Fitiavana
azamanadino1
(
13/06/2008 17:12)
grineste no anarako de misy fanontaniana tena manitikika ny saiko , inona
no atao hoe fitiavana? ,taminy fotona tena nitiavanao any lay olontina eo anilanao,inona no zavatra tena nitiavanao azy ary n...
tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:57
sakaizakely
(
13/06/2008 08:30)
sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna
sarotra be koa ny mitazona azy
nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy
inn no mba vahaolana mahomby ? aleo ihany selibany ve :?: ;-) ...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 07/07/2008 13:12
karinah
(
10/06/2008 12:36)
Bonjour dol, hono oà mba saika te hafantatra za oe awona ny fihevitry ny tsi11 momba ny resaka elanelan-toana amin'ny lhl sy vhv!
Ohatra vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45ans, ohatra i Lorie sy Garou...
tohiny
novalian'i karinah ny 30/06/2008 07:52
yvanot
(
10/06/2008 08:27)
Ny olona hono rehefa maketsy sy makeroa, mampirafy be zany, de tsy mahatsiaro intsony zany atao hoe sentiment. Tsy mahatsiaro na tsy mi se sentir intsony ny atao hoe FITIAVANA. Tsy voa mafy ve izany?
...
tohiny
novalian'i haritianah ny 19/06/2008 16:30
einstein
(
10/06/2008 07:31)
Slt!
Ny ex-ko mataotra ny ho amie-ko fa hiverina oazy eny ono ny fiarahana de oainina be fotsiny izy! Inona no dikan'izany? Tsy mbola ti ve izy miten izay? Inona atao iverenany fa za tena voadona ma...
tohiny
novalian'i bafbaf ny 06/06/2012 12:59
xxx
(
05/06/2008 18:37)
Tena gagagaga mihitsy aho indray mande zay raha sendra nilazan'ilay olo-tiako hoe ianao hoy izy tsy tia ahy satria tsy voaporofonao amiko ny fitiavanao ahy .Niteraka gidragidra taminay roa anefa izany...
tohiny
novalian'i kiadi ny 12/06/2008 16:30
naritsimba
(
05/06/2008 14:14)
Miarahaba antsika namana indray.
Tantara tsotra no ho lazaiko nefa tantara marina.
Nisy olona vehivavy iray niaraka t@ lehilahy iray, ilay lehilahy dia efa manan-janaka mianadahy 15 ans sy 12ans.
R...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 16/06/2008 14:02
Belami
(
05/06/2008 12:37)
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, .....
teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kok...
tohiny
novalian'i mangidy ny 04/07/2008 13:16
satanarindra
(
05/06/2008 05:09)
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny vady atolotra amin'izao vanim-potoana izao?
...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/06/2008 06:13
mila
(
04/06/2008 13:42)
za saropiaro be fa miseho @ tele fona ny rafivaviko fa journaliste de inona ny ataoko, satria isaky ny mande ny vao2 de mijery azy ny vadiko de tsy misy miteny zahay roa......tena tsssss!!!!...
tohiny
novalian'i niry2007 ny 17/07/2008 12:35
mila
(
04/06/2008 12:21)
novalian'i kiadi ny 11/06/2008 17:31
xxx
(
04/06/2008 10:59)
misy sipa hitanao hoe tena manja be ,kotinao ary ty sipa ity ,any ka zakanao ,
mangetotra tampoka lay sipa ,mahagaga ihany re zany a! tena manimba charma ny sipa mangetotra ,ny cousinako ko niteny an...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/06/2008 16:35
lpeter
(
03/06/2008 13:31)
chaque fois tout le monde est aveuglé par l'amour mais aujourd'hui l'amour demande une telle fortune et une telle richesse quand tu n'a pas d'argent, une voiture luxe ou un moto luxe quel qu'une ne ...
tohiny
novalian'i Belami ny 05/06/2008 19:48
xxx
(
02/06/2008 14:36)
niaraka fito taona zahay mbola tsy vita n'inonona, dia tsy maintsy nisara-toerana noho ny asa, mbola tsy niara-nipetraka izahay aloha, ny ela moa maharay roa dia lasa nitia olona hafa zaho nefa tsy ti...
tohiny
novalian'i volana1 ny 16/06/2008 11:46
ainaheri
(
02/06/2008 12:22)
Nisy émission itako,ny sarin'le sipa (ex) ao anaty porte feuille-ny lery nefa izy efa manambady!!
Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???...
tohiny
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 14:31
xxx
(
01/06/2008 23:01)
efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay za ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2008 17:53
xxx
(
31/05/2008 23:40)
tena mialatsiny be aho raha mitantara anareo zavatra ,nahatsapa tokoa aho
fa olombelona de ray no tena tina aminy fiainana nefa de ny tena mahagaga
maro ireo olona mampirafy,inona zany no mahatong...
tohiny
novalian'i kiadi ny 04/06/2008 11:39
ainaheri
(
30/05/2008 04:40)
Ahoana ny ahafantaranao fa tiana anao ilay olona miaraka aminao,ahoana kou ny atao mba ahafantarany fa tinao izy??...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/07/2008 13:35
milaibe
(
29/05/2008 22:19)
Voafitaka ity tovolahy fa tsy virijiny intsony ilay tovovavy dia nitoriny fa nandaiga dia nomen`ny fitsarana ny marina izy ary nanaiky ny fanafohanana ny mariazy koa ity tovovavy ,marihana fa samy sil...
tohiny
novalian'i cyril ny 16/06/2008 19:35
xxx
(
27/05/2008 20:15)
Trozona be ilay ramatoa
Natao operation tany amin'ny hopitaly izy, dia lasa olona normal
Lasa hafahafa be ilay rangahy vadiny manoloana an-dramatoa avy eo
Voalazan'ilay dokotera fa 1/2 amin'ny co...
tohiny
novalian'i vale ny 02/06/2008 14:11
