Fitiavana

xxx ( 09/02/2009 10:09)
inona kay no mahatonga ny olona sasany ho tara be vô mahalala manao sipa? ny zokinay lahy ohatra 30ans lery nefa de mbola tsy manao sipa fôna hatramin'zao: ry bôfy nefa te hanan-jary be ts'isy ôt... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:42
gabidemony ( 07/02/2009 18:42)
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!! Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe: CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!! ... tohiny
novalian'i fenouhy ny 17/02/2009 21:34
xxx ( 07/02/2009 10:43)
firy tôna ny ankizy lahy na vavy vô tokony hanao sipa! 15 ans ve? SATRIA?... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 18:37
xxx ( 07/02/2009 10:12)
Masturabation ndray no nde asiana resaka! Teneno ato aby -ny tombon-tsoa sy ny voka-dratsiny! -ny genre-na olona mpanao azy! -ny mahatonga ny olona hanao azy! -sns..........momba azy! c'est p... tohiny
peta83 ( 07/02/2009 09:11)
Ity tranga ty d magaga ana mitsy, ary tena mateti-piseho mitsy eny manodidina eny."Fa manina kay ny olona niaraka ela (minimum 5ans) matetika tsy mivady " kanefa vo misaraka @ iny vadibeny iny le band... tohiny
novalian'i peta83 ny 09/02/2009 11:25
xxx ( 06/02/2009 19:32)
ny olona miaraka amiko dia lasa mifandray be @cousine-ko, lasa miantso isankalina fa to hoe mila conseil hono ilay cousine-ko, ary rehefa miresaka ry zareo dia tena maharitra.vao tsy ela akory ry zare... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 18:56
xxx ( 06/02/2009 13:58)
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy manao firaisana ihany ve vô azo ato hoe miaraka?... tohiny
xxx ( 06/02/2009 10:38)
vôtery hivady ve rehefa miaraka ....? LAHY SY VAVY io no resaka.Couple! Raha oui de pourkoi! raha non de poukoi kou! c'est parti... tohiny
xxx ( 06/02/2009 10:38)
Inona ry reto no ataokou fa misy olona zay any tiako nefa otrany tsy tia ana izay Sipa za miresaka aminareo io an! tsy maintsy ny bandy foana ve no maitory fitiavana mialoha? sa za afaka miteny azy... tohiny
xxx ( 05/02/2009 09:45)
Vavy za no miresaka! 25ans! efa in-15 za no nanao sipa de hiditra @ faha-16 za zao! Aôna kay ra manontany ana lery hoe "im-piry zay enao no nanao sipa? laharana faha firy za...." Holazaiko azy ve ny ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 20/04/2009 15:13
Itovoary ( 04/02/2009 05:16)
Resaka mateti-pitranga mandalo eto ny hoe ny lehilahy mampirafy, mahay mandangolango, mahay mandrebireby rehefa ao an-trano fa raha vao mivoaka de efa mitsipika etsy sy eroa .....sns..... Na koa ho... tohiny
xxx ( 03/02/2009 16:59)
slt daolo nareo!!efa ho avy ndray zao ty ny fetiny mpifankatia o!!! mba omeo hevitra @ cadeau za e!! za manoratra d vhv ...lay cadeau tsy d lafo reny fa efa mafy ny fiainana lol dia misaotra mialoha.... tohiny
TsiStar ( 01/02/2009 12:45)
Izaho dia lhl befitiavana, mahay mahandro vary sy laoka tsara, mazoto miborosy trano isanandro, ny asako dia mpandrafitra fanaka. Izaho dia mitady vady vita gasy mipetraka any andafy manana nationalit... tohiny
xxx ( 30/01/2009 19:29)
Misy olona mifanoratra amiko izay,tiako izy nefa tsy hitako akory ary tsy fantatro ny tena fiainany,sariny no hitako dia izay.(izay marina)mety hafeniny manko ny tena momba azy.Diso ve izaho,ahoana ny... tohiny
xxx ( 30/01/2009 14:16)
Mba mila torohevitra avy aminareo za ry zareo fa saropiaro be ny olona miaraka amikou nefa za tsy mampirafy azy fa manaja azy foana; tsy fantatro hoe misy miaraka aminy ve any de mody anafenany anizan... tohiny
mailofy ( 30/01/2009 09:01)
Zao de vehivav 22 taona, t@ volana août 2008 teo za vô nanomboka nanao sipa! Bandy iray zay ( ataoko hoe Y no anarany) no niarahako.Tamizahay nihaona vôloan de tafareka de niresaka ; d teo no nahal... tohiny
novalian'i lovelyri ny 04/02/2009 11:12
bounany ( 28/01/2009 12:05)
Salut! Philosophie ihany ty an! Nisy rangahy prof philo nay zay oa t@zay t@ terminale: D hoz lery t@ zay: "Fantatrareo ve ny antony mahatonga ny bandy hampirafy! Eny hoz ny mpianatra. Teneno ary... tohiny
novalian'i pssid02 ny 06/02/2009 20:03
bounany ( 28/01/2009 10:33)
Salut ! VÖ HIARAKA NY OLONA 2 LAHY SY VAVY DE AÖNA KAY NO AHAFANTATARAN'LE VAVY FA TENA TIA AZY LE BANDY HIARAHANY? AÖNA NO AHAFANTARANA AN'IZANY @ FIHETSIKY NY LE BANDY, @ FITENINY ARY @ ATAO... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:27
xxx ( 27/01/2009 09:01)
Puisqu'on ne vivra jamais tous les deux...... tohiny
bounany ( 26/01/2009 08:30)
Salut daôly e! Mba misy fanontaniana ty e! Aôna kay no ahafatarana fa vierge ny sipa iray raha jerana @ fiseho ivelany fontsiny? Fantatra @ endrika, bika sy fihetsika ve zany sa? Misy kôfa boay sa... tohiny
novalian'i NADEGE ny 23/12/2017 08:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08