tratran'ny ody fitia v za sa zvtr haf mits zao? ts azok tson

1. mailofy ( 30/01/2009 09:01)
Zao de vehivav 22 taona, t@ volana août 2008 teo za vô nanomboka nanao sipa! Bandy iray zay ( ataoko hoe Y no anarany) no niarahako.Tamizahay nihaona vôloan de tafareka de niresaka ; d teo no nahalala f miaramila sady mbola mpianatra iz: d fantany t@ fomba firesako t@zay fa za tsy interessé @ miaramila satria @ akapobeny de maditra reny.Tsoriko fa i Y d bandy somary dengany ihany, mifoka sigara aaaaa ! tsy le genre d’hom ko e ! Vô nila teo @ nihaonanay nefa za d arakaraky ny nampandroso ny andro no vômaika nahatsiarovako azy, tô lasa te hahita azy zany aho ! gaga aho t@ hoe izy no iza no nahatara ahy ! izy zay tsy fantatro akory !
Nifampiantso zay de avy niaraka. Vô niaraka zay de nilamina tsara iany na de indray mande par mois aza vô mihaona nefa samy eto Tanà ihany.Mifandefa sms d mifanao fotôna zahay aty @ ville de mihaona de ateriny mody za rehefa avy eo. Indray andro natsoiny za hoany @ zareo za, d tonga tany za ,vô sambako t@ zay. Teo d teo d niresaka d mifanoroka zay d ao ambavany misy zavtra tsy haiko zany ; tsy bonbon an ! Nanomboka nikitikitika ana izy de za tsy mo nanaiky satria on se connaissait à peine de izy misisika fôna ny hikitika : vôtsapany hatramin’ny aty ambany d teo no nahalalan’ny fa vierge za.Gaga be izy sady taitra d otrin’ny lasa b saina zany.Fa nanomboka teo oa (zany hoe nanaomboka t@ nahalalany fa vierge za) d tena niova ny pejy e! Hatramin’izao isika miteny zao, @ zao ora anoratako zao za d tsy mety mino mitsy ny @ tohin’ny tantara!
Niala teo zahay d nateriny nody za : teny andalana d hoy izy tamiko: “Za nge efa manana sipa e! atsy izy no mipetraka! D aôna ny ataonao rah mivôka eo izy! Sa aôna no hataoko”.Gaga be za fa aôna enao zany mapirafy! An an an hoz iz tsy mamapirafy za satria za tsy manambady, ny manao sipa maro tsy maninona ram bola tsy manambady; Ontsa ny foko t@zay tena ontsa e! D izy hono tsy mi deverge sipa zany fa manahirana revô misaraka! Zany daôl no notenenina t@ko! Possible ve zany hoe bandy handalo sipa viege zany? FA tsy hideverger? @ zao vanin’andro iainantsika zao!
Nanomboka teo za d ny hiala @ no noeritreretiko hatao: fa tsy mety tafala anefa za hatramin’izao isika miteny zao; Misy zavatra fatatro ko momba azy de nahatonga an ate hiala aminy! Miala za de avy eo miova hevitra tsy haiko zany de miverina aminy d eo d vôdona ndray d te hiala de tsy tafala! Ny zokinay miahiahy hoe nasiny Y ody fitia hono za satria bizarre no azo ilazana ny fisehony le tranga! Revô tsy mahita an’I Y za anatiny 1 semaine de mitomany fôna isan’andro, bongo maso fôna ! tsy matory @ alina ! indraindray za @ 12 alina miantso azy @ phone de mitomany. Za miasa sady mianatra fa tsy misy mande @ laoniny reo !!!! Mikorontana ny fianako! Lany vola za ny miantso azy fôna! Rehefa miatso azy za de ihomezany fontsiny rehefa mitaraina!
Misy @ zany: na efa @ 3 tolakandro aza leery no miantso ana hoany @ zareo de tonga za! Nefa ny misy azy somary lavitra iany de @ 8 sy sany hariva za vô tafaverina ao an-trano!
Fa ny tena henjana de ity: misy fotôna za miatso azy kay le sipany eo akaikiny de hoz iz: tapaho aloha ny appel nao fa mimenomenona be ny sipako eto akaikiko; tapaho aloha! Manapakevitra z any hiala @ noho izny; Nefa afaka 1 volona de miverina @ indray tsy haiku hoe maninona ary! Indraindray @ za miantso azy de teniteneniny za satria eo anilany eo le sipany za aza antsona tsony e! tsy fatatro enao e mantsy ana! D rehefa miala le sipa tsy eo tsony d mande sms amiko izy hoe azafady fa misy surveillante de vôtery nanao otry reny za! Miala za fa tsy tafala; Lava be le tantara fa izay @ akapobeny:
1-Mety nasiny Y ody fitia marina ve za ? sa za mitsy no efa lasa adala?
2-Ny miala aminy no tokony hataoko nefa @ fomba aôna? Efa nataoko daolo ny moyen mety rehetra nefa de zao tsisy vôkany !
novalian'i lovelyri ny 04/02/2009 11:12
2. xxx ( 30/01/2009 09:38)
Tsy hanihany ity zavatra lazaiko manaraka ity an!
Enao mihitsy no adala :)
Avelao any izy e, sady mbola tsy nisy consommation an'ilay zavatra ange. Il suffit amiko hoe sokafanao indray ny fonao dia hahita ny sahaza-nao enao. Mbola izy ihany mantsy no masaka ao am-ponao. Enao koa zany mbola tanora tsara. Izy tsy mety hiaraka aminao. Ka miandry inona eo fotsiny ranona an! Mandalo ange ity fiainana ity e! Ataovy ny fiainanao e!
3. ni81 ( 30/01/2009 10:43)
Tia azy loatra ianao dia izany no mahatonga anao halahelo lava.
1) Izy no voaloham-pitiavanao
2) Izy no niraisanao voalahany ka tena nisy fiantraikany tao an-tsainao izany zavatra izany
Ezaho hanana ambom-po kely fa ho afaka miandalana ilay halahelo. Fantaro fa
tsy tiany ange ianao matoa tsy raharahiany rehefa ao ilay sipany e! Raha olona tia anao izy tsy hanambany anao toy izany mihitsy akory, dia avy eo mody miala bala fa hoe nisy surveillante :roll:
Ataovy izay tsy hihaonana aminy intsony na dia miantso anao aza izy. Ataony fanalàn'andro fotsiny ianao...
Mahereza
4. mailofy ( 30/01/2009 11:34)

