Fitiavana
koloina
(
05/05/2008 16:47)
hono hoa ry reto, raha @ bandy, iza no tena tsy foiny sy tsy mety adinony na hoe tena tiany?;: ilay sipa "première amour"-ny sa ilay no-"déflorer-ny" zany hoe ni dévierger-ny?
raha @sika sipa mant...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/07/2008 12:43
unicam
(
05/05/2008 11:13)
za zany maita fa milay kou ny fitiavana entre na bandy samy bandy eh!itako fa tsisy maharatsy azay!
mahafinaritra ery ny mahita an-dry zalahy eny an_dalana zany saingy izy tsy de sahy mifampitantana ...
tohiny
novalian'i kyel ny 02/08/2017 20:59
rajoelina
(
05/05/2008 08:48)
Misy joba gasy mitady hiditra amiko, kanefa izaho tsy afaka intsony amzany.
Efa mietsiketsika ihany anefa ny tena fa tsy hitako ntsony zay hatao aminy, na hametrahana azy, sahalany we mahamenatra ko...
tohiny
novalian'i Belami ny 13/05/2008 23:10
xxx
(
30/04/2008 10:48)
Fa zao le zava-misy, henoy tsara fa tantara izy ity::::
Miaraka hono zah sy i ....., efa ho 2 mois eo ho eo angamba izay, hono hoy aho satria, tsy haiko intsony ny famaritana ny hoe miaraka, efa n...
tohiny
novalian'i foosa ny 18/06/2008 10:19
badboy
(
28/04/2008 07:42)
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 12:05
isalo
(
24/04/2008 13:34)
Inona r'ireto no atao hoe " premier amour", ny olona niaraka taminao voalohany ve sa ny olona nanao firaisana taminao voalohany ?
...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 17:24
xxx
(
24/04/2008 08:18)
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés.
lay olona miaraka @ko fotsiny...
tohiny
novalian'i jusain ny 15/05/2008 14:08
xxx
(
23/04/2008 09:19)
HO ANAREO POSSIBLE VE MPISIPA TSY NANAO RAPPORT MIHINTSY NANDRITRA NY HERINTAONA NIARAHANA. EFA MISARAKA IREO ZAO...
tohiny
novalian'i lpeter ny 04/06/2008 08:25
yvanot
(
23/04/2008 08:01)
Salama daholo e.
Nifankatia t@ i H. aho, ary 45 andro fotsiny zahay no niaraka de nindaosin'ny fahafatesana izy. Nijanona tampoka ny fony ary araka ny nolazain'ny havany de naheno hono izy fa hanamab...
tohiny
novalian'i yvanot ny 24/04/2008 04:38
ninad
(
22/04/2008 12:58)
novalian'i mangidy ny 06/05/2008 15:47
xxx
(
22/04/2008 10:40)
http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080422/tod-echange-femme-contre-chevre-actualis-17baed7.html
:°) :°) ...
tohiny
novalian'i ialyr ny 05/05/2008 14:41
xxx
(
21/04/2008 08:37)
http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080421/tod-il-quitte-sa-femme-qui-est-en-realit-17baed7.html
Ny aza voany ihany fa maharikoriko :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Belami ny 08/05/2008 23:55
ari.malala
(
18/04/2008 11:29)
Za ry zareo mba mila torohevitra kely fa misy manahirana ny saiko a! Ao am centre fandehananay misy dokotera izay, mahakamo ana fa efa hatram volou zay vo tao aminazy no efa hafahafa tamiko izy, fa ts...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/04/2008 22:30
mamafara
(
17/04/2008 11:33)
sali daholo nareo.
zao no olana. Efa enimbolana zay dia niaraka tamina vadin'olona ny tenako. IO situation io dia efa fantatro hatreny ambolohany nefa izy tiako. Fiarahana miafina mazava hoazy ny an...
tohiny
novalian'i inala ny 29/05/2008 12:22
xxx
(
17/04/2008 05:54)
miarahaba antsika rehetra
Miala tsiny be dia be raha toa ka tsy naseho ny anarana.
FITIAVANA, FITIAVANA................( asa lahy izay mba manana toe-javatra mitovy amiko) tena tiako ny mba hilaza ...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 01/06/2008 22:57
badboy
(
16/04/2008 18:52)
Fa maninona no matetika, raha tsy ho lazaina hoe ny akabeazany mihitsy, no tsy afapo @ olona miaraka aminy?? Mazana manko tsy ilay nofinofisina na ilay tena tiana no lasa vady na miaraka (na eo anivon...
tohiny
novalian'i koloina ny 08/05/2008 16:44
rajoelina
(
14/04/2008 22:42)
tantara tamin'ity volana avril ity 2008
[u][b]version malagasy[/b][/u]
[b]vaza[/b]: aza haranty zah ry ann!!!
[b]gasy[/b]: hoay!! ho any wc za, mety mitovy haleha isika fa tsy manaraka a...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:39
rricardo
(
14/04/2008 19:31)
novalian'i kiadi ny 17/04/2008 16:59
fenitramialifera
(
13/04/2008 14:55)
ef ela izahay no niharaka ho teniko @ dada sy neny ve sa tsia. matahotra b mantsy za sö bedy ko...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 14:25
xxx
(
08/04/2008 10:26)
Ho anareo .mety efa nisy ve ny hoe lehilahy efa niaraka tamin'ny cousine.na vehivavy niaraka tamin'ny cousin possible v aloha izany .raha nisy dia mba lazao hoe...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 16/04/2008 20:42
