Fitiavana
bibidia
(
12/10/2009 09:54)
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 a...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 13:13
xxx
(
10/10/2009 08:35)
Vehivavy le manoratra
Misy olona izay, transitaire-nay any Tana, zah aty Tamatave, matetika izahay roa mifampiantso, resaka asa, fa tato ho ato tsy haiko fa ohatran'ny te-hiresaka be aminy foana zah,...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/10/2009 18:38
xxx
(
08/10/2009 16:39)
Mahavariana ahy loatra ny fitiavantenan'ny ankilany ao an-tokantrano. Jamais izy mba hankasitraka zay ezaka vitanao. Matetika dia ianao indray ary no diso!Na inona na inona atao dia mahita hanankianan...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/10/2009 20:26
moit
(
03/10/2009 12:02)
slt , izao dia sipa manja kely nefa ts maita vady mitsy
ra tia ana de antsoy za @ 0340915530 miandry za de manantena zany an!...
tohiny
novalian'i hery_01 ny 02/10/2014 07:07
Snowhite
(
29/09/2009 12:23)
Hono woa
misy dikany manokana v reny nofy reny
oh:manofy olona iray foana enao mandritra ny herinandro
na manofy olona ts mpiresaka aminao akory
na manofy olona mbola ts fahitanao :?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:13
KARELLE
(
29/09/2009 07:03)
manahoana daholo eh
tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko def...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:43
whitney
(
28/09/2009 19:01)
hono aho aona ny hevitrareo @ zao tantarako zao; za ve ny diso ka mendrika agna ny vao fetaka.
niaraka 8 mois zay sy ny olon tiako tsy nanino azy akory za fa nidongy teo @ canapé dé tezitra izy ar...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/10/2009 20:23
xxx
(
28/09/2009 12:43)
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefa...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/10/2009 20:19
Snowhite
(
28/09/2009 10:33)
Misy olona d tena tsy haiko mintsy ny fomba fisainany,lehilahy lehibe no tiako ho tenenina eto na ireo efa manambady.
olona mifanerasera isan'andro v d tsy mba ho resahina?zah mantsy ts mba mahay mia...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/10/2009 14:56
xxx
(
25/09/2009 08:00)
Tsy mbola nivady fa niaraka teo amin'ny eritaona teo fotsiny. Tao ny mamy, tao ny mafaitra.
Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana. Namana fotsiny hono nefa fantatr...
tohiny
novalian'i hezekiaa ny 21/06/2016 16:29
fasha
(
25/09/2009 06:56)
HONO AHO eh ho anareo efa manana experience ao @ tokantrano inona clé de reussite ny tokantranonareo.satria raha mijery ato @ ty forum ty ny tenako ny probleme de couple hitako ato dia fifampirafesan...
tohiny
novalian'i thorien24 ny 30/01/2016 10:48
soanja
(
24/09/2009 22:32)
Rehefa nataoko zany ny kaonty ato amin'ny lohahevitra dia ny fampirafesana no tena biby maintin'olombelona amin'ny fitiavana ary ny vehivavy no tena riatra ifaharany matetika.
Mety ahitana vahaola...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/09/2009 19:18
KARELLE
(
24/09/2009 09:43)
sao ba misy afaka manome solution fa tena lasa saropiaro tsy misy otrany zany tsony ny tenako ary tena mampijaly ahy lay izy.TANTARAIKO ANAREO NY NANOMBOHANY
nanao vacance tany dago ireRy ny vadiko ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 25/09/2009 14:12
xxx
(
20/09/2009 23:48)
Miisy lehilahy zay niaraka tamiko fa nisaraka zay avieo, izy tonga de niverina niaraka t'@sipani taloha,za no nisaraka fa vo naheno aho oe miaraka @olokafa izy de tena nakarary ana!t'@volohany aloha n...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/09/2009 13:34
xxx
(
20/09/2009 19:58)
raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .
efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy...
tohiny
novalian'i Snowhite ny 29/09/2009 12:13
Mirananirina
(
17/09/2009 12:39)
fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy ero...
tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:03
navigo
(
14/09/2009 12:02)
Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana n...
tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:56
tabatah
(
12/09/2009 21:12)
t@ volana fevrier nisy lela nikoty ana!mbla ts nanaiky anefa ah nefa izy tiako.mpiantso ana izy isaky ny sabotsy.tam 21izy no farany niantso ana ary nilaza oé atao soratra ono ry zareo satri efa nisy...
tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:15
sitlo
(
10/09/2009 02:08)
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?
Tena lasa adala mihitsy ny saiko....
tohiny
novalian'i soanja ny 18/09/2009 21:31
nathie86
(
09/09/2009 14:15)
zao ilay tantara, tsy aiko aloha ra tokony ho eto iz ty no atao fa resaka fitiavana ihany fa fitiavana namana.
Namako iray, nanana problem izy, narary mafy ny nièceny (4ans) nila fitsaboana aingana ...
tohiny
novalian'i navigo ny 15/09/2009 06:00