Fitiavana
xxx
(
01/05/2007 07:13)
:-D
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1ujrg_r-clee-toky-fitiaka-cheri...
suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 10:43
sitlo
(
30/04/2007 01:13)
Efa ela ity no nanitikitika ny saiko fa izay vao alefako.
Raha misy fitiavanao an'olona iray. Iza no tsara?
Iarahanao izy dia hihena ilay fitiavana, ary mety ho tsy hisy hiangana aza.
sa:
Tsy iar...
suite
répondu par kelly13 le 04/05/2007 14:17
meva2
(
29/04/2007 20:07)
inona no zavatra tsy tantinareo indrindra @ vadinareo ary inona no mahafinaritra anareo indrindra aminy, ilay mampisy frisson kely hoe heeee, tiako ty vadiko ity eeee !! hi,hi,hi!
Ny ahy ny tsy tanti...
suite
répondu par arialy le 07/06/2007 11:17
xxx
(
27/04/2007 11:59)
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy ...
suite
répondu par xxx le 07/06/2007 11:09
pimaso
(
27/04/2007 07:21)
tiako ianao no halako,
fahavaloko no havako...
:-$
;-)
;-)
;-)...
suite
répondu par pimaso le 02/05/2007 07:54
salmo1
(
26/04/2007 20:26)
répondu par hajasoa le 11/05/2007 17:44
xxx
(
26/04/2007 13:07)
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony...
suite
répondu par tsiafoi1 le 04/05/2007 08:00
diamondra27
(
25/04/2007 08:39)
fa inona kay ny raisons mety maha timide ny lhl rehefa tafahaona @ vhv izy (RDV)?
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
...
suite
répondu par tsiafoi1 le 04/05/2007 07:38
ninifar
(
24/04/2007 09:09)
Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d...
suite
répondu par soanja le 03/05/2007 00:58
xxx
(
24/04/2007 08:50)
répondu par dongadonga le 29/04/2007 12:33
maditra
(
23/04/2007 23:59)
Tsy hoe te-hanao resak'i zandry salmo1 fa mahafatifaty be mihitsy ny namana Dreamm. hmm, lol!! Gasy ka manja izany e
Fa tsy izay no foto-dresako, haha
Raha categorise-ko ny vehivavy araka ny tan...
suite
répondu par ravakamalala le 27/04/2007 11:27
salmo1
(
23/04/2007 14:45)
Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...
- 1 sipa marron internet sera2.
- 1 sipa chat amerika latina.
- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.
Mapte hanao ...
suite
répondu par Tokinao le 26/04/2007 19:04
coubah
(
23/04/2007 10:57)
faly miarahaba hoantsika namana izay tratrin'ny tsingerin-taona nahaterana anio ny tenako.Mercie à tous...
suite
répondu par lancia le 24/04/2007 08:34
ravakamalala
(
19/04/2007 22:17)
tsy haiko tsara na efa nandeha teto ity resaka ity na tsia (tsy tadidiko tsara.. ) fa tsy maninona fa averiko ihany!
rehefa mitranga ny toe javatra toy izao : olondroa mifankatia , tsy nieritreritr...
suite
répondu par ravakamalala le 26/04/2007 13:10
luciana5
(
19/04/2007 19:36)
manaona daholo dray an!
te ahafantatra mihitsy aho hoe: iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anara...
suite
répondu par toki81 le 25/05/2007 02:07
salmo1
(
18/04/2007 11:05)
Ao ampianarana no tena mitranga lay fitiavana. Indray andro ilay joba eo alohako ary izaho eo aorianany.
Mba finaritra ery ny jobakely ny hisangisangy amiko, fa izaho tena tsy ao mihintsy, hodiko j...
suite
répondu par salmo1 le 19/04/2007 14:17
xxx
(
18/04/2007 08:39)
Mifankatia izahay(miaraka), nefa izy manana olon-tiana any ivelany zay novolavolain'ny ray aman-dreniny,(vady atolotra). Nampahafantariny ahy io, ka hihaona ry zareo afaka volana vitsivitsy....
suite
répondu par dongadonga le 27/04/2007 23:53
imendrikaja
(
18/04/2007 08:30)
Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io...
suite
répondu par dongadonga le 29/04/2007 13:16
imalala
(
17/04/2007 13:49)
Raha ianao no mijery de mety ve raha miaraka ny cousin sy cousine...
suite
répondu par dongadonga le 29/04/2007 12:56
hajatia
(
17/04/2007 12:53)
ahoana no tena halalana hoe mampirafy ny lhl 1?...
suite
répondu par dongadonga le 28/04/2007 00:02
