ahona marn kay n fomb fikotina sipa?????????????????????????

1. Ilitakely ( 18/12/2007 11:26)
Ny tena marina dia misy vaiavy mafatifaty anà zay nefa izy efa fatatro fa miarkamn'ol.Mpinamana izahay alou atramzao hany ka tsy sahiko n ilaza amny zay tena ato ampoko nefa tsapako tokoa fa tiko izy ary vonona aho n apakatra azy raha ..............................Mba ampio e!
répondu par faneva15 le 12/01/2015 12:10
2. ravioli ( 18/12/2007 12:05)
aza b demagôzy e!kefa fantatrao ny aminy d ina ndray!
3. agoago ( 18/12/2007 12:21)
ampiadio izy sy lay olona miaraka aminy e, de lasa mankany amin'i Toi izy
4. salmo1 ( 18/12/2007 12:40)
Mitadiava leisy hafa, sipa bdb mameno ny tany.
5. xxx ( 18/12/2007 12:54)
Marina lesy zany ry salmo1

:arrow: Aza miady ny anjaran'olo fa reraka
6. simplex ( 18/12/2007 13:28)
salmo,
=D=D
7. adminiraly ( 18/12/2007 14:11)
Dia lazao izy izay ao amponao ao e! izy ihany no mahay izay tiany ataony, @ izay afaka ny fiasan-dohanao!
8. Ilitakely ( 18/12/2007 14:23)
K iza nefa n maalala rah tia anah izy;zany v d demagôzy fa tsy fitiavan'e!Sô d mba za n tiny d ts aleo v mba mitsapa vintana
9. salmo1 ( 18/12/2007 14:25)
Dia hataovy zany zay tiany elah hatao fa aza manontany intsony.
10. xxx ( 18/12/2007 14:41)
agoago:
ampiadio izy sy lay olona miaraka aminy e, de lasa mankany amin'i Toi izy
8O8O8O
Rainitetaka be zany e !

Ilitakely > raha sipa nongotana teny an-tanan'ny hafa izany lesy, mora miongotra teny amin'elah koa zany rehefa andalovan'ny milay noho elahy kle !
:arrow: Kanefa sipa hampakarin'elah ho vady ?
11. rain ( 18/12/2007 15:03)
tena reveko nge zany sipa zany fa tsy oe analak azy fotsn e!n tedavk zao oe atoronareo anah n zavatra teneniko anazy fza faible b am io taranja io
12. rain ( 18/12/2007 15:05)
zany n kozindra litakely!!!!!!!!!!!!!!!!!!!mapme anh ela r zandry e!
13. xxx ( 18/12/2007 15:16)
rain:

zany n kozindra litakely!!!!!!!!!!!!!!!!!!!mapme anh ela r zandry e!

mampme anah koo lesy elah rain_litakely :-D:-D:-D

14. Bafota ( 18/12/2007 18:37)
Aza rainitetaka bainina a!Kozio fotsiny izy hoe:tsy aleo mba ho ahy am'zay ny plasin'lery.:-D:-D:-D de hita eo izay ataony.ra tezitra moa izy de ataovy Bye bye bresil,fa ra mimeme izy de tafita ny hafatra de ohatran'izay e!An'la ny tohiny dia aza kozina aty tsony ra tsy am'mariazy
15. bonbongasy ( 18/12/2007 19:02)
milay zay driblan'i bafota zay =D

sahia alo miteny ze ao ampon'ela de hita eo ny tohiny
16. xxx ( 18/12/2007 19:16)
raha mimeme izy ry bafota tsy votery hoe nahapezy zany litakely. Mety koa hoe izy mieritreritra any anaty hoe bandy milingilingy tsy mahay mipetraka lery.
17. xxx ( 18/12/2007 21:14)
marina aloha lazainy xxx io sao de menatra izy ka mimeme fotsiny, tsy tiany ny hahatafitohina anao. fa raha ianao kosa manatany azy hoe andao hapiady ":fi.pi.pi.za.na" ka manaiky izy sur en certaint lasanao ny baolina.hihihihih....:*
18. tsoupou ( 19/12/2007 17:25)
Raha izaho toi ry Ilitakely tsy miditra @ zany. Matoa nareo tsy niaraka hatram zay, tsy reciproque ilay fitiavana (toi tia nefa izy namana be no niheverana an'i toi). Raha mbola te hinamana aminy dia aleo ihany mipetraka a@ zao fa tsy mikaoty an'azy.
19. sakaizakely ( 20/12/2007 08:10)
tony lhl tony misy maivana kely mits :^)

efa hoe an'olona mbola tadiavina tsaingofina ihany. Mahaiza mipetraka ry rain_lita fa matoa tsy ianao no nofidiny iarahana dia tsy tiany ianao izay fa mionona

Ilay izy eny antratran'olonkafa fotsiny no mampitsiriritra anao fa rehefa eo ampelatananao izy dia tsy hanaitra anao intsony.

Raha tena lhl dia andàna mitady hafa f'aza misikotra ny efa an'olona

Tsy mahalala fomba

20. marcocofa ( 20/12/2007 08:26)
zao ry bainina a,omeo fotona izy;tonga de teneno azy ny sentiment ananala,ra maniky izyde milay ra tsy manaiky de zao ,aleo ary hoe tsy hanimbana ny finamanantsika zany kozy zany;mande eny fotona refa miaraka matetika nareo aiza no tsy ho tara àla izy
na marary ary ela maita azy miaraka@le anakiray modio fanina,
de zao ra mahay mampiomehy ialay io mantsy zavatra reveny joba,ny blague
zay fa aza decourageny sasany eo fa ny sasany no tsy manana fomba iandivana,
zay fa courage e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1001