/2007 00:29
5. vale
(
19/03/2007 23:16)
salmo1::? kely mahay..raha.hihihi
Mihorohoro i Papa fa misy zavatra manahirana amiko sady manadala:°):-D.
P- Niño! hande waiza elah?
S- any am centre ville Barcelone.
P- Haninn?
S- hanontany zavatra mombany fanohizana ny fianarana. sy fahazahoan-dalana any @ consul.
P- Fa misy inn?
s- zavatra anah manokana zany e, chafardero:-D :-p
P- @ firy elah miverina?
S- ^:^vetivety ihany aho, fa hiverina am taxi.
P- adios:D:snif:
S- adios :-*
6. lanto
(
20/03/2007 09:12)
Noheveriko fa mbola tononkira indray aza ny tato :-) ohatran'ireo hafatra teo aloha. Ilay raiki-pitia an'i Joy K (l)
7. rakaroka
(
20/03/2007 10:34)
Dia miombom-panontaniana am le dada aho hoe:
"fa misy inn?...:?::roll::lol:
"fa misy inn?...:?::roll::lol:
10. rakaroka
(
20/03/2007 10:57)
salmo1:
hamonjy fiainan'olona. azony rakaroka sy dada ve?
Haiiiiiiiyyyy!.... Eka hoy izy: azoko tsara! Toa toa izany mihitsy izany ny nanjo lé olona nanafatra ahy izay knou!...tsingouloubatita sy casse-tête izany rahavana :roll:8O:-P8O dia avy teo notakiany tamiko aza ny "effort" laniny tamiko nony nifamaly izahay..., dia "avereno" mody aho ho'aho fa tsy nilaiko akory ny ho aty raha toa izao! mais il a "intérêt à me garder" satria efa BBbbobaka loatra ny "investissemanet- ny tamiko!
Dia mahavità soa Salmo :lol::lol::lol:
11. vahiny2004
(
20/03/2007 17:02)
rakaroka:

hay koa misy asa-marika izy itony rakaroka :cry: