Fitiavana
gasystras
(
25/01/2009 17:40)
Mba fanontaniana ny ahy ty e ! Efa nisy taminareo ve vao avy nanambady dia nananenina avy eo après 6 mois na 3 mois akory aza !! Tena nahavariana ana fa nisy olona fantatro tena après 3 mois dia vit...
suite
répondu par gasystras le 31/01/2009 13:30
bounany
(
20/01/2009 14:37)
Indray mande zay d nanatitra ana ny sipako; tonga teo @ arrêt na bus makany @ nay de hoy za hoe andao hande tongotra fa tsy hande bus (satria tsy de lavitra n misy ana) ! d izy mo otrany tsy te hande...
suite
répondu par bema555 le 29/01/2009 13:51
gabidemony
(
17/01/2009 22:08)
Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny...
suite
répondu par gabidemony le 09/02/2009 10:53
Mirananirina
(
16/01/2009 18:04)
dia ahoana no amaliana raha tsy fantatra ny mpanoratra ilay lohateny e,ilay mpamaly indray raha manao xxx dia tsy maninona. ...
suite
répondu par Mirananirina le 28/01/2009 13:11
xxx
(
16/01/2009 12:04)
Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana.
Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy t...
suite
répondu par batotoa le 29/01/2009 21:08
xxx
(
15/01/2009 15:54)
manaona daoly!
za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no ts...
suite
répondu par xxx le 31/01/2009 14:38
xxx
(
15/01/2009 09:54)
Miarahaba anareo, Nisy forum efa tamin'ny volana Aout -septembre tany ho any, nanao hoe "vavak'ilay Mpangalabadinolona" hatao fampiratina izy ireo raha sitrakareo, ka miangavy ireo izay rehetra ...
suite
répondu par namanabe le 05/02/2009 09:18
xxx
(
15/01/2009 04:53)
Leh aho miresaka,manana sipa aho,tato ho aho nahatsikaritra zvtr hafa²(hafa² hoy aho) Satria mifandefa sms sy mifampiantso izy sy ilay bandy,fantatro ilay izy taty aoriana ,nanontaniako izy dia nol...
suite
répondu par miarina le 17/02/2009 10:34
cire
(
13/01/2009 12:02)
(l) Ny fitiavana ve de tsy maintsy misy eo @ fiainan'ny zanak'olombelona [b]Bold text[/b]...
suite
répondu par Mirananirina le 16/01/2009 18:16
gabidemony
(
12/01/2009 14:04)
Volohany vao nahita anao ny tenako
Dia toy ny nisy zavatra nilaza ahy
Avy ato am-poko
Fa mila anao aho
Tò tsy sahiko ny milaza izany
Satry matahotra anao aho
Tsy haiko hoe naòna.
Indrisy a...
suite
répondu par cartina le 14/07/2010 14:54
RAvendrana
(
10/01/2009 16:25)
ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: ...
suite
répondu par Mirananirina le 16/01/2009 18:19
naughtyboy
(
09/01/2009 15:44)
@ tandrefana moa de romeo & juliette na Bonnie & Clyde @ bekintana fa isika ko mbo nanana ny antsika i Ravolahanta sy iza mo le bandy fa adinoko zay tao Tritriva ra tsy diso aho ..mila jiro kely tompo...
suite
répondu par namanabe le 10/02/2009 11:44
xxx
(
08/01/2009 16:24)
nisy olona lehilahy izay niteny tamiko hoe te hanambady hono izy fa nahita olontiana tiany alaina ho vady
Ny olana anefa dia izao: natao mariazy tany dago izy 2 ( ilay lhl sy ny ex) ary nanao transc...
suite
répondu par malala1 le 09/01/2009 16:56
xxx
(
05/01/2009 18:26)
Ny sentiment ve aminareo, mety ho foana tanteraka. Tsy izany mantsy fa manana sipa za, nefa lasa niraiki-pitia tamin'ny olona hafa koa. Nefa fantatry ny saiko tsara fa tokony tsy hanao an'izany aho, t...
suite
répondu par haritianah le 17/01/2009 23:54
Celest1
(
04/01/2009 20:22)
Mahajanga sy Florida(USA) mitovy ny hafanana izahay aty an-toerana tena mahita ok!...
suite
répondu par Papoose le 07/01/2009 15:27
Bita
(
03/01/2009 12:08)
Nantsoina tany @ fitsarana ity Ranamana iray satria voalaza fa namono ny vadiny.
Rehefa teo @ anoloan'ny fitsarana dia nekeny daholo ny fanontaniana rehetra napetraky ny Mpitsara.
Mpitsara: Sendra...
suite
répondu par Koditra le 12/01/2009 17:03
gasyjean
(
27/12/2008 18:59)
Izao no fandehany,ity sipa iray niaraka tamiko ary tia hay hatramizay izany dia vetivety teo dia tsy tia ahy intsony satria nijanona tsy nankany am-piangonana aho,ka saika mba hanontany aho hoe norme ...
suite
répondu par dadatoakoto le 05/01/2009 07:31
colaps
(
22/12/2008 20:10)
Inona kay ilay hoe RANOM-PITIAVANA???
raha mba nikaot vehivav mpianatra iray n tenanay d hoy iz
tamko oe d omenao RANOM-PITIAVANA v zah?
io mants n mb tiako amzao fety izao
goy inona ity hangata...
suite
répondu par ainaheri le 23/01/2009 13:43
nyranto
(
19/12/2008 15:20)
slt!
Za zan manan blèm kel @ resk fitiavana ka mb mila vonjy @nareo.Tia oul 1 zè a ar ten ti anaz,ar iz koa teo aloha teo nilaz fa tianà koa kanef iz ts met iark @ko fa aleo ouz rhf ten tiaB anao ...
suite
répondu par xxx le 30/01/2009 14:30
siboble
(
19/12/2008 05:57)
Za zany manana olana e,ka tsy haiko nareo namana rehetra raha mba misy afaka hanampy ny amin'izany.
Zao ilay olana:
Za efa manambady,efa niteraka iray,ilay vadiko anefa tsy mba ho hita ho namana m...
suite
répondu par andrywui le 30/12/2008 13:37
