Fitiavana

tsiafoi1 ( 20/06/2007 10:39)
Oharina amin'ny voninkazo rose ny vehivavy, TSARA raha atao indray mijery, fa samy manana ny lokony, arakaraka ny goût an'ilay mpitazana ny valeur ny ts11. Fa ny iraisan'ny vehivavy rehetra, dia man... tohiny
novalian'i imeva ny 28/06/2007 16:00
xxx ( 20/06/2007 00:31)
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana teo amin'ny tsaty ? tena sincère ve sa mety ho virtuel ? ary possible ve oe olona tena misy sentiment fort mifanoratra f... tohiny
novalian'i BONGOMASO ny 09/07/2007 12:31
xxx ( 15/06/2007 06:13)
Manaona daolo, Mba mila ny hevitrareo namana fa misy manahiran-tsaina kely! Izao no momba ahy, vehivavy aho, tsy mbola manambady, fa nisedra olana foana teo am fianako ka nanapa-kevitra mintsy aloh... tohiny
xxx ( 13/06/2007 15:31)
Ilay tafalatsaka ao anaty fitiavana e. Ohatra ny tsy afaka miriaria izany fa any foana ny saina. Mila ody tsy fitia.... tohiny
novalian'i cutie ny 21/06/2007 23:13
xxx ( 12/06/2007 05:51)
miala tsiny ra toa ka manao xxx na dia problema tsy de mila anaovana xxx aza ity arosoko ity izao dia miaraka amin'na olona 1, vehivahy aho, izao anefa dia naharay invitation ny fiancailles-ny ex-... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 09:21
zaagasse ( 11/06/2007 11:04)
lehilahy a ary niarakat@vhviray nandritry ny 4taon tiako izy ary izy tia ahy ny olana de izy tsy ahitana hevitra rehefa miresaka.manitsy azy a sy mampianatra azy de tsy ao mihitsy izy tsy misy azony n... tohiny
novalian'i zaagasse ny 06/08/2007 12:46
paris10 ( 08/06/2007 08:34)
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsa... tohiny
novalian'i malyevah ny 20/07/2007 07:57
rfjo ( 07/06/2007 12:34)
Mba samia mitantara eto isika eeeeeeeeeee! Inona no porofom-pitavana tena hitanao navesa-danja indrindra nataonao tamin'ny olona miaraka aminao, na koa nataony taminao? :* ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/07/2007 12:43
ajola ( 07/06/2007 11:39)
Niaraka tamina tovolahy iray aho nandritra ny 1ans. Nisaraka izahay avy eo satria tsy tantiko ny adalany rehetra. Ary efa reraka aho amin ny adiady isan andro..sns...T@ voalohany aloha tena sarotra ta... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/06/2007 03:02
arialy ( 07/06/2007 10:28)
saika hanotany za am ze manana traikefa am fitia oe ny fiarahana ve tena fitia fona sa misy koa fahazaran indrai2?... tohiny
novalian'i arialy ny 12/06/2007 17:39
diamondra27 ( 07/06/2007 06:58)
alohan'ny hirosoana @ mariazy.Na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy dia mila io daholo Afaka mizara izay azony lazaina daholo ve isika Inona ny miandry anao ao @ tokantrano? Na fifaliana na fahoriana ... tohiny
novalian'i kintana9 ny 22/06/2007 15:19
kallie ( 07/06/2007 06:33)
fa grave marina reto lé manomana a!!!! asa nareo ze efa nandalo teo fa tô ôtran'ny vôme mia-betsaka ny olana (resaka organisation sns) vôme mampitaintaina, nefa refa tena eritreretina, in no itai... tohiny
novalian'i sechat ny 11/06/2007 13:33
sallyg56 ( 06/06/2007 11:38)
za zany mba tafaresak t@ akizy 8taona de tena gaga ah fa efa manana sipa ono izy! fa maninona @ zao otran miha maikamaika @ fitiavana ny ankizy?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2007 02:38
anjaran3 ( 06/06/2007 03:56)
marina ve fa ny masera dia virjiny daholo?:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll: dia tena tsy manao fitiavana ve ny masera ?=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/06/2007 04:11
xxx ( 03/06/2007 11:05)
bjr doly za reto manambady fa ny tena tsy tantiko de ty tena be izy tsy mahalala afa-tsy ny tenany sy ny familleny nefa ny ahy na ny reniko aza tsy rarahiny nefa mananintena ; tena leo be za ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:36
Imahaka ( 01/06/2007 10:07)
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa? Misaotra izay afaka manome "version ofisialy".... tohiny
novalian'i romilino ny 08/08/2007 18:21
xxx ( 01/06/2007 07:29)
mila fanampiana reto fa afaka 1 volana eo ho eo ny mariaziko, olona tiako b izy io, mifankafantatra tsara izahay ary fantatro fa tia ahy be koa izy, mahafohy ny rehetrany ho ahy, tendre sns, olona ten... tohiny
nathie86 ( 01/06/2007 06:32)
tena misy v io:roll:... tohiny
novalian'i Romano ny 20/09/2012 05:57
xxx ( 31/05/2007 20:16)
Raha nifankatia tamin'ny olona iray izay aho, dia tena tera-pitiavana tokoa moa izany.....izany no hatao hoe amoureuse.....tsy msy toa ahy. izahay aloha tamin'ny net no nifakahalalanay e! dia mivan... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2007 12:09
xxx ( 28/05/2007 19:26)
! slt daholo! niaraka t@sipako 1 za ; 16 ans za t@zay ; mbola tsy tafiditra niroso t@ rapport nefa izahay raha tsy feno 18 ans za ! nandritra zay de niaraka teny fotsiny izy ko moa nanaiky ... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 06:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0826