Fitiavana

mimi62 ( 05/09/2008 11:57)
IO FITIAVANA OLON-DROA IO ANIE KA MAMPIJALY E! NY HAFATRO HO ANAO DIA NY HOE:TIAVO IZAY TIA ANAO DIA HO SAMBATRA IANAO;FA RAHA NY TSY TIA ANAO NO HO TIAVINAO DIA HIJALY IANAO ARY TENA HIJALY.DIA MIFA... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/09/2008 19:56
taref ( 03/09/2008 05:17)
Miarahaba antsika mpamaky rehetra mba tiko ho resahina sy ho fantarina eto ny zavatra tena tinareo refa manao firaisana @ sipanareo na ny vadinareo e! Ra ny ahy manokana lo de le refa somary mangi... tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:04
sonibi ( 02/09/2008 15:53)
Misy namana vaovao reo ny anarany avy any Tsaratanana ; azy misy an zany ? Faritany ANTANANARIVO... tohiny
ainnah1 ( 02/09/2008 07:50)
misy tovolahy 1 miray tanana amiko,vo niaona zay dia samy tratran'ny atao hoe: COU DE FOUDRE, de nisy fotoana tafiaraka matetika ary ndrandray ary zay 2 rery, vo 2 semaine zay!atram'zao nefa izy bola ... tohiny
novalian'i pisomc3 ny 27/10/2008 12:07
Jhemas ( 29/08/2008 11:27)
Efa no mba naniriako hanana olotina zany mba hiaraka amiko, asa zay mety hamhitovy hevitra amiko amin zany... tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/09/2008 11:43
Lion01 ( 25/08/2008 09:49)
Azo heverina hoe ao anaty ny fitiavana iany ve ny fanalan-jaza raha sendra ny tsy azo anoarana ?.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:15
xxx ( 22/08/2008 07:16)
mmm
Tsy dia hoe resaka be inona loatra ity fa [b]marary be ny foko[/b] :cry: ka mba mizara eto, tsy nahita tory alina. Efa miezaka ny hitia sy hijery ny sipako fotsiny ihany aho nefa dia noho ity fitiav... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/08/2008 20:42
sitraka1 ( 21/08/2008 18:26)
Hono re ry zareo, mba efa naheno ve nareo hoe: lehilahy virjiny tamin'ny fotoana nanaovana mariazy? Ohatry ny mampihomehy zany na ny maheno azy aza. Fa in-1 andro za naheno fa hoe mbola samy virjiny i... tohiny
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:25
xxx ( 21/08/2008 11:04)
inona no ataoko fa za efa manambady nefa misy olona miaraka @ko? izy koa loha efa manambady fa izy en France fa à chaque fois tonga eto izy dia miaraka zahay fa refa any izy dia mifampitel foana dia ... tohiny
anatiko ( 21/08/2008 10:27)
miarahaba anareo rht zao e, ny rafozako a, efa 5 taona zay andefasana vola foana sady mitombo foana ny chiffres fa any dago, avy foana ny msg hoe "manao anzao ndray an fa mba omeo vola", ny ramos... tohiny
badboy ( 20/08/2008 09:36)
Afaka ny hitia olona 2 samy hafa @ fomba mitovy ve? Dia tena fitiavana ve no fiantso ilay fitiavana olon2?? :/ :/ :/ ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/09/2008 20:12
naughtyboy ( 18/08/2008 11:28)
ny fitiavana ...malalaka be valiny ary azo iadinkevitra ao oh.reo mihevitra fa ny fitiavana de,namana ,olontina,Andriamanitra ,vola.. amiko zany de ty no filazany oul 1 ty no manakaiky azy " It's ... tohiny
rztiana ( 14/08/2008 08:51)
ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala ... tohiny
novalian'i amen ny 29/08/2008 19:08
endrika01 ( 12/08/2008 16:13)
Mana namana wa zah,mampalahelo be anah izy,efa notoroko hevitra ihany!Fa toa maivana be le toro-hevitra nomeko azy.Dia naleoko hozaraina eto @namana.Ny hevitry ny maro mahataka-davitra. Nitia tovovavy... tohiny
salopard ( 11/08/2008 14:01)
za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience; [b]toan-dry rakaroka[/b] no genre ko, nefa moa raha shoan na tess koa mety, rabilabila no tena izy, saingy efa tsa eo intsony, ai... tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2008 14:59
haritianah ( 07/08/2008 10:08)
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny va... tohiny
riana06 ( 06/08/2008 12:29)
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 13:33
ni81 ( 06/08/2008 07:34)
Sendra nitsidika tranokala iray aho dia nahita ity resaka ity... Lehilahy gasy aho ary manambady vehivavy vazaha efa ho efa-taona izao. Tsara be ny fiainan-toka-tranonay. Ny olana amiko nefa dia iz... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:35
zandikely ( 05/08/2008 22:28)
Voalaza matetika fa dia ny lehilahy no tena be olona niarahana ara-pitiavana ( partenaires) noho ny vehivavy. Milaza anefa ity Matematisianina atao hoe David Gale ity fa tsy marina izany. Io ambany io... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:21
Njainjai ( 02/08/2008 05:57)
Mafy ny fiainana, miara manaiky zany angamba tsika rehetra, atao dhlo ze fomba mety azona vola @fomba retraretra ny sasany ary misafidy ny hivarotena satria io no vola haingana sady betsaka; miaritra ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.0169