Fitiavana

AOSTN ( 08/12/2007 15:48)
Slt.Fa maninona kay ny tena TINA tsy mety tojo mora foana no saro-tiavina,fa ireo maro tsy ankasitrahana(sendra tafaraka fotsiny,tsy de tina loatra) no mttk azo mora no misisika lava izao sady sarotra... suite
répondu par AOSTN le 12/12/2007 16:37
endrika01 ( 07/12/2007 14:03)
Hoavy tsy ho ela ny Noely,somebiseby ny daholobe @fanomanana izany vanin\'andro lehibe izany.Ny famerenan-kira atao @Noely,ny famoahana ireo sapin ho haingona,fitetezana vitrine.Inona re no fanomezana... suite
répondu par slym le 12/12/2007 06:36
xxx ( 02/12/2007 21:09)
Mba mangataka hevitra aminareo za: 1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ ol... suite
répondu par tsikih le 10/01/2008 01:05
Papoose ( 01/12/2007 18:27)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3mt67_femme-asiatique-soumise-realite-ou_animals Soa ihany eto Dago fa tsy misy an'izao!... suite
répondu par Papoose le 08/12/2007 20:14
miraymel ( 30/11/2007 08:33)
Afenina:!: Raha handeha ianao izao Ka ilaozanao eto aho Raha avelanao irery Dia hangina aho tsy hiteny Ka ny ho avy hatrehiko Raha tsy ho eo intsony ianao Ambom-po no asehoko Amin'izay tsy... suite
répondu par miraymel le 02/12/2007 05:26
bimanoa ( 29/11/2007 08:15)
Avant le mariage Elle : Salut ! Lui : Ah, depuis le temps que j'attends ça ! Elle : Tu veux que je parte ? Lui : NON. Je n'ose même pas y penser Elle : Tu m'aimes ? Lui : Bien sûr ! Enormém... suite
répondu par bonbongasy le 29/11/2007 19:33
miraymel ( 29/11/2007 07:45)
Aza mba sendran'izao ihany. Miaraka amina olona tena tiana. Vonona ny tsy hivadika aminy, n'inon'inona. Nomena azy alohan'ny fanambadiana ny entana. Nihevitra fa tiany. Taty aoriana, de bevohokan... suite
répondu par booboo le 05/12/2007 17:37
xxx ( 28/11/2007 16:19)
Slt. Mon copain me quitte pour qlq1 d'ôtre, il m'a dit sincèrement qu'il ne m'aime plus,qand je l'envoi un message il m'a plus repondu,ni ô tel.qe dois-je faire... suite
répondu par meva2 le 05/12/2007 09:20
lunety ( 28/11/2007 14:11)
:(za reto a misy toa nitombée amoureuse na kofa tsy fantatro fa @phone foana zahay no miresaka ny blem d zao: :oops:za efa manan-janaka 2, tsy misy blem @resaka coupleko (na sexe io na fitiavana) ... suite
répondu par xxx le 09/01/2008 12:12
jimteam ( 26/11/2007 22:41)
Mampalahelo mintsy rehefa mahita sipa tianao nefa miodikodina etsy sy eroa. Araraotiny tokoa ny fahatanorana................... suite
répondu par sitlo le 30/11/2007 18:32
todisoa2 ( 26/11/2007 11:47)
mba mila fanampiana zahay e. Au faite, j vdrai savoir oe cmnt kay le oe azon coup de foudre. N angatahinay d celui na celle qui venait tt juste d'avoir vécu le coup de foudre n mamaly.:oops::oops::oo... suite
répondu par bozzy le 21/12/2007 21:48
tsiafoi1 ( 22/11/2007 08:05)
Raha zohina ny tantara de taranak'olo-mirahalahy (démi-frères) ny Israelianina sy ny Palestinianina (razamben'ireo arabo). [b]Taranaky ny mpirafy[/b] - Israely zanaky ny teny fikasana : Taranak'Isa... suite
répondu par fiaritiana le 09/12/2007 17:06
angelgirl ( 21/11/2007 21:08)
efa herin-taona za sy ny sipako no miaraka,efa nifankalala hatramin'ny mbola kely zay,samy manohy fianarana aty am-pita.Nanana olana zay no nisy vazaha miara-mianatra amiko anefa nanadala ahy dia nana... suite
répondu par kary le 08/12/2007 12:23
tsiafoi1 ( 20/11/2007 14:53)
Ahoana no fahitantsika an'izany voalazan'ny Baiboly izany? Inona re mety ho anton'izany? Inona no mety ho vokatr'izany teo @'ny fiainany sy ny fiaraha-monina nisy azy?... suite
répondu par tsiafoi1 le 05/12/2007 14:46
lepetitbetsileo ( 18/11/2007 06:58)
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?... suite
répondu par comptezo le 31/01/2008 07:31
lepetitbetsileo ( 16/11/2007 05:55)
Tena mba mandaitra ve ireny anatra ataon'ny olona @ télé ireny raha ampiharina @ fiainana ? Sy ny @ hira hiraina ireny koa.... suite
répondu par DESCARTES le 22/11/2007 12:35
endrika01 ( 15/11/2007 12:23)
Fandre matetika dia matetika fa ny vehivavy fonafona no voadoana eo @FITIAVANA.Mino aho anefa fa raha atao ny statistika de 55%nareo lehilahy d\'efa voadona avokoa é,fa tsy ho izahay fona no\"Hitsako... suite
répondu par endrika01 le 17/02/2008 13:20
fetrakens ( 15/11/2007 06:21)
Raha voadoana mihoatra ny [i]in-telo[/i] hono ny tovovavy iray dia mety hisy fiatraikany amin'ny fiainan-tokantranony any aoriana izany! ahoana ny hevitrao?... suite
répondu par fetrakens le 10/12/2007 10:41
ronaldo09 ( 13/11/2007 11:39)
Fa hono hoy aho ,eo amin'ny fiaraha-monina misy vehivavy ve midaroka ny vadiny ,zany hoe ny hery tsy mitovy no asiako resaka eto a!Za aloha mbola tsy nahita e!... suite
répondu par slym le 12/12/2007 07:02
endrika01 ( 12/11/2007 13:59)
Firy aminireo lehilahy moa no mba sahy mijoro?Hain'izy ireo ny mambabo fo tokoa,fa vitsy no mahay mikolokolo izany!!!... suite
répondu par endrika01 le 17/02/2008 13:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1118