Fitiavana
xxx
(
10/11/2009 06:23)
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v???
efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba...
tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:17
xxx
(
07/11/2009 05:48)
Salut daholo, manana sipa 1 zay zah tany Moramanga tany(metisy sinoa milay kely zay), izy tena ty be ahy fa zah no otrany nisaina kely satria zah efa manana hafa aty Tana; tsy nahasakana ny fitiavan...
tohiny
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:20
xxx
(
03/11/2009 23:52)
Drodroka ny aina @ rifoun' ny amerikaka sy eropeana ka mila torohevitra .Tsy zanaka tsy vady nefa mananontanona ny faha 50 taona .Mijaly ny aina sy ny saina ka mba mila fanafany kely raha mba misy n...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 23/11/2009 16:15
xxx
(
01/11/2009 14:09)
refa tsy laninareo vehivavy ireo ilay endrika01 iny,alefaso aty ihinanako azy ,tsy hilefitra eo anatrehan'ny bandy aiza iny 8) 8) 8) ...
tohiny
novalian'i 3188 ny 04/01/2010 15:58
Rakeke
(
30/10/2009 15:03)
Tena tsy mahay mampiresaka sipa intsony za ry reto fa mba ampio a
refa mahita sipa za de tsy sahy foana. Nefa za taloha tena nahay. Za zao lasa tena tsy mety tonga ato antsaiko foana izay tokony laza...
tohiny
novalian'i navigo ny 05/11/2009 09:05
Mirananirina
(
29/10/2009 17:38)
Je t'aime, tu m'aimes, il m'aime. Vous l'aimez... bref tout le monde s'aime... Ah ! C'est beau l'amour !
Aimons-nous les uns sur les autres
L'on ne peut aller loin dans l'amitié, si l'on n'es...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 03/11/2009 08:13
Mirananirina
(
29/10/2009 17:34)
Je t'aime, tu m'aimes, il m'aime. Vous l'aimez... bref tout le monde s'aime... Ah ! C'est beau l'amour !
Aimons-nous les uns sur les autres :* :* :* :* :*
L'on ne peut aller loin dans l'amitié...
tohiny
novalian'i tess ny 03/11/2009 16:44
jlan
(
25/10/2009 18:16)
Leo ditra aho!
Tantara be ty raha ho tantaraina eto daholo izay efa vita rehetra, fa ny conseil omeko dia izao:
-ho an'ny vehivavy, libérer-o @ fantasme-ny i ramose, fa tsy ho diso fanantenana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2010 19:53
xxx
(
24/10/2009 09:12)
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 01/11/2009 21:25
Endrika1
(
22/10/2009 13:40)
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry s...
tohiny
novalian'i andy2016 ny 07/03/2016 09:30
baramina
(
21/10/2009 10:00)
lava , lava volo, tsy ngeza tsy keky be (l) ...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:15
sitlo
(
20/10/2009 04:22)
Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo.
Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy ...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/02/2010 15:22
zokely2009
(
19/10/2009 16:10)
manao ahoana daholo ianareo.
Mpirevy natsia dia mba tiako raha mamaky ity lohahevitra ity.NY TENA MANTSY TSY HANDAINGA FA TENA OLONA MPISOTRO.Naika zary isanandro ary zany ka tsy mahazo aina mintsy r...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 01/11/2009 21:10
baramina
(
19/10/2009 12:01)
mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra :P :* ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:06
xxx
(
16/10/2009 21:21)
vitsy ihany v ny fitiavana mitovy sy sahala zany @ lahy sy vavy? za manko rehefa olona tiako b hotrany tsy d miraika amiko na koa rehefa tia b zà ndray ny bandy ray d tsy tiako ndray! ohatrany fani...
tohiny
novalian'i Papoose ny 19/10/2009 14:08
xxx
(
15/10/2009 15:01)
Marina ny voalaza ny namana etsy ambany, " safidy no lasa anjara" . Misy olona iray namako, manbady izy, ary miaraka @ vehivavy hafa. Nolazaiko izy oe, enao ve tsy efa manana ny anjaranao ? de namaly...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 17/10/2009 12:04
xxx
(
14/10/2009 12:05)
Akory aby!
Tsy hoe manana olana ho zaraina aho akory fa mba gaga fotsiny mamaky ny tantaram-piainan'ny tsirairay eto. Fa ny tena mahagaga ahy dia ilay famalin'ny ankizy azy : tsy manenjika be fahatan...
tohiny
novalian'i Djhamhal ny 27/10/2009 10:34
xxx
(
13/10/2009 16:03)
salama daholo
izaho manoratra dia vehivavy eo @23ans eo
ts zany fa mba mila toro evitra kely avy aminareo pamaky ny tenako
tojo olana aho ka inoko fa mba mety hisy vahaolana azonareo atolotra ahy...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/10/2009 12:39
xxx
(
13/10/2009 14:55)
izaho efa manambady miteraka 1, tsis olana zahay mivady, d miaraka @ sipako taloha zà @zao, efa 8 taona nerahana izahay d samy b ambopo d nisaraka nefa mbola tao le fitiavana, d zao zay miverina miar...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/10/2009 22:06
xxx
(
13/10/2009 14:28)
o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/10/2009 11:03
