Fitiavana
bounany
(
25/05/2009 11:50)
Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule.
Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa t...
suite
répondu par xxx le 30/06/2009 13:56
ninichantal
(
24/05/2009 13:37)
Fa maninona kay ny mahatonga ireny olona ifankatia samy mitovy sexe ireny e ? inona ary kay no mety nahatonga azy ireny tofoka na tsy té ierika olona samihafa sexe aminy ? Fitiavana sa andrakandrana ...
suite
répondu par xxx le 12/06/2009 19:15
Djhamhal
(
22/05/2009 07:04)
Moa ve le olona tena nirinao teo amin'ny fiainanao mihintsy ny olona zay vadianao amin'izao fotoana izao ? ary ny bikany sy ny volokodiny sy izay mombamomba azy ve dia ilay noeritreretinao tamin'ny ia...
suite
répondu par volana1 le 09/08/2011 12:14
NyMisaina
(
17/05/2009 17:30)
Bonjour daholo ny manam-pitiavana ho an'ny Firenena
GTT > BORDEAUX
Invite tous les Malgaches, les Français et les Amis de Madagascar à une
...
suite
répondu par xxx le 15/06/2009 10:12
xxx
(
16/05/2009 19:16)
Bonjour,
Je veux faire venir ma copine malgache en France pour 30 jours au mois d'août. J'ai fait une demande de certificat d'hebergement à ma mairie.
Je voudrais savoir qu'elle sont les docum...
suite
répondu par vaninna le 22/05/2009 00:15
xxx
(
13/05/2009 06:06)
ahoana kay ny atao hoe fitiavana rehefa fitia angalarina ivelan tokantrano?
fanontaniana tiako hapetraka ho an ny tovolahy io ...
suite
répondu par vale le 05/06/2009 14:58
artefy
(
05/05/2009 07:27)
To ny nofinofin'i y zit fa nahazaka sipa marobe mihitsy izy tetsy antsahamanitra, talohan'ny asabotsy manko dia nitady sipa malagasy hiarahana manala azy tetsy antsahamanitra izy sy marion ary shy'n k...
suite
répondu par artefy le 15/05/2009 10:17
kalazagasy
(
01/05/2009 22:05)
kofiboay a. Ny blem-ko zany dia tara be @lay sipa mpivarotra composé zay aho, tena reviko be zany rey olona a ,isaky ny mba miditra ao atsenany nefa za tsy topazany maso akory ,za tsy manambola inàn...
suite
répondu par ari.malala le 29/05/2009 14:09
xxx
(
30/04/2009 12:04)
VHV ZA manoratra aminareo fa tena leo ny fiainanay ; depuis 2ans zahay no nivady manan-janaka 1 ; ny olanay de ny vadiko depuis zay nivady tsy de misy envie sexuel zany ; une fois dans un mois...
suite
répondu par vale le 08/06/2009 15:55
xxx
(
29/04/2009 11:27)
Ny mikasika ny vadiko dia niaraka tamin'olona izy tany amin'ny taona 1998 avy eo dia bevoka ilay vehivavy nefa izy tsy tian'ny ray amandrenin'ilay vehivavy mihintsy dia nisaraka ry zareo ilay vehivavy...
suite
répondu par ni81 le 09/05/2009 16:17
NyMisaina
(
29/04/2009 08:16)
Les dessous de la crise à Madagascar
Le jeudi 30 avril 2009
Salle Gandhi, maison des associations
15 rue des Savoises, Genève
Conférence – Débat
19h30 : ouverture des portes
...
suite
répondu par Mirananirina le 01/05/2009 07:21
soanja
(
28/04/2009 19:48)
Betsaka miverimberina eto tokoa io resaka vola sa fitiavana io ary ny mahagaga dia tezitra be tokoa ny ankamaroantsika olombelona raha vao mahalala hoe vola no itiavana ny olona iray fa tsy hoe ny to...
suite
répondu par ilalaina le 21/07/2009 13:23
EF
(
28/04/2009 15:49)
Irery aho dia mba mitady copine ho namana pour sortie, balades, etc...
...
suite
répondu par ninichantal le 18/05/2009 11:51
sohitika2008
(
27/04/2009 09:45)
-------> http://fr.news.yahoo.com/55/20090427/tod-un-tawanais-pouse-des-jumelles-17baed7.html
[quote]Tao Wichai, 24 ans, a épousé Sirintara et Thipawan, des jumelles de 22 ans. "Pendant trois an...
suite
répondu par fritou le 17/06/2009 14:39
sitlo
(
23/04/2009 21:57)
Izaho izany tsy mino an'io mihitsy hatramin'izay. Dia rehefa mba mijery an'ireny gazety ireny dia raha vao tsaratsara ilay izy dia hoee, fa raha vao ratsy dia iza koa no hino an'io.
Fa ny vokany dia ...
suite
répondu par Mirananirina le 24/04/2009 14:55
Djhamhal
(
22/04/2009 15:01)
Misy fetrany ve ny fankatoavan'ny zanaka ny ray amandreny ra eo @ lafiny fitiavana ?? raha misy dia farito !!...
suite
répondu par Djhamhal le 28/05/2009 13:01
laotsy
(
21/04/2009 17:45)
tô olona tsy mitov zao no betsak miaraka!
za ve no mialon sa...? ireo vehivavy tsar ten miarak @ lehilah ts sahaza azy rah n fandinihako a! mampalaelo! zay fa mba valio mlay e!...
suite
répondu par laotsy le 17/06/2009 17:17
xxx
(
21/04/2009 15:20)
za sipa 23 ans, efa niaraka tamin'ol nandritra ny 3 ans de aveo nisaraka efa ho 3 ans ko zao, de zao tsy haiko fa tsy mety hanana relation serieuse amina bandy hafa mintsy za fa otran'miovaova zany fo...
suite
répondu par Lejoba le 22/04/2009 12:08
soanja
(
18/04/2009 15:51)
[i]Napetrako eto ny angano mba hiresahantsika ny zavatra manitikitika antsika momba ny fampirafesana ary koa ny fomba fijerena ny zavanisy tao anaty angano. Azontsika fakafakaina io angano io. Misaotr...
suite
répondu par ni81 le 26/04/2009 11:02
xxx
(
18/04/2009 10:14)
za dia vehivavy no manoratra , za ry reto da miaraka amina olona izy tena tiako , fa saingy zao dizy dia mampirafy , ary dia fantatro tsara fa saingy tsy vitako ny misaraka aminy za dia tena tia hisar...
suite
répondu par atonamia le 22/04/2009 20:17
