tratran'ny ody fitia v za sa zvtr haf mits zao? ts azok tson
21. bounany
(
02/02/2009 13:27)
Mirananirina:
t@zay fa za tsy interessé @ miaramila satria @ akapobeny de maditra reny.
Aza manao izany ianao fa tsy voatery maditra rehefa miaramila.Ao ny bado ary ao ny tena mahay,betsaka ny miaramila no manapahaizana.Za nge efa manana sipa e! atsy izy no mipetraka! D aôna ny ataonao rah mivôka eo izy!
Efa izy izao ve no miteny hoe manana sipa dia mbola eo ihany ianao.
Lazaiko anao fa izao no tena marary fo ,raha tia ol 1 dia tia tokoa,ka raha misy adalana ataony dia eo foana aho.
Ka ity no nataoko:mitady lhl solony haingana aho ,vetivety dia adino izy,ka izay angamba no tokony hataonao
Za nge tsy miteny hoe ny miaramila retra no maditra e! fa @ akapobeny zay!Sad rehefa maditra de midika mitsy hoe bado.Tsy manambany ny miaramila za ka! sanatria izany! manana ny maha izy azy reny;
22. bounany
(
02/02/2009 13:28)
heidi:
ny fahitako ny tantara dia hain'ilay bandy ny mi manipulé anao hitia azy fatratra, mody rangitiny amin'ny hoe izaho miaraka am sipa, izaho afaka miaraka am sipa maro dia iny ianao fa tsy te ho very fa vao maika misarangotra, normale satria ianao otran'ny te ho meilleure noho ilay soit disant sipa hafa miaraka aminy , izany rehetra izany ao anatiny dool.... :)
23. mailofy
(
02/02/2009 14:39)
Bold textZany eo ihany fa ny somary manahirana kely de ty;Nisy namako vavy zay hatao mariage amin'ity taona ty : mpinamana be zay e ! na @ hafaliana na @ alahelo de eo fôna.D hatao mariage izy d hasana ahy hoavy evidemment.
d eo indrindra! Mpinamana be i Y sy ny vadiny! Par conséquent azo antoka fa ho tonga aNY ko i Y @ MARIAGE;
ZA TSY TE HAHITA AN'i Y tsony ARY HANAO IZAY TSY HIHAONANA @ INTSONY;
tsy handeha aho tsy mety @ le namako , handeha aho hahita azy any! tsy te hahita azy tsony aho nefa.............aôna no hiatrehako an'izany raha hitranga?

24. soanja
(
02/02/2009 15:08)
mailofy:

Tsotra be zany Mailofy, izay mahasalama (healthy) amin-ndry atao. Raha hitandry fa tsy mahasalama ny mamonjy ilay mariazy dia miala tsiny fotsiny amin'ilay namandry fa tsy ho afaka indry. Aza asarotina mihitsy ny fiainana fa amorao lalandava.
Ny fomba iray hanamaivanana ny tebiteby dia ny firesahana amin'ny tena ka ilazana aminy fa ny fitoniana ihany no ahitana fisainana mahiratra; sady miaina tsara mba hiditra ny rivotra mpamelombelona (02) - Ka rehefa tena hainao tsara ny mampiasa an'io teknika io dia na biby goavana be aza manoloana anao dia zava-poana izany satria ny saintsika dia fitaovam-piadiana amin'ny ratsy matanjaka lavitra noho ny hery hafa.
Mahereza hatrany.
:-* :-* :-* :-*
25. xxx
(
02/02/2009 21:51)
ny fijeriko azy dia efa te hanao firaisana ny vantanao, dia izy no sendra anao hany ka heverinao fa tianao izy. Izy rahateo moa mahay mahatonga anao tara aminy. Afaka manao aminy ianao dia ho hitanao fa tsy izy no tianao. Satria izy izany efa tsy tia anao fa fameno fotsiny ianao. Raha maimaika ianao dia hanao firaisina amin'ny olona tsy tianao akory dia vao maika hanenina indray. Blema n'olona tara vao manao io blemanao io. tsy voafehy intsony ny vantana aty aoriana dia ze tonga eo lazaian fa tiana.
27. mailofy
(
03/02/2009 06:48)
xxx:

Ekeko ny filazanao hoe tara za vô manao! nefa sitrapoko le izy fa tsy hoe tsy fidiny akory: satria araky ny nambarako tery ambony de t@ za 15 ans no efa nanao raha nanao fa tsy nataoko zany satria tsy vonona za.Mba tiko hofidina tsara ny bandy homena an'le izy, fa tsy ze bandy hitako akory de hanôvako daôl.
Za alo raha niaraka t@ Y tsy tonga de nieritreritra za hoe hanao @ny! Sady rehefa niaraka zay de tsikaritro t@ fietsiny fa io zavatra io iany no antony iarahany @ko.Ary efa noteneniko taminy fa tsy izy no tiko handoaka ahy..Miala tsiny @ le vocabs vulgaire! Fa ny mampararirary ny foko fontsiny de ny fihetsika tsy mendrika nataony tamiko.
Ny idée miraikitra ato an-doha @ zao de oe: efa ela ty zavatra ty no notandremako, efa 7 tôna lasa! tsy nomeko an'iza n'iza; De mila mitandrina fôna za : sao sanatria tafita vô rendrika! Mila miandry sy mahandry izay olona tena tia sy hanaja ana ary ra possible de ze vônona hanambady ana; Otran’ny tsy hozakan’ny saiko ny hieritreritra oe “manao sipa de miaraka de avy eo manao firaisana nefa avy eo hisaraka ihany”; Tsy hoe maika ny hanao firaisana ka! Efa ity no lalana nofidiko de hotohizako hatramin’ny farany: efa niandry za de aleo miandry....Nefa tsy hovitako rery zany satria olombelona ah ka mety tsy haharesy fakam-panafahy , tsy maintsy mivavaka mafy raha te hahavita an’izany.Araky ny teninao xxx iany hoe "mangataha am Andriamanitra vady hendry".Fa tsy mora ny miandry......
28. mailofy
(
03/02/2009 07:36)
Tsy mora ny miandry….indraindray za manontany tena hoe :
Iza ihany ary? Iza no hahatapakevitra ahy? Maro zay te hiditra zay de iza no hotafiditra @ lalina? Ho tojo ny tiko sy tia ahy ve aho any andro? Iza de oviana! Mbola ho ela ve sa efa kely sisa ! Ankamatatra zany ! ny hoavy tsy fantatra . Sa de hovery maina ny ezaka natao? De sanatria ve ka tsy ho voafehiko intsony ny vatako dia ze tonga rehatra de ho lazaiko fa tiko nefa tsy tena tiko akory?Izany tokoa angamba no antsoina hoe vetson’ilay virjiny be taona .
Sitrapoko alo le izy e! fa tsy noteren'olona de za ko tsy manenina ! Fa ny fiafarany no ôtran'ny manitikitika ahy e! Misy olona sasany miteny amiko hoe : miandry inona enao? miandry ny tsy misy ve? d hoy za ao am-poko heo: miandry an'lay tokony handrasana e!

29. lovelyri
(
03/02/2009 12:09)
mahay miresaka aminao ftsn zany bandy zany mety misy fitiavana izy a fa tu n'es pas la priorité efa niainako zany fa mila mahita hafa asolo azy enao vô afaka sokafy ny fonao mitadiava olon-kafa fa ny ahy dia izay ny fanafody hitako, nitia olonkafa aho mora tamiko ny niala taminy izy indray aza aveo no mbola nitady fa vitako
voaloham-pitiavako ko io lhl io sady miaramila ihany ko
voaloham-pitiavako ko io lhl io sady miaramila ihany ko
32. xxx
(
03/02/2009 21:30)
tZany eo ihany fa ny somary manahirana kely de ty;Nisy namako vavy zay hatao mariage amin'ity taona ty : mpinamana be zay e ! na @ hafaliana na @ alahelo de eo fôna.D hatao mariage izy d hasana ahy hoavy evidemment.
d eo indrindra! Mpinamana be i Y sy ny vadiny! Par conséquent azo antoka fa ho tonga aNY ko i Y @ MARIAGE;
ZA TSY TE HAHITA AN'i Y tsony ARY HANAO IZAY TSY HIHAONANA @ INTSONY;
tsy handeha aho tsy mety @ le namako , handeha aho hahita azy any! tsy te hahita azy tsony aho nefa.............aôna no hiatrehako an'izany raha hitranga?
message
raha mahay micomprendre anao tsara io namanao io dia tokony tsy hanome tsiny anao amin'ny tsy fanatrehana ny mariageny. Hazavao aminy tsara fa satrinao tokoa ny handeha amin'ny androny io amin'ny mahatsy mifankafoy anareo dia hamafiso ny antony tsy handehananao any mety hicomprendre anao ihany ilay namanao.
33. ikaretsaka
(
03/02/2009 22:10)
rehefa maty ny bol ry mailofy maty fa ze fermeture ve no asiana gol fatratra!
34. lovelyri
(
04/02/2009 11:04)
mailofy:
lovelyri:
voaloham-pitiavako ko io lhl io sady miaramila ihany ko
Zany ve????
ie marina fa tam zay niaraka vôlou mbola ts miaramila izy fa zanaka miaramila de nanpirafesiny fôna za de nahita olon-kafa de niaraka d nosarahako izy de taty aorina injay nefa de ts nanana olo-tiana aho de izy no hitako teo de nerahana indray de mbol nampijaly teny fôna fa niaritra fa tia de nahita ny vadiko amizao amizay za de vitako tsisy problema ny nisaraka taminy
zay no ilazako anao hoe sokafy amin\'ny olon-kafa ny fonao de mora aminao ny misaraka aminy
:wink: