Fitiavana

xxx ( 14/10/2007 08:47)
Angamba amin'ny ho avy mety mahita izay ilainy ihany itony : http://www.dailymotion.com/video/x1hgal_backomtsy-mila_music fa any aoriana any hono mety hisy vady programmable : http://www.msnbc.msn.co... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/10/2007 17:07
xxx ( 13/10/2007 17:32)
Inona ny lafy tsara sy lafy ratsy ny jamban'ny fitiavana?... tohiny
novalian'i Mam ny 16/10/2007 09:21
koffman ( 13/10/2007 07:50)
nisaraka zahay sy le sipako, roa volana taty aoriana de niaraka tamina sipa iray hafa zah, tena tiako be mintsy sady tia ahy koa,:-* 3 volana taorian'ny niarahanay sy ilay sipa vaovao de miantso ahy... tohiny
novalian'i mylenium ny 05/01/2008 17:04
xxx ( 10/10/2007 19:12)
Efa herin-taona no niarahako t@ ny sipako kanefa raikim-pitia @olon-kafa aho.Ny olana anefa dia mpiara-mianatra amiko io olona io, efa niara-natory izahay indray mandeha zay fa mbola tsy nanao, dia r... tohiny
Antsatnk ( 09/10/2007 10:57)
Enim-bolana zay izahay tsy nifakahita,tsy haiko izay antony fa miantso azy am-pinday aho tsy mahazo mihitsy.Nis fotoana talohan'izay nifamaly izahay fa izy moa manana olo-tiana hafa ankoatrako.Tsyv ai... tohiny
novalian'i andryrabe ny 12/10/2007 13:30
voniala ( 08/10/2007 09:18)
aza atao ho faharesena ny fandeferana eo @ sehatry ny fitiavana;fa isany nanampy misimis ahy ny fampiarana azy.Misaotra ny mpamaly ny dinika nataoko farany ilay hoe:mafy rehefa tia kah; fa ianao kosa... tohiny
soanja ( 07/10/2007 00:33)
Mamaky ilay tohin'ny resaka voaresaka notarihan'i Taniko ery ambadika zah dia nihevitra fa aleo resahina manokana izy ity. Misy ve ny olana raha toa ka misy sipa iray mahita fa manambola le olona s... tohiny
novalian'i kofbay ny 09/11/2007 16:43
tsirinantenaina ( 06/10/2007 13:09)
Nisy zazalahy iray taizan' aretina efa ela ary tsy maintsy ho faty afaka volana vitsivitsy. Niangavian 'ny reniny izy mba hiaraka aminy andeha hetsena, nony mby teny antsena dia nahita magazay fivarot... tohiny
voniala ( 05/10/2007 07:24)
:(3tona zao no niarahako tamin'i H.I.R.Tovovavy tsy malagasy fa irony metisy irony(metisy Arabo)samy tena tia izay roa fa ny olona dia ny tsy fitoviana ara-pinoana;zah katolika,izy musulmane.ka mateti... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2007 10:31
soanja ( 05/10/2007 03:24)
Rehefa mahatsiaro fa olon'afaka ianao ao anaty fiarahana iray dia izay no atao hoe sambatra am-pitiavana, manankarena ao am-po tia, miriaria feno fitia ! Sa tsy izany? ... tohiny
menjjaa ( 03/10/2007 14:32)
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin... tohiny
novalian'i menjjaa ny 11/10/2007 15:12
xxx ( 02/10/2007 05:10)
Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2008 10:54
soanja ( 02/10/2007 00:23)
Rehefa natao hono ny fadihadihana dia hoe ny vehivavy hono mazoto be manao firaisana aranofo ao anatin'ny taona iray voalohany amin'ny fanambadiana na aorian'ny mariazy ary miova midina izany fahazoto... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/10/2007 02:10
simplex ( 30/09/2007 20:09)
naika nataoko tany @ resa-dehilahy fa mifanaraka @ le ramatoa 82 taona nanambady bandy kely atsy tantara tena nisy an, bandy 47 taona nibirda rafotsibe 91 taona, matahotra ny ol fa nahena 50% ny sa... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/10/2007 10:16
zandikely ( 29/09/2007 20:26)
Man 24, weds 82 year old brides A 24-year-old Argentine man has married a woman 58 years his senior. The groom, Reinaldo Waveqche, told reporters after the ceremony in Santa Fe, northern Arg... tohiny
xxx ( 28/09/2007 21:18)
manana namana vavy aho, mipetraka @ ho rafozany izy(future beaux parents), dia ilay rafozandahy amin zao fotoana izao mikoty2 azy, izy anefa tapitalan kaleha,manao formation no ataony, itadiavany asa,... tohiny
novalian'i rovas ny 01/11/2007 15:38
ronaldo09 ( 28/09/2007 11:45)
Fomba entina andresen-dahatra ho an'ireo olona mampirafy (ny lehilahy no tiako ho tenenina eto) na kristiana izy na tsia ny hoe raha namorona olona Andriamanitra dia lahy sy vavy no noforoniny!Zany ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2008 12:05
diamondra27 ( 27/09/2007 14:50)
ahoana ny ataonareo kay? sa tonga de pimaso fotsiny?... tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 20:49
fetrakens ( 25/09/2007 12:35)
Ny zavatra rehetra dia mila fanandramana avokoa vao tena azo antoka ho tsara, ...ary ny fitiavana...... tohiny
novalian'i soanja ny 05/10/2007 14:24
la ( 24/09/2007 04:56)
Atao aty amin'ny FITIAVANA satria resaka fitiavana. Hoy ny baiboly:"tsy tsara raha irery ra-lehilahy dia anaovako vady sahaza hoa azy izy..."; ary mba ahoana zany ra vehivavy? raha ny [u]hevitrareo[/... tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.09