Fitiavana
xxx
(
04/08/2009 06:41)
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!! nefa za sy izy mihaona fona! mifanoroka fona! mifamp...
tohiny
novalian'i phabi ny 19/05/2016 15:07
xxx
(
03/08/2009 10:58)
Iza ianareo no efa tratry io aretina io??Misy dokotera ve afaka manazava ny mahatonga azy io
ny fomba fisehony:
mangidihidy be mihitsy ny taovampananahana ivelany iny de mivonto be le izy rehefa ôk...
tohiny
novalian'i dorenali ny 13/08/2015 05:53
xxx
(
03/08/2009 10:30)
Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{ ...
tohiny
novalian'i zinaka ny 15/10/2009 02:24
sitlo
(
02/08/2009 07:48)
Raha manontany ilay sipa hoe: bla bla bla bla bla dia tsy heno mihitsy fa maneno be ny maneno dia inona no tokony avaly?
misokatra ny ady hevitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:10
xxx
(
31/07/2009 06:35)
Za zany de zazavavy gasy nipetraka tany mada foana aho fa zao fa zao faha 25taonako zao aho vao nakaty an-dafy t@za tany mada tsy mbola niaraka t@bandy gasy zany mihitsy de zao aho manambady vazaha ,d...
tohiny
novalian'i vale ny 15/08/2009 18:05
xxx
(
28/07/2009 13:49)
Za de vevav 23ans : tsy jejo be ah fa simple ary ny fomba fiainako de tsotra! Somary saro-kenatra ah ary heverin’ny sasany fa miavona ah noho izany.Za de ts tsara tarehy be nefa hatram zao ny zavat...
tohiny
novalian'i shafira ny 13/09/2020 10:24
xxx
(
27/07/2009 18:10)
miarahaba anareo rehetra eto @ serasera! izaho dia tena misy olana goavana be sady mila hovahana aingana reto! ity fanontaniana ity dia ho anareo lehilahy indrindra indrindra , ny hevitrareo vehivavy ...
tohiny
novalian'i vale ny 15/08/2009 16:54
xxx
(
26/07/2009 16:15)
Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nah...
tohiny
novalian'i lako ny 28/08/2009 08:32
xxx
(
24/07/2009 08:43)
Miarahaba ary de mìsotra sahady ho an\'izay mamaly. Ho an\'ny vhvy no tena ipetrahan\'ny fanontaniako. Asa na mitsapa(test) dieny voalohany ilay tiako na ahoana, fa froid be indraindray (oatrany ma...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/07/2009 08:55
xxx
(
24/07/2009 08:30)
Miarahaba ary de mìsotra sahady ho an\'izay mamaly. Ho an\'ny vhvy no tena ipetrahan\'ny fanontaniako. Asa na mitsapa(test) dieny voalohany ilay tiako na ahoana, fa froid be indraindray (oatrany ma...
tohiny
Onjakeli
(
23/07/2009 15:01)
Tsy vitsy angamba ireo mitovy fanontaniana apetrako ity. Eto amin'ity tany ity dia heveriko sy araka ny fahafantarako azy dia par hasard ihany ny hifanojoan'ny olona samy tia ary miaraka eo amin'ny f...
tohiny
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:36
xxx
(
22/07/2009 10:59)
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho an...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/08/2009 11:16
xxx
(
21/07/2009 05:18)
Suçon na ilay vanditra menamena kely voatsetsitra eo @ faritry ny tenda na sahala amin'izay, misy tantara iray ity somary efa elaela kely ihany t@ namako iray izay.
Miasa alina rangahy, manao iton...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:16
bibidia
(
17/07/2009 18:48)
manahoana daholoe miala nenina ihany fa te hanambady sipa gasy aho ary mitady olona afaka hiova na natitra aza taloha . Tsy misy mangidy toy sakay hono fa rehefa teny iarahana lany ihany. K miantso ir...
tohiny
novalian'i bolida77 ny 09/08/2009 14:11
Onjakeli
(
13/07/2009 17:16)
Mbola olan'ny sipa akama ihany izy ity. fa namana hafa indray.
Misy namako izay. Misy olona tena tia azy. Tena tia azy tsy misy otran'zany. Efa nambaran'ilay bandy azy avokoa na hatramin'ny mariazy a...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 28/07/2009 00:26
xxx
(
13/07/2009 08:58)
Misy sipa izay zany miaraka @ko efa amam-bolana, de zao izy ohatran'ny tena mila vaniny be zany e!! rehefa miantso azy iny zah de tsy raisiny mihitsy le phone, lazainy fa tsy henony mihitsy hono, !! d...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:50
xxx
(
11/07/2009 15:02)
couples 4 zahay no miara-mipetraka ary efa 2taona izay no niarahanay nonina @na trano 3 locales ity, Izaho(25 ans) sy ny vadiko (Lanto)(22 ans) ary Fidy(30 ans) sy ny vadiny (Fanja)(28 Ans)
Mpinamana...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/08/2009 14:26
Onjakeli
(
10/07/2009 14:40)
Mankasitraka sy mankatelina anareo namana rehetra nanoro hevitra. Efa nampitaina tany amin'ilay sipa akama ny toro-hevitrareo. Tapa-kevitra izy fa hanadaboka an'ilay bandy any an-dafy. Nataony otra ts...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 15/07/2009 06:16
Mirananirina
(
10/07/2009 11:12)
Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratran...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 17/07/2009 08:14