Tandremo
21. rapala
(
13/09/2007 08:27)
cutie, tsy nampoiziko hoe mafana fo @ zavatra toy izany i salmo:wink:
22. cutie
(
13/09/2007 14:34)
rapala hiihihi
efa lasa olom-baovao hono i salmo ka,nifidy an'io lalana io .
Very big decision :wink:
efa lasa olom-baovao hono i salmo ka,nifidy an'io lalana io .
Very big decision :wink:
23. sitlo
(
13/09/2007 14:48)
salmo1:
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.
marina izany marina izany
25. karinah
(
18/09/2007 23:20)
salmo1:marina !! fa na dia tsy manatanteraka ihany koa aza fa rhf manota an-tsaina ihany koa dia naman'ny mijangajanga izay!:wink:
Ny fitiavana amin'ny fijangajangana dia mety hitondra any amin'ny fahaverezana.
27. miraymel
(
30/11/2007 08:06)
Tena marina izany fa tsy misy mampiomehy. Fa tokony any amin'ny fivavahana kokoa ngamba no nandefasana azy. Nefa tontolon'ny fitiavana koa ka.
Izay mety ho fijangajangana rehetra dia mahatonga any amin'ny fahaverezana daholo. :wink:
Izay mety ho fijangajangana rehetra dia mahatonga any amin'ny fahaverezana daholo. :wink:
