love-TVM?

1. todisoa2 ( 15/02/2008 08:04)
aona ry zareo le fandaharana tao @ TVM teo ren a. Le maka tahak alou mampivoatra fa le mampitovy hoatry ny mampihomehy. Tokn nasian styles hafa tena miala @ mahazatra hoaho izy ireny. Sa aona n hevitrao?:lol:
répondu par Papoose le 24/02/2008 10:34
2. Papoose ( 15/02/2008 08:06)
na tsy TVM aza fa betsaka ny taleviziona sy haino aman-jery hafa no manao an'io! fa dia tena mampime aloha e!
zay ny itiavako mijery Utube mijery clip gasy satria tena ahitana vakibal b koa ao!
3. tslem ( 15/02/2008 08:25)
Tapaka ny tsinaiko am lé oe "vakibal", ohatry ny ela be zah tsy naheno an izany :-D:-D:-D
Fa mba tantarao oe nisy inn tao fa zah tsy mba nahita!
4. minoussy ( 15/02/2008 08:41)
Slt!nareo za ry reto mahita oe ilaina iany le miala voly @ zvt mapme otreny an! sa aona ? ra tsisy mapme nge ny fandaharana rht d maina be fotsiny e!o^o:*
5. Papoose ( 15/02/2008 10:59)
tslem jereo ohatra "fimla" dailymotion!:-D
feo, kostim, kalite klimp combo!! draissss raitra aby!:-D

6. todisoa2 ( 15/02/2008 14:23)
minoussy:

Slt!nareo za ry reto mahita oe ilaina iany le miala voly @ zvt mapme otreny an! sa aona ? ra tsisy mapme nge ny fandaharana rht d maina be fotsiny e!o^o:*


samy hafa ne mampe mlay fa le mampme mandreraka e:lol:
7. ikaretsaka ( 15/02/2008 14:24)
marina ny an'i todisoa
8. todisoa2 ( 15/02/2008 14:41)
msotr e
9. tslem ( 15/02/2008 19:21)
toy ilay fandaharana oe "volatantely" tam TVM taloha ve zany e? mba tantarao moa ry reto fa aza d ampilendalendaina fotsiny zahay a!
10. tess ( 15/02/2008 19:37)
ilay pazzapa kou de copie coller anefa tena itako misy lesoka beuh!8)
11. Papoose ( 16/02/2008 03:56)
ka pankarena kosa no tafiditra ao koa!:-D
12. todisoa2 ( 16/02/2008 07:00)
kska ela vô hahay hamorona
13. kelly13 ( 16/02/2008 09:29)
tsisy azoko na ny "i" aza :oops:
14. tess ( 16/02/2008 10:31)
Papoose:

ka pankarena kosa no tafiditra ao koa!:-D


marina alou zany e! amzay zé mpanakarena ihany no taifiditsa ao8) tssssssss
tena maka tahaka tanteraka mitsy fa tsy mba mnanana ny maha izy azy na kely aza! refa miresaka ao am villa aza de miteny voazaha aby ambakan'i bodo marraine hono:-P nefa mahay teny gasy aby8)


15. tess ( 16/02/2008 10:31)
kelly: araho moramora fotsiny de azo e!:wink::-D
16. tslem ( 16/02/2008 12:09)
Papoose:

tslem jereo ohatra "fimla" dailymotion!:-D
feo, kostim, kalite klimp combo!! draissss raitra aby!:-D


mba nanao recherche oe feo zah d sefobe hery mila tsy hahatanty mipetradrery no hitako tao:D

[size=14px]azo fafàna raha tsy azo atao[/size]
17. kelly13 ( 16/02/2008 12:33)
tess>niezaka ka niezaka kanefa mbola tsy azo iany

tslem>hein? inn zany? :°):°):-D:-D
18. tslem ( 16/02/2008 12:46)
miala tsiny deny melou klou zah sefo ra tsy azoko alefa eto ty an,ra tsy azo d fa avy hatrany fafao:P

kelly >>> http://www.dailymotion.com/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music

ny kalite sy ny kalitao sy ny karazany moa d notsenain'ny oups désolé :(

:-D:-D:-D
19. kelly13 ( 16/02/2008 12:51)
miciii ankia tslem a

:-D:-D:-D tsy maheno za klou fa d hitako ery ingahirainy fa d mankafy d mankafy ery mihira
20. todisoa2 ( 16/02/2008 14:38)
kelly13:

tsisy azoko na ny "i" aza :oops:



ka isika ela vô hahay hamoronéééé=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051