Fitiavana
jemimah
(
03/10/2008 16:14)
nandeha nanao bizina tany dago zah sy namako ray dia vhv io an!dia nahita niaraka t@ bandy tany lay namako nilaza lay bandy fa nanambady fa efa nisaraka ary tsy eo dago lay vadiny fa kosa manana olona...
tohiny
novalian'i maya21 ny 17/11/2008 15:06
nambina
(
29/09/2008 11:51)
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay ...
tohiny
novalian'i Belami ny 15/10/2008 21:13
roli
(
29/09/2008 08:39)
[b]Bold text[/b] :lol: :-$ :-w (l)
Tsy manome tsiny anareo aho fa ny tena marina dia izao ny olon-drehetra dia samy tian'ANDRIAMANITRA avokoa satria zanany isika ary izy dia rain-tsika ,na mpivav...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 29/09/2008 08:44
sff
(
29/09/2008 04:14)
Mba manontany aho ry zareo raha misy agence matrimoiniale malagasy. Aiza raha misy, dia mba azo ahatokisana ihany ve?
Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena t...
tohiny
novalian'i sff ny 05/10/2008 04:39
xxx
(
28/09/2008 08:04)
Nisy mpivady, nanana zanaka anankiroa. Ny voalohany 10 taona ary ny faharoa 5 taona. Samy miasa izy mivady ireo fa ny karaman-dramatoa ihany no hanina ao an-trano fa ny an-drangahy dia tsy hita fa ome...
tohiny
novalian'i haritianah ny 26/11/2008 08:28
xxx
(
27/09/2008 20:51)
Mila odiaina ny foko. Ontsa ny fanahiko. Tsy misy vonikazo fa tsy maintsy misy fiareta-tory. Noendahin'ilay olon-tiako tokoa mantsy ilay fitiavanay ka tsy maintsy ho alevina. Tsy mety afaka ato an-tsa...
tohiny
novalian'i ragabany ny 07/10/2008 08:26
roli
(
26/09/2008 12:20)
(l) [b]Bold text[/b]
Tena tsara tokoa ANDRIAMANITRA ,koa mifalia noho izany Fitiavany antsika izany.Mifalia mandrakariva fa tsara ny Tompo,ary ny fahatsarany dia tsy avelantsika ho very maina fa hi...
tohiny
novalian'i rafitia ny 27/09/2008 08:24
xxx
(
25/09/2008 17:02)
Malahaleho mafy an'i noue aho. Fa aiza enao e! Tu me manques, I miss you so much noue an!...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:24
xxx
(
24/09/2008 07:30)
Tsy haiko raha loha-hevitra efa nipoitra sy noresahina teto izy ity fa mba mahaliana ahy, indrindra ny fijoroana vavolombelon'ireo izay niaina na mbola miaina azy. Fa izay manan-kambara amin'ny ankapo...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/10/2008 12:26
Tynahti
(
23/09/2008 13:59)
o ry reto ah! mba apio za fa mahatsiaro mijaly mihintsy @ fiainana, tsy mety mifanena @ olona tiako mihintsy à nefa te itia sy mitsiriritra fitiavana be mihintsy.
Tsy nisy tantara taloha akory fa d ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2008 14:08
xxx
(
21/09/2008 00:11)
inona kay no mahatonga ny fahasarotam_piaro?
inona no atao mba hialana @zany?
inona no atao mba hampandeha ny tokan_trano(zany hoe mampilamina azy)?
inona no tena fomba nareo lehilahy voajanahary?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 23/11/2008 21:48
xxx
(
17/09/2008 10:35)
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 20/09/2008 14:37
xxx
(
14/09/2008 11:20)
lasa be ny eritreritro fa nanonofy ny ex-ko indray za omaly, sao mba misy mahafantatra ny antony
za vevavy an ! de nisy olona 3 lahy nanafika ahy hono samy nanana antsy ngedabe izy 3, fa voasambotr...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/09/2008 14:00
rastafarai
(
12/09/2008 02:35)
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?: ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 01/10/2008 15:09
ganakely
(
11/09/2008 10:43)
Mafy ty manambady ty re olona @ izao fotoana izao an satri refa ti-nao le olon de manankevitra hiroso @ rara enao. Nefa vao latsaka ny dinidinika de lany mbakan'ilay vola nifoforanao tanaty taona maro...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/09/2008 12:10
thytijol
(
08/09/2008 13:26)
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no a...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/09/2008 12:24
pp87
(
08/09/2008 07:43)
za manana sipa ,azo atao oe vady be ian za fef ela no niarak zay.izy alou ef nteny t@ko ian t@zay vo nanomboka niarak oe ef mananjanaka ray sy efa nanambady vita ny retraretra fefa divorcé ryzreo.ef...
tohiny
novalian'i ganakely ny 11/09/2008 10:59
pp87
(
08/09/2008 06:49)
[b]Bold text[/b] :( :D :o (l) (l) (l) (l) ...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:46
imbatake
(
06/09/2008 10:30)
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/09/2008 18:39
bazylou
(
05/09/2008 19:07)
L’histoire se passait dans un bus à la "Petite vitesse" peu avant le week-end dernier. Dans le véhicule bondé, une jeune femme sortait sa jolie tête à travers la fenêtre, histoire de profiter ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 14/09/2008 10:45
