Té hanadino olona fa tsy mety mintsy, mila fanapiana e!! :D

1. poupouzy06 ( 19/01/2010 16:28)
Slt dôly ô!!
Za zany dia tovovavy kely 18taona , niaraka t@ bandy iray zay za nandritra ny roa taona dia nisaraka zay ray volana lasa ngamb zay.. Nifankatia b zay t@ zany e!! saingy indrisy fa misy foana ireo té andrava, nalaza fa oe za namprafy azy hono nefa c'était pas dutout le cas. Izy niheno vavan'olona foana, d efa nsaraka in- efatra zay fa nifamerina ihany fa t@ ty kosa dia tena loza... :oops:
Nisy nanaratsy tany aho, oe be kofa otrzn d nsaraka t@ko izy, hoy izy hoe aleony hono miaraka @ sipa ratsy tareha fa manaja azy toy izay hitaitaina @ sipa tsara tareha be kofa. D tsy azoko mintsy nsaiko sy nfo kelko!!!!
Za tia be azy nefa bdb kou ireo bandy mlay té hiaraka @ko nefa tsy mety mintsy.
Inona no mba tokony ataoko ry reto??? :cry: :)
novalian'i Seeno ny 28/03/2010 12:11
2. 3188 ( 19/01/2010 17:02)
ka izy zany mety efa tsy tia anao tsony. dia miaraha @ hafa dia ho adinonao izy kou!raha mbola iandry azy dia =(( =(( =(( =((
3. xxx ( 19/01/2010 22:11)
poupouzy06:

Slt dôly ô!!
Za zany dia tovovavy kely 18taona , niaraka t@ bandy iray zay za nandritra ny roa taona dia nisaraka zay ray volana lasa ngamb zay.. Nifankatia b zay t@ zany e!! saingy indrisy fa misy foana ireo té andrava, nalaza fa oe za namprafy azy hono nefa c'était pas dutout le cas. Izy niheno vavan'olona foana, d efa nsaraka in- efatra zay fa nifamerina ihany fa t@ ty kosa dia tena loza... :oops:
Nisy nanaratsy tany aho, oe be kofa otrzn d nsaraka t@ko izy, hoy izy hoe aleony hono miaraka @ sipa ratsy tareha fa manaja azy toy izay hitaitaina @ sipa tsara tareha be kofa. D tsy azoko mintsy nsaiko sy nfo kelko!!!!
Za tia be azy nefa bdb kou ireo bandy mlay té hiaraka @ko nefa tsy mety mintsy.
Inona no mba tokony ataoko ry reto??? :cry: :)

raha marina io taonandry io dia normal lay teneninao oe! zà tia be azy nefa bdb koa ny bandy tia ahy.ka anjaranao ny mieritreritra zay tokony hatao sy tsy tokony hatao.mahaiza fotsiny manararaotra ny fiainana ra mbola tanora sy tsara tarehy fa la vie est trop courte.

4. ANARIM ( 20/01/2010 06:56)
hoy ny fiteny izay hoe l'amour se guerit par l'amour!!! à toi de voir!
5. Mirananirina ( 20/01/2010 08:09)
18taona
mbola tanora tokoa,aza mora kivy.
nalaza fa oe za namprafy azy hono nefa c'était pas dutout le cas
rehefa te hisaraka ny lhl matetika dia milaza an'io foana fa aza gaga amin'izany.
Za tia be azy nefa bdb kou ireo bandy mlay té hiaraka @ko nefa tsy mety mintsy.
Inona no mba tokony ataoko ry reto???
Raha araka ny hevitro aloha dia te hisaraka aminao izy ka avelao handeha.Satria raha tsy nahita anao nampirafy izy ,nefa nilaza fa mampirafy ianao.
Hadinonao tsikelikely eo ihany izy fa tanora ny fitiavana tokoa ianao ka tsy mahalala izany.
6. Ratoa ( 21/01/2010 00:12)
Ka raha minomino foana izy dia avelao any fa lehilahy tsy manana hazon-damosina izany. Ny hafa ve no omeny valera bebe kokoa noho ny teninao?
Mbola tanora tokoa ianao;
Fa izao koa: ny lehilahy tsy mba mahay manava ny namana sy ny sipasipa. Raha vao misy lahy sy vavy miray lalana na mifampiredresaka dia hoe mifampisipa ireo.
7. xxx ( 21/01/2010 12:15)
ééééé, bon courage akia moi ochii j'ai passée par la méme situation fa pour moi otrany tsy mety adinoko mihintsy izy, du moins efa mba mia mihena zao ny fieritreretako azy, tsy dia mahita torohevitra ho andry a fa avec le temps je crois que ça va passé (et avec un peut de passience koa)
ben, si non tu peux aussi sortir avec quelqu'un d'autre pour ne pas te sentir seule na ko à raison de revanche
bon courage
8. arialy ( 23/01/2010 09:24)
lehilahy efa tsy tia zany tsy manamarina fa tonga de misaraka zany é, aza miasa loha amin'ny olona tsy tia zany , marina aloha fa tsy mora ny manadino fa saino fa tsy mila anao itsony izy matoa tsy nitady vahaolana itsony!!!
tohizo ny fiainanao , tandremo manao hadalana raha tojo olon-tsy tia!!!
courage!!
9. xxx ( 23/01/2010 14:24)
mbola kely ve ianareo dia be olana @lehilahy e???
Mbola feno ny tany no sady mbola tsy anjara izany fa soloy dia vita ny afera!!!
:roll: :roll: :roll:
10. marosahanina07 ( 25/01/2010 10:58)
(l) iny aloha reny tsy azo vidna na atakalo zany, fa marary fotsiny reny reffa oatra izao. mila vahaolana, bandy efa tany matoa miala maika zany, de aoka za fa tsy anjaranao izy. Olona 1 no tsy tia mitoto koba atavy sady vao zaza enao eh! mbola aiza zany oe efa ranjaika zany koa zao no ho kivy saady. manaova sipa hafa anadinona azy raha tsy adino ataovy 2,3,4,5. ataovy le nanenjehany anafa mety zay aza no mety apverina azy.
Mbola tanora enao eh! aza kivy sipa ah!
Ary aza maika manao fraisana moa fa manjary mora leo kou ny kofa de avy eo ariny fotsiny eh! raha tsy oe tia io mitsy ngah enao de tsy koi ndray zany
11. nandalo ( 26/01/2010 09:06)
Marina fa sarotra ny manadino, saingy rehefa nitia azy t@ fo madio ianao dia asakasany.Misy fiteny izay manao hoe " aza mitia raha tsy mahay mitony ". ary rehefa ny lehilahy no somary mampifilafila izay vao maika ny vehivavy tena tia be. Amafiso ny saina fa ny lehilahy anie betsaka no manao tsiriry vorona e! manifi-drano dia lasa...ary mahatsikaky dia misy olona tena tia anao nefa izy ihany no mbola tena satrinao hiverina mahavariana ny fitiavana an!saingy tsy natao ahakivy izany fa mahaiza mitondra tena fa ny anjaranao tsy very.
12. vale ( 01/02/2010 16:13)
nalaza fa oe za namprafy azy hono nefa c'était pas dutout le cas>>>>>>Miramirana:
rehefa te hisaraka ny lhl matetika dia milaza an'io foana fa aza gaga amin'izany.

