Tandremo

1. salmo1 ( 10/09/2007 16:57)
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.

novalian'i miraymel ny 30/11/2007 08:06
2. fasaly ( 10/09/2007 17:33)
;-)
3. booboo ( 10/09/2007 17:47)
re-;-)
4. tsaramaso ( 10/09/2007 18:16)
hafatra ho an'ny janga toetra !!!!!
5. cutie ( 10/09/2007 19:13)
keep reading your bible ry salmo a :):P
6. naughtyboy ( 10/09/2007 19:14)
:-Dtaolana ny nify eeeka tsy mentsy mi:-D
7. cutie ( 10/09/2007 19:30)
in no mampime an'i naughtyboy eo zao :roll:
8. tess ( 10/09/2007 20:06)
naughtyboy:

:-Dtaolana ny nify eeeka tsy mentsy mi:-D

:-D:-D:-D:-D

9. naughtyboy ( 10/09/2007 20:08)
fampitanjemana kalo sa filazana?8O
10. fasaly ( 10/09/2007 20:14)
fampitandreman io ry nôty ah! tsy tsara ny mijangajanga fa maha very any amin'ny fahaverezana....:wink:
11. Kwasi ( 11/09/2007 14:43)
salmo1:

Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.


Tsy mazava. Iza @ ireto:
Mitia vhv janga ve?
Efa misy olontiana nefa mbola mihodina ihany?

12. naughtyboy ( 11/09/2007 16:18)
o.k fasaly :wink: de ahoana oul samihafa mirevy ny tena sady tsy masosotra ,odiana fanina zany sa avela alahelo fotsiny eny:roll:
13. diamondra27 ( 11/09/2007 16:30)
salmo1:

Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.




_______________________________

very aiza hazavao tsara
sa very any anaty lavaka?
de ze andraisanareo azy na lavaka inona le izy an:-P:-P
14. mandrindra ( 11/09/2007 17:09)
mbola tsy very ary tsy ho very mihitsy ny mpizara fitiavana eeee
15. boubounezy ( 11/09/2007 23:39)
fasaly naught aleo mehezana fotsiny fa tolana marina ny nify. nefa mety marina iany ny any salmo fa tandremo an
16. naughtyboy ( 12/09/2007 12:36)
boubounezy ,ie :-D tonga de amafisiko fa marina ny koziny lery eto,mora tenenina fa sarotra atao.
arakarany io mora tko ny very tsotra zao any @ lalany fafinaretana..
17. kallie ( 12/09/2007 14:09)
:-D:-D samy manana ny lavany io :-D:-D
18. naughtyboy ( 12/09/2007 16:12)
8)za to tsy manana an'zany fa ny famenoana an'io no ananako:-D:-D
19. Veloo ( 13/09/2007 01:21)
cutie [ Valio ] 10-09-2007 21:13:00
Lohateny : Re : Tandremo
keep reading your bible ry salmo a


:-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy ndray iny kle
20. cutie ( 13/09/2007 03:25)
veloo:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0425