Fitiavana

rakaroka ( 08/11/2008 09:23)
Raha araka 'nareo :roll: Inn kay ny "fahaiza-mitia izany" :?: ... tohiny
novalian'i bobone ny 14/01/2009 13:12
xxx ( 03/11/2008 08:40)
Raikipitia tamin'ny tovovavy iray tanana taminy ny namana iray ary tena vonona ny hampakatra azy ho vady mihintsy.Izao anefa ny olana tsy afaka nanambara ny fitiavana tamin'ny ilay namana nohon'ny fot... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 21:41
xxx ( 01/11/2008 05:37)
diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko n... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2008 22:43
baugany ( 31/10/2008 17:46)
lahatra sy anjara ve ny lalanim pifankaty... tohiny
novalian'i Noue ny 07/11/2008 20:32
Papoose ( 30/10/2008 23:38)
ahon no ahalalana hoe amoureux(se) aminao ny olona ray?... tohiny
baugany ( 30/10/2008 21:10)
misy olona ve tsy mitempo fitiavana?... tohiny
novalian'i laotsy ny 04/11/2008 17:56
kissie ( 29/10/2008 12:23)
:) coucou daol ô! Aôna no afatarana fa tena tia sipa 1 nareo? Za manko mitady anle bandy tena tia anà (l) ... tohiny
xxx ( 29/10/2008 08:30)
Est-ce qu'on est que des parents? est-ce qu'on doit tout sacrifier pour nos enfants, pour la famille, .... A-t-on le droit de tout quitter, femme et enfants par ce qu'on s'est peut-etre trompé?? ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2008 20:36
laotsy ( 28/10/2008 22:21)
Tontolo hafa sa tontolon'ny fo ny nofy ?... tohiny
novalian'i laotsy ny 10/11/2008 17:19
lazina ( 28/10/2008 09:33)
slt daholo!za @zao tady ho dpressif fa mba vonjenareo,leo b n fiainako a,za mantsy ola ti ambiance zay,nefa tato ato ohtrn tena maina b tsis pasy zay za,ny ola miarak@ko ndray borné b d vo maik leo b... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 20:45
pisomc3 ( 27/10/2008 12:17)
manana fofom-bady aho d ny olana mis aminay dia izao : izy sady tia mivoaka alina no misotro toaka isaky fin de semaine , izy aloha zandriko fa iza no zokiny ( vehivavy aho manoratra ity) , ny ahy an... tohiny
novalian'i maya21 ny 22/11/2008 13:50
venutia ( 27/10/2008 08:08)
Slt daoly,misy zavatra manahirana anà @ty resam-pitiavana ty ka mba mila toro hevitr fa ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra: misy bandy miarak@ko zay any,niaraka teny foana zay saingy izy madi... tohiny
novalian'i maya21 ny 22/11/2008 14:01
endrika01 ( 21/10/2008 10:16)
Lohateniny dinika napetrakiny namana etsy ambany io.Fa nalaiko kosa satria misy resaka mitady an i endrika01.Efa lava be ny hvt ny namana ao ka tsy sahy niditra zah, :-P sao tonga aminy ilay fitenenan... tohiny
caprio ( 18/10/2008 20:38)
Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fije... tohiny
novalian'i fijo ny 29/10/2008 21:36
xxx ( 13/10/2008 14:40)
lhlh 20T ,atraminy nahatsiarovako tena dia aotrany mbola tsy nahatsiaro aho hoe izany no tena hoe FITIAVANA izany ,marina fa misy eny anelakelany eny misy hoe mahita sipa fa mbola tsy nahafa po ahy m... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/12/2008 13:25
Alaina ( 11/10/2008 09:54)
Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany? ... tohiny
jlan ( 10/10/2008 08:48)
Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray. Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une ... tohiny
novalian'i perlin15 ny 28/02/2016 22:28
zary ( 08/10/2008 12:53)
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x ... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 15:11
melki ( 08/10/2008 10:32)
Izaho dia lehilahy 26taona, ary niaraka tamina vehivavy 21 taona. nandritry ny roa taona izahay izao no niaraka. [b]Ny zavatra tsy azoko dia mandainga[/b] :cry: :( amiko foana izy, milaza hoe tary... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:44
xxx ( 06/10/2008 11:54)
Niaraka t@ olona iray izay aho efa ho 2 taona izahay angamba no tsy niaraka intsony , tsy naheno ny feony intsony aho no tsy nahita ny hafatra avy @ intsony koa, nefa de tsy mety adinoko mintsy izy,in... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0858