miombon-kevitra amin'i Miramirana!! :)
13. soanja ( 06/02/2010 14:12)
poupouzy06:

Slt dôly ô!!
Za zany dia tovovavy kely 18taona , niaraka t@ bandy iray zay za nandritra ny roa taona dia nisaraka zay ray volana lasa ngamb zay.. Nifankatia b zay t@ zany e!! saingy indrisy fa misy foana ireo té andrava, nalaza fa oe za namprafy azy hono nefa c'était pas dutout le cas. Izy niheno vavan'olona foana, d efa nsaraka in- efatra zay fa nifamerina ihany fa t@ ty kosa dia tena loza... :oops:
Nisy nanaratsy tany aho, oe be kofa otrzn d nsaraka t@ko izy, hoy izy hoe aleony hono miaraka @ sipa ratsy tareha fa manaja azy toy izay hitaitaina @ sipa tsara tareha be kofa. D tsy azoko mintsy nsaiko sy nfo kelko!!!!
Za tia be azy nefa bdb kou ireo bandy mlay té hiaraka @ko nefa tsy mety mintsy.
Inona no mba tokony ataoko ry reto??? :cry: :)


Ny fisipana na fiarahana io raha vao be olana (tsy fifampitokisana, familafilana, fiarahana dia misaraka, de miaraka indray sns sns) dia midika izany fa zavatra tsy hamely. Rehefa mitia ianareo roa tadidio dia miala daholo izany fa ianareo roa indray no miady amin'ny fiainana fa tsy ny fiainana no entre anareo roa.

Aza mandany fotoana amin'ny olona be fihainoana ny hafa satria ny fonao no voalohan'ny indrindra no tokony henony/ tsapany.


14. fanasina7 ( 11/02/2010 09:16)
Avec le temps ça passe akia !
Bandy ts mbola matotra lery e! Ts voalazandry we firy taona mo lery ! Tsy mbola matotra e! Ts azondry iankinan-doha ny ôtran reny.

Soa lavo hahay mamindra, soa kenda hahay hitsako.
Bandy za miresaka amndry a : Conseils kely :
- miova rivotra kely alo (ra mety : ohatra vacance)
- (ra ts mety) de aza mandalo amze làlana na toerana fandalovanareo matetika mits fa mampahatsiaro anao zvtra bdb : miovà làlan-kafa
- koseho daol ze zvtra mety ahatsiarovandry azy : sary, taratasy, fanomezana,...(ts maintsy ataondry zany ra te ho tafavoaka haingana indry)
- Aza maka conseils am namana efa mahazatra andry, indrindra fa ra mitovy taona nareo. Aleo olona lehibebe amdry.
- De manàna ihany secret sy zvtra confidentiel eo am fiainana fa aza de aboraka be loatra am forum toizao ny pblem exact e!

(fanasina7) io ihany no pseudo ko am skype ra te ifandray bebe kokoa amko ndry. De any za manome adres mail ra mety.

Maereze !

15. fanasina7 ( 11/02/2010 09:25)
Mba vakio kou ty :

http://tinyurl.com/yzbx8bo

Bon courage akia !
16. fanasina7 ( 11/02/2010 09:47)
aleo omeko eto iany le adress mail fa ts pblem e

fanasina7@gmail.com
17. Seeno ( 28/03/2010 12:11)
Za tia be azy nefa bdb kou ireo bandy mlay té hiaraka @ko nefa tsy mety mintsy.


"za tia be azy" adinoy, fa "le bandy mlay te hiaraka" no masao ao antsaina de tony ny fo eh, matoa koa enao mahita hoe misy milay, bola tsy milay zany le tiano be io, ka tsy aleo ve miarak'@ le mlay lol, sady azo ny fafinaretany maso, no azo koa ny fafinaretany (l) angamba, adinonao foana iny refa manao sipa vaovao enao, sady raha 22ans zany bola manatsafidy tsara mintsy ka, mazotoa mifidy tsara fotsiny lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518