dinika ao ampandriana raikitra indray

1. VAINAFO ( 12/11/2009 09:22)

o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ra mba mis mahalala? ny ahy manko tena lasa miroraka sad malemy é, mba toroy hevitra zay mba mahafantatra é. hany ka rehefa manao rs za dé tena tsy à l' aise mintsy ndraindray é, matetika sad tsy mis prélim firy mintsy noho io zvtra io dé somary menatra fona za mampiseho an nonoko!
misaotra antsika dé manantrena valiny mahafapo.

Ny an'ny vadiko indray kely ny halavan'ilay filahiana dé ela be vao velona miandry adiny iray eo , izany hoe nanao accident izy folo taona lasa izay dé tsy misy azo atao intsony
2. xxx ( 12/11/2009 09:27)
oh lala blem be zany mety tsy fiafarany , ny miroraka alo manaova chirirgie esthetika , ny filahina kely asio tovana sns mihinana viagrà
3. namanabe ( 12/11/2009 11:47)
Par: andriafo
Date: 12 novembre 2009 - 14:16

Mba samia hoe mizara zay tena olany ara-panahy et isika. Natao hifanampiana ity sujet ity miangavy aho mba tsy hivoaka an'izay ny resaka. Misaotra

Options: Répondre
Re: inona no olanao ara-panahy
Par: femme forte
Date: 12 novembre 2009 - 14:39

Za zao hendry be taloha de mpivavaka be otrany tsy te alala ana zany daolo ny olona rehetra. Na ny ao antrano za no lasa mpiasa, teo amin'ny fiainampitiavako mampirafy daolo ze te hampirafy ana.

la je me conduit comme une gar ce et c'est moi qui tient la reine dans ma maison, j'ai un super boulot grace aux aventures sexuelles que j'ai eu, on me demande ma permission pour venir chez moi, pour les réunions de famille on me demande la date qui me convient.

Je suis avotra able alors ou j'ai besions de revenir à la vie de @#$%& que j'ai eu avant.

La je passe mon temps à me venger
4. namanabe ( 12/11/2009 11:54)
zà mahalala an'i andriafo tianao ho tenenina saingy tsy izy io , rehefa tsy hita intsony izay hanenjehana azy dé ndàna manamboatra vata pat toa izay mirediredy , rehefa resin'ny fiainana dé mivavah fa aza mamorona tantara valamaty , ianao no manàna olana ara-panahy sy mandàny andro mamalyfaty satri tsy avotra intsony no sady tsy mety mahazo azy hatrany amin'ny faladihan e!
ary aza manao teny variaminana tsy mandeha amin'ny lohany
dé tongava eto raha olombelona
5. namanabe ( 12/11/2009 11:56)
ary aza manao lohangasy mpanetry firenena tsy mahay miaina raha tsy aoanaty fialonana sy ory hava-manàna , rehefa tsy mahita fiadànana eto an-tany misy ny ny any an-koatra
Ary aza sorena amin'ny fiadanan'ny hafa
6. namanabe ( 12/11/2009 12:13)
lache , kely loha , tsy manakambo , ny kely loha toa anao pepona amin'ny resaka opa sy ny tantara vala maty fa tsy ry femme forte
rehefa nataon'ny femme forte nin6magni tany dia mahaiza miaina fa aza eto amin'ny forom no mitantara valamaty

