Fitiavana

xxx ( 20/01/2010 07:48)
efa tanjoko hatram zay no hoe à partir ny 20ans vô manao sipa !!rah nande mou ny ftona de 22ans ah vô tena tapa kevitra : 1-de niaraka tam zay bandy 1 zay: 5volana monja zahay no niaraka de nisar... suite
répondu par MitovyB le 02/06/2011 20:09
poupouzy06 ( 19/01/2010 16:28)
Slt dôly ô!! Za zany dia tovovavy kely 18taona , niaraka t@ bandy iray zay za nandritra ny roa taona dia nisaraka zay ray volana lasa ngamb zay.. Nifankatia b zay t@ zany e!! saingy indrisy fa misy... suite
répondu par Seeno le 28/03/2010 12:11
ANARIM ( 19/01/2010 07:55)
le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas ..... hatramin'izay dia matetika resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavana... androany aho nanapa-... suite
répondu par navigo le 15/02/2010 12:30
dera82 ( 14/01/2010 11:19)
Ho antsika rehetra contectés mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada, indrindra te hanaraka le fandaharana "Ny fitiavana sy ny tontolony" isaky ny ala... suite
répondu par Ratoa le 14/01/2010 22:53
ralongue ( 12/01/2010 21:33)
Eo amin'ny mpifankatia, tsy mbola mpivady sy tsy mbola mpifamofo, iza no mora manadino kokoa rehefa misara-toerana ny vehivavy ve sa ny lehilahy. Tsy misaraka akory izy roa, fa tena mbola miaraka; sai... suite
répondu par MitovyB le 02/06/2011 20:13
xxx ( 06/01/2010 11:24)
za de sipa 23ans: manan sipa ah zay ts de tiako loatr f otran routine b n anay ny fiarahana: le bandy ts manan initiatives mits refa misy zavtr atao f za fon no mitarika: leo beu za!! en meme temps n... suite
répondu par fafane le 10/03/2012 12:06
xxx ( 05/01/2010 10:24)
slt daoly nareo, o faite g 1 gros pb question sentiment et j voudrai savoir ce que vous en pensez: chui complétement folle amoureuse d'un mec qui a 15 ans de plus que moi (j'ai 18 ans), et il le sai... suite
répondu par rakapy le 18/01/2010 16:37
3188 ( 04/01/2010 15:53)
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an ! ... suite
répondu par 3188 le 14/01/2010 20:33
xxx ( 28/12/2009 20:50)
Bon, Misaotra anao @ toro-hevitra ry rasobakobako. Saingy efa manao anonymat aloha aho zao satria erreur -ko t@ voalohany ny naneho ampahibe-maso teto ny momba anah tao @ LEO DITRA. Fa mbola e... suite
répondu par xxx le 28/12/2009 21:03
ousseni ( 27/12/2009 21:43)
bonjour les filles j'ai 36 ans je suis plombier de metier divorcé je suis avec un enfant de 4 ans je vie en france ,je cherche une femme serieuse qui m' accepte avec mon fils pour vivre et voir l'ave... suite
répondu par xxx le 20/01/2010 18:37
rasobakobako ( 18/12/2009 06:47)
Zao vao hitako ilay resaka hoe "Leo Ditra" sy ny commentaire rehetra tao anatiny. Tsy manome tsiny anao aho fa izany amour à 3 na hafa no ahitanao fahasambarana. Fa te hizara kely aminao ihany aho ... suite
répondu par Papoose le 28/12/2009 20:49
bounany ( 14/12/2009 07:08)
za de vevav 23ans d mis sipa namako zay 19ans: mpiray tanan zay ar mifandra b mits, mifampitondrana otran mpirahavavy mits az !! mifampiresak fona: na resak fitiavan zan, asa sy fianaran d ny retr re... suite
répondu par tefy0 le 28/12/2009 08:39
xxx ( 10/12/2009 03:06)
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra i... suite
répondu par xxx le 04/01/2010 18:35
xxx ( 07/12/2009 06:12)
Ts hitako ze hatao ry reto a !! tam heritaona za niaraka tam zay bandy 1 zay: izy no sipako voaloan de niaraka nandritra ny 5 mois teo eo zay de nisaraka za ! ny antony?? Mampirafy beu izy sady nampij... suite
répondu par jarifa le 30/12/2009 09:42
xxx ( 17/11/2009 13:23)
Date: 16 novembre 2009 - 17:41 Ny atao hoe herisetra ao an-tokantrano ? Tsy kisendrasendra na vokatry ny tsy fifankazahoana sendra andalovan’ny mpifankatia ny herisetra ao an-tokantano fa fifa... suite
répondu par Papoose le 24/11/2009 16:07
xxx ( 17/11/2009 12:29)
ny zandriny tsy tian'ny zokiny ary tsy ho tia mahintsyyyyyyyyyyyyyyyy... suite
répondu par Seeno le 03/01/2010 09:45
rnjaka ( 17/11/2009 08:26)
Ary toa tsy mba misy lesom-pitiavana eto amin'ny serasera e? Vonona ny hanome lesona maromaro aho fa efa nahita experiences maromaro ihany raha tinareo. Sady ianareo koa mba mizarà amiko.... suite
répondu par maryline le 25/11/2009 13:26
VAINAFO ( 12/11/2009 09:22)
o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ra mba mis mahalala? ny ahy manko tena lasa miroraka sad malemy é, mba toroy hevitra zay mba mahafantat... suite
répondu par ravonjison le 25/11/2009 09:46
Djhamhal ( 11/11/2009 13:19)
firy andro sa firy ora no tokony ho faharetan'ny adin'ny mpivady ? zany hoe aorian'ilay fifamaliana iny dia samy milonjolonjo sy tsy misy mifampiteny aloha ! nefa iray trano sy iray fandriana ihany av... suite
répondu par dailynews le 27/12/2009 23:56
kwit ( 10/11/2009 11:11)
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ? Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?)... suite
répondu par arialy le 04/12/2009 08:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2573