ahona marn kay n fomb fikotina sipa?????????????????????????
21. sakaizakely
(
20/12/2007 08:39)
marcofa ve mbola te ho kotina e ?
tairo zany rain_lita
ampimehezo ono izy an :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tairo zany rain_lita
ampimehezo ono izy an :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. pissoa
(
20/12/2007 12:49)
llitakely : teneno fotsiny izy hoe "tiko ndriko ka ahoana !" :-D:-D:-D:-D:-D
23. yah
(
21/12/2007 04:34)
tsotra be nge izany e! antsoy izy de anotanio hoe AKORY ROKY AMINNAH ? fa tsimaintsy mamaly izy hoe ..... de izay suuuuuuuuuure
24. Jeankely
(
21/12/2007 10:35)
Marina ireo ambony ireo fa raha azona eo antananan'olona ny sipa dia olona maivana ary mbola ho lasan'ny sasany @'ny manaraka na ho faly ianao na tsia. Olona miaraka @'olona mitodikatodika ve sa olona efa akaiky hisaraka @'ny sipany no zahavinao? Tena betsaka tokoa ny maivan-doha araka ny voalazan'ireo ambony ireo. Fa haniky resahinao izany ny sipan'olona? sa ny sipanareo manaiky tsipazan'ny sasany hafatra?
25. Jeankely

26. Jeankely
(
21/12/2007 10:36)
Marina ireo ambony ireo fa raha azona eo antananan'olona ny sipa dia olona maivana ary mbola ho lasan'ny sasany @'ny manaraka na ho faly ianao na tsia. Olona miaraka @'olona mitodikatodika ve sa olona efa akaiky hisaraka @'ny sipany no zahavinao? Tena betsaka tokoa ny maivan-doha araka ny voalazan'ireo ambony ireo. Fa hanaiky resahinao izany ny sipan'olona? sa ny sipanareo manaiky tsipazan'ny sasany hafatra?
27. reve
(
22/12/2007 11:51)
ny fitiavana tsy mba mifidy izay olona tiany hiantefana ry namana isany a! fa aza de manabaty sy manakivy ny namana e! tsy eo aminareo ny toerana mantsy!
tsy misy hoatrany ny miresaka tsotra ry lita kely a! ny ao ampo lazaina de zay ho hitanao eo ny tohiny de mahereza e!
tsy misy hoatrany ny miresaka tsotra ry lita kely a! ny ao ampo lazaina de zay ho hitanao eo ny tohiny de mahereza e!
28. endrika01
(
06/01/2008 14:30)
Tsy misy haiko aloha zay voalaza rehetra eeeee.
za kotina dia ho hitanao=))=))=))=))=))=))=))
Bon annif ilitakely!!!androany 6/01/08zany ny annif -nao????
dia ho tratrin'ny @ herintaona eeeee,dia mahaiza tsara mikoty sipa,raha izaho aloha no kotin'ny kofa dia tsy hahita izany eeee,zaho mantsy un peu complex 'zay ,hoy ny namana tary @ dinika fitaka sa hakanosana napetrako ary ambany ary,.Ny viavy mantsy refa tia dia tena tia @ fo mantolo ka tsy azo fitahina izany ,ka aleo tsy mikoty toy izay hi-kotikoty.=D=D=D=D=D=D=D

29. faneva15
(
12/01/2015 12:10)
tena marn ve fa nu oul #matikambo mora mahazaka sipa [dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]