xxx >>> Merci fa tena direct be enao! jamban'ny fitia na follement amoureuse zany za araka ny hevitrao an! logique be satria izy le vôloany nge e! le nandrasako hatry ny ela! Tam za 15 ans no efa tokon nanao sipa nefa tsy nanao za satria tsy te hanao sipa.Vô vonona nefa za tonga de vôdona! tena mafy amiko!


ni81>>>Misôtra mankahery! important amiko ny resakao! maromaroa ny ôtranao!

indraindray izy miantso ana d za miteny aminy hoe: tsy hitako mits oa zay mbola mampiraikitra ana aminao! d hoy ny famaliny: "tratran'ny herin'ny ody fitia zany enao ko!" tsy hay hoe mananihany ve izy sa tena sérieux! N namako rehetra alo de miteny hoe nasiny Y ody fitia za e! nefa za tsy mety mino! ts mety za hoe izy no nahavita anireny tamiko!

za amizao otrany ts te hanao sipa alo satria mandiso fanatenana le izy! ra ny tiko de mande seule mandrapilamin'ny saiko! nefa ny namako rehetra miteny fa tsy ho vitako hono ny handino an'i Y ra ha tsy manao sipa hafa za!
5. ni81 ( 30/01/2009 11:52)
ni81>>>Misôtra mankahery! important amiko ny resakao! maromaroa ny ôtranao!

indraindray izy miantso ana d za miteny aminy hoe: tsy hitako mits oa zay mbola mampiraikitra ana aminao! d hoy ny famaliny: "tratran'ny herin'ny ody fitia zany enao ko!" tsy hay hoe mananihany ve izy sa tena sérieux! N namako rehetra alo de miteny hoe nasiny Y ody fitia za e! nefa za tsy mety mino! ts mety za hoe izy no nahavita anireny tamiko!

za amizao otrany ts te hanao sipa alo satria mandiso fanatenana le izy! ra ny tiko de mande seule mandrapilamin'ny saiko! nefa ny namako rehetra miteny fa tsy ho vitako hono ny handino an'i Y ra ha tsy manao sipa hafa za!
Tsy misy fisaorana fa izay kely mba azoko lazaina anao no mba nolazaiko. Mba efa tratran'ny olana koa ange ny tena e! Tsy voatery ho t@ fitiavana izany fa t@ lafiny maro hafa t@ fiainana andavan'andro.
Hoy ianao hoe handeha seule aho, alamino ny saina ary raha toa ka mpivavaka ianao dia mivavaha fa zava-dehibe io ary mitondra fiononam-po sy manome herin-tsaina anao; nefa koa aza dia fatra-pifidy raha toa misy olona hafa tonga aoriany ka mitory fitiavana aminao. Tsy maintsy ho avy ny anjaranao.
6. mailofy ( 30/01/2009 12:08)
ni81>>> marina mitsy ny anao exigeante be lôtra za hany nahita ny tsy izy! ôtrany le angano ray zay: exigeante be lôtra le kala rehefa mifidy ny vadiny kay tonga le biby ni se deguisé en personne, tonga nangataka azy ho vady: d nanaiky ny anao vavy , noheveriny fa olona kay tena loza! exigeante be lôtra za !
7. booboo ( 30/01/2009 13:04)
1- Tsy ody fitia zany fa n'iza n'iza nandalo t@ toeranao dia nanao ohatra izany aby ny ankamaroany rehefa nidona t@ pôtô. Tsy adala ianao fa mbola " jamben'ny fitiavanao ".
2- Aza mametraka fanontaniana kidaladala aminy intsony @ manaraka : " tsy azoko mihitsy izay mbola mampiraikitra anà aminao " ! Aiza no tsy ho valiany truc tsotra kely tsy saro-tadiavina enao ? Aza mifanerasera aminy intsony satria tsy mitovy ny zavatra andrasanareo, manantena tsy misy eo fotsiny ianao isaka zay aheno ny feony sy / na ho sarotra aminao ny hamadika ny pejy. Manaova jery todika ny fiainanao hatr@ " nahafantaranao " azy izay, dia manakory ny bilan hitanao ? ( fianarana sy asa tsy ifantohanao intsony hum... ). Maneke fotsiny hoe tsy natao hiaraka izany ianareo dia avelao ny fotoana hi-panser ny ratram-po.
8. xxx ( 30/01/2009 13:15)
Slt ity misy vahaolana raha toa ka mety aminao :
1) - Aza miraharaha anazy tsony fa olona efa tsy miasa saina aminao zany dia mbola inona no tokony hampitomany anao am zany, tadidio daholo ny ratsy rehetra nataony anao d hadinonao izy.
2) Aza mieritreritra hoe "voan'ny ody fitia " zany enao fa voa maika zany mandaitra eo fa enao ve olona tsy mivavaka na mino an'Andriamanitra koa aza minomino foana zany d ankino am Andriamanitra ny fiainanao fa Izy rery no afaka mamaha ny olana, tsy miteny akory za we tsy mahavaha olana ny manodidina anao fa aza kobonina ao am-po kou zany fa lasa aretina ho anao ary ny fiatraikany izany any aoriana any eritreretina, ny fiainana ary ty efa mahalasa adala kou vo maika hampiana zany ndray nenao. Ny fianaranao imasoy sy ny asanao ,reo no antoky ny ho avinao fa tsy ze bandy efa manatompo ary, avelao izy ho any d éviteo kou ze mety contact rehetra anananandry hifandraisana aminy ohatra: ovao ny puce, aza mandalo any tsony fa mba manàna hambom-po, d aza mifanena aminy zany na hitanao eny an-dalana aza izy , tiko tenenina d oe aza manao premier pas aminy zany enao.
3) Ndry mbola Virjiny kely io fa raha vitany ndray le izy d zay no oe sarotra hadinoina fa am zao sarotra zany mahita vevavy virjiny zany, d aza manaiky hadabodaboky ny bandy am zao zany raha tsy haka vady anao izy, ka zao mangataha am Andriamanitra vady hendry .
9. mailofy ( 30/01/2009 13:21)
tena tsy nanenenako ny nanoratra an'ity blem ko ty tato ! tena marina e!
10. ainaheri ( 30/01/2009 13:27)
Noho enao tsy mbola nitia olona no nahatonga an'izany fa tsisy resaka ody fitia zany,ny sainao amboarina da zay,f'aza mino² fona zvtr tsisy dikany zany......Ary nanao aona alou ny mofo,efa lany ve sa aona?? Miezaha mitia olonkafa dia hitanao ny fiovany...
11. ni81 ( 30/01/2009 13:48)
Ary nanao aona alou ny mofo,efa lany ve sa aona?? Miezaha mitia olonkafa dia hitanao ny fiovany...
Ity ainaheri ity koa an!
12. Koditra ( 30/01/2009 14:48)
ni81:
Ezaho hanana ambom-po kely fa ho afaka miandalana ilay halahelo. Fantaro fa
tsy tiany ange ianao matoa tsy raharahiany rehefa ao ilay sipany e! Raha olona tia anao izy tsy hanambany anao toy izany mihitsy akory, dia avy eo mody miala bala fa hoe nisy surveillante
Ataovy izay tsy hihaonana aminy intsony na dia miantso anao aza izy.
Miombokvtra mitsiny.
13. ikaretsaka ( 30/01/2009 15:35)
ni81:
Ezaho hanana ambom-po kely fa ho afaka miandalana ilay halahelo. Fantaro fa
tsy tiany ange ianao matoa tsy raharahiany rehefa ao ilay sipany e! Raha olona tia anao izy tsy hanambany anao toy izany mihitsy akory, dia avy eo mody miala bala fa hoe nisy surveillante
Ataovy izay tsy hihaonana aminy intsony na dia miantso anao aza izy.

