Fitiavana

bounany ( 15/04/2009 06:13)
za de vevavy !! nisy sipako talou zay nanontany ana hoe inona no antony matonga ny vevavy ho tia mifamihina na mifampitantana am bandy refa eny an-dalana!! novaliko ihany izy tam zay !!! fa mba arosok... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2009 13:56
NyMisaina ( 13/04/2009 11:44)
Raha ho Fitiavan-Tanin-drazana dia manasa antsika rehetra: Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique: SITTING PACIFIQUE ESPLANADE DES INVALIDES JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H Venez nombreu... tohiny
bobone ( 10/04/2009 12:51)
Nisy zaza tokony ho eo @ 15 taona mipetraka ato amiko ary zaza sahirana tokoa! dia nalaiko mba tezaina ary mba manampy ahy satria mbola kely ny zanako ! dia izy zany no mba namany miara-milalao azy! I... tohiny
novalian'i bobone ny 21/04/2009 06:33
ni81 ( 10/04/2009 07:32)
Manana namana aho (vehivavy). Manambady izy ary samy malagasy izy ireo. Ity namako ity dia tsy manana havana eto Frantsa fa ilay vadiny kosa dia manana. Misy cousinen'io vadiny io miantso lava [b]isa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 20:49
xxx ( 09/04/2009 14:20)
Quand l'amour n'est plus, seul le devoir reste.... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 21/04/2009 14:32
NyMisaina ( 08/04/2009 21:27)
Raha toa ka fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia : http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news A diffuser "no limit"... tohiny
xxx ( 08/04/2009 07:35)
TSETSATSETSA TSY ARITRA . mety hisy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve ny fivoarana ara-teknolojia !! ohatra tamin'ny andron'ny adama sy eva zao ohatra de tsy mbola nisy zao evolution techn... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 12:48
sitlo ( 06/04/2009 21:06)
Rehefa nandinika aho dia ohatra ny tsy misy izany tiana izany fa safidy no izy. Izany hoe misafidy ianao hoe itsy no milailay dia miaraka amin'iny. Dia raha sendra nifanojo ilay safidy dia atao hoe mi... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/04/2009 06:37
pskl ( 06/04/2009 08:06)
Je voudrais la connaître Savoir comment elle est Est-elle ou non bien faite Est-elle jolie, je voudrais Oh je voudrais la voir Longtemps la regarder Connaître son histoire Et son décor et so... tohiny
pisokel1 ( 05/04/2009 09:39)
mila fanampiana avy aminareo ny tenako, miaraka @ lhy za efa ho 3taona zay, nandritra izay fotoana zay de lasa latsapaka ny fitiavako azy, ny olana nefa de genre lhy tsy mba miteny ny ao ampony izy,t... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 20/04/2009 14:11
heriman ( 04/04/2009 05:22)
ianareo v efa nampiasa produit pommade ireny rehefa manao ? andramo fa milay le izy... tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/04/2009 13:30
xxx ( 03/04/2009 11:47)
Miarahaba tompoko! Izaho dia vhv 24ans, nisaraka tamin'ny vadiko ary izahay efa niteraka iray (mbola kely ilay zanakay), taorianakelin'ny nisarahanay de fantatro fa hay efa nanao sipa ilay vadiko ary... tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2009 05:53
xxx ( 25/03/2009 14:25)
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ........... tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 17:09
NyMisaina ( 23/03/2009 10:01)
From an old friend, We called him because tgv trickster and very clever ideas to all black. Everyone to know that Besarety gang leader of the district, especially around Dada motorcycle mechanic. ... tohiny
novalian'i mangabe ny 15/04/2009 11:51
xxx ( 22/03/2009 12:12)
Izaho de [b]lehilahy 26ans[/b] [b]Bandy akama[/b] no anarako somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana ny tenako na t@ lahy io na vavy. Izao anefa de tapak'evitra aho... tohiny
novalian'i heriman ny 04/04/2009 05:19
xxx ( 22/03/2009 12:11)
Izaho de [b]lehilahy 26ans[/b] [b]Bandy akama[/b] no anarako somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana ny tenako na t@ lahy io na vavy. Izao anefa de tapak'evitra aho... tohiny
rabedla ( 10/03/2009 09:27)
ny sipa kay tena tian'io zavatra io an????... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:27
xxx ( 09/03/2009 21:36)
[b]HALLELUYAH[/b] , vazo milay be kosa io e. Natokana ho antsika mino izany tena fitiavana izany. Nefa toa mikoroso fahana ilay fitiavana noheverintsika tsy ho simba ankehitriny. Eny, fa na dia mbola ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 21/04/2009 15:39
bounasan ( 09/03/2009 09:14)
salut daholo !! za de vevav 23 ans, tsy mbola nanao sipa mitsy za hatram zao: ny olako ve?? exigeante lôtra: ze tonga eo ka ts mahafeno fepetra de ts idirako. ze mikôty ana de ts mahafapo ana aby ... tohiny
rabaradaka ( 09/03/2009 06:49)
Tato ho ato dia mifandrombaka mitady vehivavy plus de 50 ans ny bandy, fa nahoana ? Be vola sa mahay manao sa tsy atahorana ho bevohoka intsony sa mahay milalao azy tsara ? Mba itadiavo za dadatoa ho ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 29/05/2009 08:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0414