Fitiavana

ibozymalaza ( 30/08/2007 07:50)
voaresaka matetika @dinika na eto na any @ hafa ty hoe ahoan no ahafantarana raha tena tara aminao ny kofa na tsia. tiako mba ho resahantsika heo ahoan ary no ahafantara,na hoe fanalana azy fotsiny en... tohiny
novalian'i tongona ny 21/02/2017 15:04
vivi ( 29/08/2007 11:34)
nifampiresaka za sy ilay sipako we raha misy probleme zany ny fiarahanay d aleo hajanona hoy za , ary izy moa nilaza we aza raisina ratsy ilay izy fa mba ahafahana mandinika ny hoa avy we hiroso na ha... tohiny
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:26
xxx ( 28/08/2007 06:48)
Manaona daholo, erintaona latsaka angamba izay dia nizara olana t@nareo teto aho.Nitantara ny momba ahy sy ilay niaraka tamiko nefa manana ny sipany koa izy.Tsy itako izay natao t@izay satria mbola ts... tohiny
novalian'i reve ny 03/09/2007 10:17
princesseN ( 25/08/2007 08:56)
je t'aime tiako ianao I love you ...... azo ilazana zay am-po @ olon-tiana,ny vady azo lazaina fa porozom-pitiavana ihany koa ... tohiny
novalian'i diffordi ny 22/10/2007 11:03
xxx ( 24/08/2007 06:30)
Tsy nanapo izahay t@ nanao rapport fa vaky tapoka ny proterctor nampiasainay , zaho nefa 14ème jour, mbola tamin'ny androany zahay no nanao io rapport , nampiasa fimailo zahay nefa moa tsy hay hoe... tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:11
wooda ( 24/08/2007 00:23)
Tokony nataoko tary ity dinika ity fa ato no tsapako fa mampisy lanja anazy. Inona no zavatra vitanareo @ fitiavana? Ohatra: tiako be ny sipako (na ny vadiko), miezaka za ny hamalifaly anazy sy ... tohiny
novalian'i kallie ny 28/08/2007 15:12
fetrakens ( 23/08/2007 11:32)
Ny olona sasany amin'izao tsy tia manambady raha tsy manan-karena ilay ho vadiny. Ahoana ny hevitrao Harena aloha vao Fitiavana sa Fitiavana aloha vao Harena?... tohiny
novalian'i Angolaina ny 28/08/2007 08:27
xxx ( 20/08/2007 14:37)
mba toroy hevitra reto ry zareo hoe ahoana no atao a!!!mba ikolokolona ny fitiavana!!!inn zavatra atao mba apateza ny fitiavana....samy tanora voa nisondrotra zay roa mbola eo19,20ans eo ka tsy dia i... tohiny
novalian'i la ny 17/09/2007 06:11
tyfoly ( 19/08/2007 21:58)
ahona no atao mba hamerenana ny sipa taloha, raha za no nilaza we vita ny anay !, izy moa mipetraka 600km, , ny nahatonga ny fisarahana d izy nilaza we manahirana b ny halaviran-toerana ka mety hanahi... tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:30
Imahaka ( 19/08/2007 20:02)
Azafady ry mpiserasera o! Sao mba nandalo teto ilay tiako Nifamaly izahay mantsy omaly Ka ny hafatro tsisy valiany! :? ... tohiny
kallie ( 17/08/2007 13:12)
http://www.fotosearch.fr/bigcomp.asp?path=IGS/IGS717/IS994-023.jpg... tohiny
novalian'i konjara ny 20/09/2007 09:06
botita ( 13/08/2007 23:31)
Inona lty n fika fa mbo te ahaz bizo @ iny sipa iny za alohan hiverenan an Frantsa a!... tohiny
xxx ( 12/08/2007 08:59)
tsy fantako reto fa tsy mba sendra anireny , grand amour reny za fa voadona foana ,misy fotoana aloha mba hita we tsy ho lasa lavitra , fa ndraindray mba sendra lehilahy efa tsara toetra mihintsy , mi... tohiny
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:24
jimteam ( 10/08/2007 14:47)
Izao ilay izy. Nisy sipa nampiresahako. Dia tsy nety niaraka tamiko izy fa hoe efa manambady. Mbola nifanerasera ihany anefa izahay. Izahay samy nahita fianarana. Mihoitra amin'ny fiainana ary sam... tohiny
novalian'i jimteam ny 01/09/2007 19:21
rakaroka ( 09/08/2007 18:43)
Tsy lafatra loatra anefa dé:wink::-w:-w MBA REVIKO RY RETO ITY CLIP ITY/ ASA LOATRA INN AZA NO HITIAVAKO AZY:?::?::-D:-D:-D:-P [url]http://www.youtube.com/watch?v=HweU-Nc__HE[/url]... tohiny
novalian'i mbaliana ny 12/08/2007 09:07
fetrakens ( 08/08/2007 06:25)
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!... tohiny
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:45
xxx ( 06/08/2007 20:46)
mba nanao rencontre t@ alalany internet zà , d nifanoratra tao anatiny 1semaina , d nifampiantso indray aprés 2 semaine , d nifanampan-kevitra we hifankahita , ny blem d mipetraka any geneve izy ary... tohiny
novalian'i Darlin ny 05/10/2007 08:54
yandah ( 06/08/2007 10:28)
Miala tsiny raha anisy fanitsina kely @ ilay lohateny ny tenako fa lasa mifangaro b lôtra any @resaka finona ny resaka nefa tsy dia tiako lôtra ny milalao io lohahevitra iray io. Aleo atao tsika... tohiny
yandah ( 06/08/2007 06:46)
mba mila ny hevitrareo ny tenako na dia tsy hitovy daholo ary ny hevitra isaka d le maneho ny an'ny tena no zvt dehibe misaotra... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:37
Fiffi ( 05/08/2007 19:31)
Tena variana zah ry zareo mijery an'io emission ao am TF1 io an .....de lasa ny heritreritro hoe le couple tena nifankatia be ery de tsy nahatana fa de tratran'le "tentation" marina...de rava daholo l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0892