INONA RE NO FANOMEZANA TSARA INDRANDRA @ZAO NOELY ZAO E?

1. endrika01 ( 07/12/2007 14:03)
Hoavy tsy ho ela ny Noely,somebiseby ny daholobe @fanomanana izany vanin\'andro lehibe izany.Ny famerenan-kira atao @Noely,ny famoahana ireo sapin ho haingona,fitetezana vitrine.Inona re no fanomezana tsara indrindra azo atolotra ny olon-tina,fianakaviana,namana,mpiara-miasa,mpiara-monina,indrindra reo namana ato @serasera,indrindra reo mazoto mandefa biz\'oroka ao ambadika ao?Tena mba vaky ny loha mba tsipazo hevitra ry reto a a a,fa tena K.0 hi hi hi hi hi
novalian'i slym ny 12/12/2007 06:36
2. pissoa ( 07/12/2007 15:45)
http://en.wikipedia.org/wiki/Jesus

:-D:-D:-D
3. booboo ( 07/12/2007 15:54)
Tsiky omena dia tokony ho ampy an-dreo zay :°)
4. Papoose ( 08/12/2007 06:43)
razoara!
5. Vitsikakely ( 08/12/2007 13:34)
Vatosoa,volamena,saphir,fiara,trano,ze azonao zaraina ao aminao ao ka,de
6. bonbongasy ( 08/12/2007 13:36)
tsidiho ny auzoma.com
7. sakaizakely ( 08/12/2007 14:50)
olon-tina : omeo zetèm

fianakaviana : sakafo matavy

namana : resaka

mpiara-miasa : omeo asa

mpiara-monina : fefy sy pankarta "tsy azo idirana"

namana ato @serasera : seraserao

ireo mandefa biz'oroka : meo biz koa izy
8. tsiambaratelo ( 08/12/2007 15:21)
Raha misy eo an-tanana,mba izarao amin'ny hafa.Rehefa tsy misy ,inona moua no azo atao fa de
omeo tsiky ee e,ampio teny mamy,Joyeux Noel,de samy ho tratrin'ny Noely manaraka indray eeee.
Raha mpanentana eo @fiaraha-monina ianao manomana hira iray na maromaro asaho daholo ny manodidina hiara-hihira,hikorana,handihy,de asio fizarana vatomamy kely eo am-piravana.
Tsy voatery hividy zavatra lafo be anie ry endrika,fa amiko ny fanomezana tsara indrndra dia ny FITIAVANA,raha miavonavona be ianao isan'andro , ohatra tsy tia ny mpiara-miasa aminao,tsy mamaly ny dinika
omeny namana ifampizarana ato @serasera dia mandraisa adidy.Sa ve ny anareo ny fanomezana tsy maintsy le zavatra azo tsapain'ny tanana foana.
TSIKY+FITIAVANA+VAVAKA
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
9. soanja ( 08/12/2007 15:40)
Peace!
10. Papoose ( 08/12/2007 20:18)
hira

tononkalo


dedikasy


karta
11. achrafhanna ( 09/12/2007 09:24)
Antso an-taroby feno Fitiavana be,indrindra
raha lavitra olon-tina ,havana,namana,tsy asiana
ranomaso anefa fa manjary tsy manja ny krismasy.
andefasana vola raha manana ianao,alefa @ compte bancaire malaky be,na western union,na le money gramm,reny raha efa misy any amintsika.Alefaso alohan'ny fotoana mba ho fifaliana ihany koa no ho hitany,milamina @ zay ny sainao,ary hahatsiaro sambatra,de mirary noely sambatra,sy taona vaovao (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
12. slym ( 12/12/2007 06:36)
vitsikakely ko malatsaka tsssssss.
Nena ry endrika01 ts manina na XBOX 360 fotsiny no omenao anah defa faly ah.Ts mitomany zavatra lavitra:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474