ny opa tsy mahafaty ary tsy mi-intimider ny femme forte mazava ve ? ry andriafo

7. namanabe ( 12/11/2009 12:21)
himehezana fotsiny fa miresaka amin'ny adala na ny dikan'ny zavatra lazainy aza tsy fantany olana ara-panahy sns.........mahalàla menatra
8. namanabe ( 12/11/2009 12:31)
enao no mandàny andro mamaly faty olona amin'ny famoronana tantara valamaty kely etsy sy eroa ny kely ati-doaha toa anao ihany no mino izany fa afaka poroafoana daholo ny zava-drehetra
tsy mandratra ny famoronana tantara tsy marina rehefa fantatra ny verité fa ianao kosa hitosaka eo ambony lohanao nyvidin'ny endrikendrika ataonao ... _...
himehezana malakolako e!
mahasahy mifanatri-tava aminy angaha dia mahasahy koa miresaka ny marina ???????????????? mayvava eto @ forom fotsiny le kely ati-doha ty !!
9. namanabe ( 12/11/2009 12:39)
manenjeha fa ny resy ihany no manenjika aoriana ao foana ny anay any ny fiainana mitohy sy mahafinaritra ery tsy misy toa izany o!!! inona injay hono izao feux de l'amour misy fifampirafesana izao e ! tsy zaran'itony tsy mahatakatra cinéma itony aza ve mbà mijery feux de l'amour gratos na an'eritreritra fotsiny aza d mazotoamivovoha ao e!
10. namanabe ( 12/11/2009 12:58)
ny dondrona ihany no azon'ny fanatisme religieux sy ny extremisme religieux tsy omena tsiny fa tsy mahita afa-tsy ny tingin'orony na ny hivavahany aza tsy fantany fa mitsaratsara faha-tany

tsy mahasahy manketo aleony mijanona ao @n'ny forom bordel ao , satria ao mantsy afaka mandainga sy mamorina
11. namanabe ( 12/11/2009 13:13)
Dia ny ozona ry kely loha miverina aminy ihany a ! plus izy hiriana hijaly plus SAMBATRA BE inona moa no tsy hanany mbà lazao hoe raha honnette ?? assuré hatramin'ny any amin'ny paradisa .
12. namanabe ( 12/11/2009 13:32)
hafatra ho andrampanenjika

mifankahita eto isika afaka 5 taona 10 taona 20 taona de rehefa samy manjoko raha mbola velona i mpanenjika dia izay ray tafita sy sambatra

femme forte
13. mmmhh ( 12/11/2009 13:39)
Misy hidiran'ny rasak'i VAINAFO ve aloha ity resaka apetrak'i namanabe ity?
sa zah no tsy maharaka?
ohatran'ny HS be manko,

VAINAFO > F'angah kosa tsy efa vadinao hatrizay ilay olona, inona no tokony mahamenatra anao amina na miroraka io, inoako angamba fa hitany ilay nono t@ izy mbola nijajika e,
tokony fantatrareo roa fa rah hiteraka ianareo dia tsy maintsy hiova endrika io e,
Tsy tokony haninona ny @ zany ny vadinao, hafa we olona niaraka taminao taorian'ny nahazoanao zaza ilay Lhl, dia resaka hafa indray izay,
Izy aza mety tsy manana heritreritra momba an'izany koa,
14. besandry ( 12/11/2009 14:17)
hors sujet tokotrany angamba i namana be . ny an'i vainafo toa mbà blem kelin'ny mpifankatia no hitarainany eto dia mivadika fananganana ady tahaka ity ???????
15. xxx ( 12/11/2009 14:20)
dia efa raikitra izany klé! :-D :-D
16. besandry ( 12/11/2009 14:27)
zay manao xxx miafina dia lache o ! :idea: :idea:
17. namanabe ( 12/11/2009 14:39)
andriafo >> ho anao ireo valinteny ireo .
ty ianao mbà manahoana re e ?????????? olombelona soumise?? mpivavaka be fahiny sa tsia ?? mi se conduire toa an'ny lahy sa ny vavy ?? malheureusement tsy misy mi s 'interessé amin' izay fiananao
na ianao aza tsy manana assurance hoe hiditra any amin'ny fiainana mandrakizay dia
izao fotsiny

aza miseho mitsara sy mahalàla ny fiain'olona fa mandehana mitsabo saina rehefa tsy mahazaka ny hoe sambatra ny hafa :*
18. xxx ( 12/11/2009 14:46)
Tsy mahamenatra ny miroraka nono ry kely katalaha a! fa ny an'tony inona no misaina ?
19. namanabe ( 12/11/2009 14:50)
siora mahintsy ny nounou miroraka tsy mahamenatra fa marika hoe nahavita adidy goavana be ny vehivavy
ny kely bobozy kosa io dia mahamenatra satria io no maha rangahy tsiky dia ampy
20. farihy ( 12/11/2009 15:46)
Fa dia naninn loatra i andriafo sy i vainafo no hiadian'i namanabe eto e??? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0533