Tandremo
10. fasaly
(
10/09/2007 20:14)
fampitandreman io ry nôty ah! tsy tsara ny mijangajanga fa maha very any amin'ny fahaverezana....:wink:
11. Kwasi
(
11/09/2007 14:43)
salmo1:
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.
Tsy mazava. Iza @ ireto:
Mitia vhv janga ve?
Efa misy olontiana nefa mbola mihodina ihany?
12. naughtyboy
(
11/09/2007 16:18)
o.k fasaly :wink: de ahoana oul samihafa mirevy ny tena sady tsy masosotra ,odiana fanina zany sa avela alahelo fotsiny eny:roll:
13. diamondra27
(
11/09/2007 16:30)
salmo1:
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.
_______________________________
very aiza hazavao tsara
sa very any anaty lavaka?
de ze andraisanareo azy na lavaka inona le izy an:-P:-P
15. boubounezy
(
11/09/2007 23:39)
fasaly naught aleo mehezana fotsiny fa tolana marina ny nify. nefa mety marina iany ny any salmo fa tandremo an
16. naughtyboy
(
12/09/2007 12:36)
boubounezy ,ie :-D tonga de amafisiko fa marina ny koziny lery eto,mora tenenina fa sarotra atao.
arakarany io mora tko ny very tsotra zao any @ lalany fafinaretana..
arakarany io mora tko ny very tsotra zao any @ lalany fafinaretana..
18. naughtyboy
(
12/09/2007 16:12)
8)za to tsy manana an'zany fa ny famenoana an'io no ananako:-D:-D
19. Veloo
(
13/09/2007 01:21)
cutie [ Valio ] 10-09-2007 21:13:00
Lohateny : Re : Tandremo
keep reading your bible ry salmo a
:-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy ndray iny kle
