Fitiavana

diamondra27 ( 23/09/2007 08:02)
Tena ilaina tokoa ve ny mahazo tso-drano @ RAD vao manambady? Raha manambady ka tsy nankasitrahan'i RAD ny hiarahana @ lay olon-tiana mety hisy voka-dratsy ihany ve zany any aoriana?... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/09/2007 19:21
Taniko ( 22/09/2007 21:20)
:D Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra. Maro isika malagasy aty ivelany, ho anareo vehivavy no miavona @ lehilahy gasy mitovy aminy saingy "toa" manaiky mora foana ny "vahiny" : Tov... tohiny
novalian'i vampire ny 07/11/2007 05:39
boubounezy ( 19/09/2007 10:52)
inn ny tena dikanio teny io kay?... tohiny
reve ( 18/09/2007 04:33)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?... tohiny
novalian'i sonwin ny 20/09/2007 08:39
yah ( 17/09/2007 04:41)
salama daholo ô! hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((... tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:16
nirinkosoa ( 12/09/2007 12:17)
Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona? Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!... tohiny
novalian'i vaneali ny 22/09/2007 12:22
salmo1 ( 10/09/2007 16:57)
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana. ... tohiny
novalian'i miraymel ny 30/11/2007 08:06
kallie ( 09/09/2007 14:23)
Mialatsiny ra am teny frantsay fa amzay mazava koko : [u]Anatomie du Baiser[/u] : Quand on s'embrasse : - on fait de l'exercice : un bisou fait travailler 12 muscles d'un coup, ajouter le langue e... tohiny
novalian'i la ny 24/09/2007 04:37
Bita ( 09/09/2007 07:26)
Mba mangataka raha misy manana havana na olona fantatra any Perpignan adiresy re tompoko (vonjy aina) ity ny tel: 004916097075656 mba alefaso sms na antsoy aho. Misaotra anareo indrindra tompoko... tohiny
novalian'i RyAnona ny 11/09/2007 17:24
xxx ( 08/09/2007 09:24)
o ry reto a! za reto rehefa mitia olona d lasa miv&adika obsession , tsy aiko intsony ny manavaka ny fitiavana sy obsession.Rehefa misy lhl ray tia ahy d @ voalohany za tsy miraika fa rehefa izy lay m... tohiny
Jeankely ( 08/09/2007 04:27)
Ny nahatonga ny olona taloha nivady mpihavana dia samy mahalala fa lova tsy tiana hifindra. Na fiarovana ny firazanana tsy hikorosy. Ankehitriny na avy ao Comore aza afaka maka vady Malagasy nefa tsy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/09/2007 12:18
bossy ( 06/09/2007 09:10)
aona ny hevitrareo @ cousin sy cousine miaraka? voararan'ny lalàna malagasy ve zany? misy namako manko tian'ny cousiny, de mangataka hevitra avy aty amina izy? za nefa tsy manana valiny. ra ba afaka ... tohiny
kallie ( 06/09/2007 07:14)
fa misy reto sipa "situation de famille-ny : briseuse de ménage" mintsy a, tsy zany fa misy sipa any Dago fantatro, fa tsy mahay miaraka am ol célibatéra fa d vadin'olona isakarazany io no iarahana... tohiny
novalian'i kallie ny 12/09/2007 14:12
nirinkosoa ( 05/09/2007 09:07)
Ahoana no mba handraisanareo an'izany?... tohiny
novalian'i la ny 24/09/2007 11:25
xxx ( 03/09/2007 17:17)
ahona ny atao mba ahatonga anireny sipa taloha reny mba hiverina @ tena e!, raha ohatra ka tsy nisy ady ny fisarahana na nisy fa kely ! , mba omeo sopapa kely ilay sipa e!... tohiny
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:45
RyAnona ( 03/09/2007 08:03)
Nisy olona nanao loha-hevitra tany aloha tany momba ny fitiiava dia hanontany anareo aho fantatrareo ve ireo teny telo miatomboka @ CH ireo? dia mba arosoy ny hevitrareo fa mifandray @ fitiavana ireo ... tohiny
novalian'i Taniko ny 07/09/2007 10:16
naughtyboy ( 02/09/2007 10:12)
fanotanina kidaladala tsy afaka ato antsaiko ny oe ilaina foana v ny fitiavana vao afaka miaina tsara ny oul 1? azavaiko kely ny tiko volanina ilainy zv mananaina rehetra ny fisiany ny hafa mikarakar... tohiny
boubounezy ( 31/08/2007 10:06)
jereo ny blog mariage haga et prisca d ho itanareo eo ny fanambaniana gasy :lol:... tohiny
novalian'i hagaraza ny 25/03/2014 23:01
reve ( 30/08/2007 16:49)
firy firy am-tsika malagasy no mahatsapa ny halehibehan'io eo am fitiavana? tsy hoe atao resaka hafahafa izy ity fa mba hoetina hampandroso ny fitiavana ihany e!:*:-*(l):} ... tohiny
kalina80 ( 30/08/2007 13:56)
hono ho aho ry reto, fa maninona kay ny gasy no tsy dia sahy mifamboraka fitiavana na mba manao calin kely imason'oul mihitsy? ny ray amandreny aloha no tena manao izany e , ny dadako sy ny mamako ang... tohiny
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0833