dinika ao ampandriana raikitra indray
21. xxx
(
12/11/2009 15:49)
hayyyyyyy! i ann indary ity klégôna!
i rabokony teto io e! Fa angaha tsy ianao irery no hanjoko @ ity biberon be! hiiii!ho lasa adala eo fa hataovy aza!
i rabokony teto io e! Fa angaha tsy ianao irery no hanjoko @ ity biberon be! hiiii!ho lasa adala eo fa hataovy aza!
23. Fahandresena
(
13/11/2009 07:19)
Te halaza indray namana be dia comedie dolidoly reo rrey olona e! mampesona
VAINAFO>> aza mampiresaka
VAINAFO>> aza mampiresaka
26. manelatra
(
13/11/2009 08:25)
hayyyyyyyyyyyyy >> ty vava ra klegona aaaaaaa! ianao fa tsy izy no hanjoko amin'ny biberon vy anao sy ho lasa kondrana fa ataovy ihany mirediredy eto
30. hihihihihi
(
16/11/2009 07:34)
demi-siècle eo ho eo razoky
rehefa ambony ambany ny ao an-tanàna dia miataraina eto rangahy hoe INONA NO ATAOKO ? ntssssssssssss mampmé bé
rehefa ambony ambany ny ao an-tanàna dia miataraina eto rangahy hoe INONA NO ATAOKO ? ntssssssssssss mampmé bé
31. arialy
(
17/11/2009 08:10)
Vainafo< tena sarotra iany le fanotanianao kalo é! refa mapinono manko otrany mihamalemy fona ny nono na de oe tsy nalana mitsy aza ny soutien, fa ny taille ts miova , nisy nilaza tamiko taloha oe asiana jet d'eau rano mangitsy isamaraina dia miha enjana ilay oditra de asiana gym kely mapiakatra ny nono, andramo ra mety.
resaka bibs ndray lhl gamba no mahay anzany
resaka bibs ndray lhl gamba no mahay anzany
33. ravonjison
(
25/11/2009 09:46)
VAINAFO:
o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ra mba mis mahalala? ny ahy manko tena lasa miroraka sad malemy é, mba toroy hevitra zay mba mahafantatra é. hany ka rehefa manao rs za dé tena tsy à l' aise mintsy ndraindray é, matetika sad tsy mis prélim firy mintsy noho io zvtra io dé somary menatra fona za mampiseho an nonoko!
misaotra antsika dé manantrena valiny mahafapo.
Ny an'ny vadiko indray kely ny halavan'ilay filahiana dé ela be vao velona miandry adiny iray eo , izany hoe nanao accident izy folo taona lasa izay dé tsy misy azo atao intsony
Ilay resaka filahiana dia izao no azo lazaina : na izy handany vola hanao protége, na ny sainy no amboriny. Tsy dia miankina loatra @ halavany ilay izy , fa kosa miankina @ fahaizana mampiasa azy.
Misy fomba fiteny vazaha izany mikasika izany : " Na i Kotobalita kely aza azo hanaovana teatra lehilbe "