izay mihitsy.. miombonkevitra koa aho
14. Mirananirina ( 30/01/2009 18:05)
t@zay fa za tsy interessé @ miaramila satria @ akapobeny de maditra reny.

Aza manao izany ianao fa tsy voatery maditra rehefa miaramila.Ao ny bado ary ao ny tena mahay,betsaka ny miaramila no manapahaizana.
Za nge efa manana sipa e! atsy izy no mipetraka! D aôna ny ataonao rah mivôka eo izy!

Efa izy izao ve no miteny hoe manana sipa dia mbola eo ihany ianao.
Lazaiko anao fa izao no tena marary fo ,raha tia ol 1 dia tia tokoa,ka raha misy adalana ataony dia eo foana aho.
Ka ity no nataoko:mitady lhl solony haingana aho ,vetivety dia adino izy,ka izay angamba no tokony hataonao
15. heidi ( 30/01/2009 19:27)
ny fahitako ny tantara dia hain'ilay bandy ny mi manipulé anao hitia azy fatratra, mody rangitiny amin'ny hoe izaho miaraka am sipa, izaho afaka miaraka am sipa maro dia iny ianao fa tsy te ho very fa vao maika misarangotra, normale satria ianao otran'ny te ho meilleure noho ilay soit disant sipa hafa miaraka aminy , izany rehetra izany ao anatiny dool.... :)
16. sakaizakely ( 30/01/2009 19:51)
manàna hambompo f'aza mety viraviraina forokontandehilahy toy itony
zany avy moa ka mbola tiavina, na ody fitia ray lavaka aza mandaitra rehefa manana ny hambomponao ianao
ialao any zany dia milofosa @ fianarana mba ho tafita, sady hahamora ny fanadinoanao azy koa izany
HAMBOMPO HAMBOMPO HAMBOMPO HAMBOMPO HAMBOMPO HAMBOMPO
17. ainaheri ( 30/01/2009 20:55)
mailofy:
Teo d teo d niresaka d mifanoroka zay d ao ambavany misy zavtra tsy haiko zany ; tsy bonbon an !


