Fitiavana

peugeot ( 10/01/2008 08:45)
mety tokoa ary ve ny manao tokatrano maso ,misokatra ny adihevitra ho antsika... suite
répondu par nandrianina1 le 24/01/2008 03:56
xxx ( 09/01/2008 16:42)
mba mila fanazavana sy toro-hevitra aminareo namana rehetra ah fa tsy haiko izay hanaovana azy. (manana vhv somary efa antitra ah tiako sy mitia ah;nefa toa somary hafahafa anefa izy raha hilazako f... suite
répondu par xxx le 14/02/2008 22:03
popolita ( 06/01/2008 11:48)
salut daolo e.inona oa no atao mba haha ela vao tonga ny an'ny lehilahy e?... suite
répondu par accpt1 le 02/02/2008 19:52
peugeot ( 04/01/2008 14:17)
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e... suite
répondu par naughtyboy le 20/01/2008 22:03
niryna ( 31/12/2007 06:51)
Raha tsy isika no mizara izany fitiavana izany dia tsy afaka ny ahazo fitiavana avy amin'ny hafa.Ny fitiavana ihany no manasitrana fitiavana.Tsy vidiam-bola,tsy ilaina harena,tsy mifidy tavan'olona.Za... suite
répondu par menvasoua le 01/02/2008 09:01
endrika01 ( 30/12/2007 14:58)
tena marina ve izany? misy namako mipetraka any an-dafy,tsy hanam-bady intsony hono izy ,sady tsy te hanana sipasipa'zany satria tsy misy intsony ny lhl azo itokisana. Tena mba marina ve '... suite
répondu par vakiniadiana le 25/02/2008 14:20
endrika01 ( 23/12/2007 15:25)
nohon\'ny maha-vahiny ny tena moua,dia hita fa tena mbola vahiny miitsy.Na izany aza,dia tsy mety ny eritreritra raha mangina,ka indro krismasy hafa kely ,no asehoko anareo namana rehetra.rehefa nandi... suite
répondu par endrika01 le 05/01/2008 15:13
tiffanie2410 ( 23/12/2007 00:31)
saika mba anontany ny hevitrareo; misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety ... suite
répondu par tahina119 le 23/01/2008 06:31
olite ( 20/12/2007 15:03)
mba mila torohevitra aminareo re e misy olona zay mantsy tia ahy efa ela nefa za tsy nanaiky ny hiaraka taminy mihitsy, zao anefa no zava-misy, tato ho ato dia mitady ahy foana io olona io ary manao ... suite
répondu par belzaboba le 27/12/2007 13:30
tiffanie2410 ( 20/12/2007 08:49)
[b]Bold text[/b]saika mba anontany ny hevitrareo momba ireny bandy mampirafy mpirahavavy reny;amiko manokana mantsy a de le sipa no tsy misy saina satri efa vadiny rahavavinao ve na de mikoty aza toko... suite
répondu par bolida le 13/02/2008 08:44
rain ( 18/12/2007 15:08)
aona n afantaran oe tena tia n ol anakray?misy ol afaka mitia ol anakroa tena fitiavana v?... suite
répondu par bioubiou le 20/12/2007 10:01
Ilitakely ( 18/12/2007 11:26)
Ny tena marina dia misy vaiavy mafatifaty anà zay nefa izy efa fatatro fa miarkamn'ol.Mpinamana izahay alou atramzao hany ka tsy sahiko n ilaza amny zay tena ato ampoko nefa tsapako tokoa fa tiko izy... suite
répondu par faneva15 le 12/01/2015 12:10
fetrakens ( 18/12/2007 06:03)
Ahoana indray ny hevitrareo @reny mpihavana miaraka ireny e!? misy tena misy an!!(l)... suite
répondu par reve le 22/12/2007 11:34
niryna ( 15/12/2007 18:17)
Andriamanitra dia fitiavana ary isika rehetra dia nampianariny hitia ny namana MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA. MISAOTRA AN'N... suite
répondu par Mannou le 21/12/2007 10:20
salmo1 ( 13/12/2007 13:47)
Tsy ny malalanareo ihany no azonareo homena fitiavana, fa ny malagasy miaina amin'ny fahantrana ihany koa tokony hojerena kely raha tena be fitiavana ianareo. Matetika ianareo namana ato mahavita f... suite
répondu par reve le 16/12/2007 13:35
KAMBANA3 ( 13/12/2007 10:05)
Fa inona no tadiaviny ireny vehivavy maneq1 ireny.Tspako aloha fa tsy tia ho tiavina izy ireny. Izaho aloha mba beau ihany fa tsy mahazaka andreo. Ny volako aza tatainykoa.... suite
répondu par latina le 31/01/2008 13:44
lapino ( 11/12/2007 23:41)
Tena raha mba tia ny taranaka ihany dia aza mba misara-bady izany mihitsy ry zareo a. Dia mba aza manabosibosy olona hisaraka koa. :wink: Voaporofo manko izao fa [u]manimba tontolo iainana[/u] ny f... suite
répondu par reve le 16/12/2007 14:01
lalagasy ( 11/12/2007 22:07)
Misy ve any Eropa lehilahy, 30 - 40, mitady vady ho tia sy ho tiavina? Izaho, vehivavy 29, tokan-tena, tsy manan-janaka, te-hanorina fiainana vaovao tsara kokoa. lalagasy@gmail.com ny mail-ko. Resa... suite
répondu par tsiafoi1 le 25/02/2008 12:39
Kwasi ( 10/12/2007 23:54)
Mahatsiarotsiaro ny fahiny hoa za ry zareo e. [url=http://youtube.com/watch?v=KDjDYap-_X8&feature=related]Jereo eto[/url]... suite
miketrika ( 09/12/2007 15:20)
Miarahaba antsika rehetra. Miaraka amina vhv roa aho, Halaiko vady ny iray amin'izy ireo. Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy satria efa aman-taona vitsy izahay no niaraka... suite
répondu par Mannou le 13/12/2007 11:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0859