Fitiavana
niryna
(
29/02/2008 20:18)
Ahoana tokoa izany e sady mamela olona no mandratra olona ilay fo kanefa tsy miteny na manao fihetsika sa ahoana no mahatonga an'izany,ny saina sa ny eritreritra no mahatonga an'io ?...
tohiny
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 11:40
tsiafoi1
(
29/02/2008 08:41)
[b]"Tanala very sampy, ny manova ny mety"[/b] hoy ny fiteny malagasy : Midika zany fa azo atao ny manova olo-tiana rehefa tsy anjary.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : [b]"Na dia ny ony maro...
tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 16:06
peugeot
(
28/02/2008 10:13)
betsaka tokoa isika no mifankatia ato nefa tsy mifankahalala e ,afaka misy mijoro vavolombelona ve ? de misy afaka milaza ny PS ve ?
...
tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:40
mpindrana
(
28/02/2008 08:09)
Misy tovovavy iray mifankahazo mifanerasera amiko ,rehefa eo akaikiny sy miresaka amiko izy dia hafa ny fitiavako azy ,fa tsy toy ireny fihaonana sy fiarahan'olon-droa ireny ,fa rehefa mieritreritra ...
tohiny
novalian'i mirianah ny 05/03/2008 21:25
AOSTN
(
27/02/2008 14:55)
Ahoana indray ary ny hevitra raha misy olona tia, nefa mbola tsy hitanao hatramin'izay niainana mht.T@ alalan'ny chat/tél na/internet na hafa no donné nifandraisana;ny iray oh any France ny 2 any ch...
tohiny
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 12:00
tsiafoi1
(
27/02/2008 06:32)
Matetika ny [u]tsy fitiavana olona[/u] iray dia niandoha t@'ny fahitana toetra na zvt tsy tiana teo @'iny olona iny, de isaky ny mahita le olona enao de mitamberina ao an-tsaina le zvt tsy tiana sy na...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 29/02/2008 09:02
badboy
(
26/02/2008 20:07)
Toa refa tsafasaratoerana na mifankatia tahaky ny salaka sy ravimbody aza refa ela tsy miaona de mifanadino ihany ny farany!
Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany!
Be...
tohiny
novalian'i tess ny 11/03/2008 16:43
todisoa2
(
25/02/2008 13:53)
zao rzareo comment dire à quelqu'un oe ny anabavuiny no tianao hiarahana fa tsy izy. Izy anefa msosososo tô vinanto ts mahare fosa.=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/03/2008 23:27
xxx
(
23/02/2008 18:43)
manahoana daolo nareo.zao e misy olana za!dia izao nanao firaisana zay sy ny sipako t@ 14 teo nefa tsy protegé le izy.en +14 jr koakayt@io andro io.faizao aotrany manotany tena oé bevohoka v zafaot...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 19/04/2008 18:19
rajoelina
(
22/02/2008 00:23)
misy akamako zay jerijereny sipa, dia hoy lery tamiko oe:
-rajoelina!! jereny elah ange itsy sipa itsy raha hijerijery anah e, adala angamba io sipa lety ah.
Dia hoy izaho tamin'ny ledala oe:
-S...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/02/2008 00:53
endrika01
(
21/02/2008 12:13)
Raha misy olona milaza fa tena tia anao,misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany?Mila toro-hevitra ô!Melisy!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/02/2008 15:26
rastafarai
(
20/02/2008 02:57)
Manandrakandrana etsy sy eroa v @ zay manana safidy @ ze olona hovadina sa ze azo eo no atao izay itiavana azy!?ny tiana koa mantsy tsy voatery ho anjara:roll:
"Ny vady jerijery" sa "ny vady mistery"...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 25/02/2008 15:01
xxx
(
19/02/2008 10:01)
MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO...
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/02/2008 18:45
badboy
(
19/02/2008 09:55)
Ny fankahalana, tahaka ny fitiavana, dia mivelona @ zavatra kely indrindra; mety aminy daholo ny zavadrehetra!!...
tohiny
novalian'i badboy ny 29/02/2008 10:55
youyi
(
18/02/2008 16:43)
salu daholo!!! hono hoa r rreto, rah ny bandy ef nisaraka tamin'ny tena no verenana tenenina hoe "za mbola tia anao"(l) de aona ny mety ho sensation-any?:?:
d rah miteny iz oe aleo "aleo tsika mijann...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2008 09:43
Kapistra
(
15/02/2008 21:15)
Nisy maman'ny tsaiky manangy iray 'zay zany.Maniry izy io ny hanambadiany zanany vavy vazaha.Io tsaiky io 'zany ankevitry ny 20 taona eo ho eo.Dia nanano serasera tamin'ny vazaha tamin'ny Net.Ny sary ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 21/02/2008 18:11
todisoa2
(
15/02/2008 08:04)
aona ry zareo le fandaharana tao @ TVM teo ren a. Le maka tahak alou mampivoatra fa le mampitovy hoatry ny mampihomehy. Tokn nasian styles hafa tena miala @ mahazatra hoaho izy ireny. Sa aona n hevit...
tohiny
novalian'i Papoose ny 24/02/2008 10:34
soanja
(
14/02/2008 14:32)
Hatolotro anao ity satria fety androany ho antsika! (l)(l)(l)(l) nefa efa fantatrao fa tsy ny feo hivoaka ny vavako ny hahafehy azy!
http://youtube.com/watch?v=cltyYa-B1tE&feature=related...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 25/02/2008 14:19
rastafarai
(
11/02/2008 04:23)
Ny fitiavana dia mitsiry manomboka eo @ fatanoran'ny olona,any am-pianarana izany ra ny tokony ho izy,tsika tsirairay avy angamba samy mba nanana ny olona tiany sy niriany,tao ny afaka niaraka ary niv...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 26/02/2008 04:49
xxx
(
09/02/2008 17:16)
aona kay ry zareo ny fomba fanadinoina bandy iray ze ef nisaraka taminao nefa itanao isan'andro (miresaka isan'andro) sady mbola tinao nf otrn ef ts d mivaky loha aminao tsony? ampio ah r reto fa mija...
tohiny
novalian'i libys ny 10/04/2008 18:42