Aza mino² io oa,mety kou oe maimbo vava ilay bandy ,d mba nanisy zvtr ao ambavany d lazaina oe ody fitia tsssssssssssss
18. Mirananirina ( 31/01/2009 14:44)
Za aloha tsy mino izany odifitia izany e
19. princesseN ( 31/01/2009 15:21)
nisy namana iray teo ambony nilaza oe mbol ts nitia oul mintsy enao d zany no antony za ko mitovy hvtr aminy,za ftsiny miteny anao oe mila courrage b enao vo afak eo,ra za ar enao mamono andr mintsy(1 semaine ohatra)ts oe ts miasa akory na ts mianatr f eritrereto doly ze nataony anao na teny io na fihetsika na nahafaly anao ne tsy de mitomania f je te dis,ça te soulagera le cœur de faire ça,satria av eo enao leo b mieritreritra azy ,vita zay d efaceo ao anty fonenao ny num d ra miants izy d mb ataovy "fa iza kay io azfd?"ho gaga iz @ zay,na klk chs de genre eh!rhfa malahelo anazy ftsny enao d mila manao mafy loha b ts hiantso azy na ts ho any aminy f mitedava zvtr haf atao eh,na ndana mankatsy @ karajia atsy mb miresak @ oul ts votery oe hiaraka fa na d ihanihany ftsny iany az eh!(ef mb nataoko mantsy zay hi hi!)d mb aza manonona ny anarany mintsy ra azo atao eh!

farany d rhfa mb mnao sipa @ manarak d mb saches guider tes sentiments et ça ira pour le mieux ok aky fa courage ndry a! :-* :-*
20. soanja ( 31/01/2009 15:34)
Misy ny ody fitia ary mandaitra tokoa.
Ny hatanorana (kely taona) ao anaty fitiavana koa dia fijaliana no tsapa lavitra noho ny hafaliana mandalo.
Betsaka ny fitakiana any anaty (ara-batana, ara-tsaina) mangadihady mila valiny mahafa-po.
Ny fitiavana handray sy hanao ny zavatra tsy azo atao (challenge/competition) eo amin'ny samy vehivavy ohatra na amin'ilay fiarahana (tsara kokoa ny sipan'olona na vadin'olona toa izay ny tsy sipan'olona)
Ny fitiavana te hanana hifikirana/ hiantahantana/ hifandraisana na dia tsy mahafapo aza ny eo (we need touch, we all need somebody to care for us/ to love us), zany hoe misy tsy fahampiana affection any ho any amin'ny lafiny hafa.

Betsaka e! Mahaiza fotsiny miala amin'ny fitaintainana(panic) na tampotampoham-pahatairana, mitonia amin'izay atao ary mahaiza mandanjalanja ny fiainana.

Raha misy fitakiana mafy any anaty, dia ezaho moramora ny mamaly hoe tsy maika aloha izany satria tsy mahasoa. Ianao ihany no family no sady koa mpamily ho an'ny tenanao. Ezaho ampianarina ny saina hoe: "Ny zavatra hataoko manomboka izao dia zavatra efa voadinika avokoa. Tsy hanjaka amiko ny filana misy fafinaretana vetivety nefa tsy mamokatra."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0926