sipako taloha

1. xxx ( 07/11/2009 05:48)
Salut daholo, manana sipa 1 zay zah tany Moramanga tany(metisy sinoa milay kely zay), izy tena ty be ahy fa zah no otrany nisaina kely satria zah efa manana hafa aty Tana; tsy nahasakana ny fitiavana tsy hiaraka nefa izany ka de tafaroboka marihako etoana fa efa nilaza azy zah oe efa manana hafa, vao mainka ary naharomotra ny fitiavany ahy zay teniko zay. Tato afara voatery zah hiala an'i M/nga de tapaka ny anay(tsy tapaka fa tsy tafahoana ntsony) miantso matetika izy ary mazana de mirary mintsy aza ny hisarahanay sy le eto Tana, tany amboalohany nefa dia efa napetrako ny fepetra oe za tsy misaraka @ le tiko taloha, nanaiky izy! rehefa tsy nihaona zahay de nanana sipa hafa tany izy zay tsy nampahafantariny ahy mintsy, Eto no miantomboka ny tantara: sendra niantso azy za ndray andro de olon-kafa no namaly, feon-dehilahy nivatravatra be mintsy, nilan'io bandy io vaniny foana za toa aorinan'izay,ary nolazainy mintsy aza fa hotorian'izy sy le renin'le sipa,le sipa nefa mi-phone ahy tspako fa tia be ahy mintsy. Nisy fotoana zay nifamaliako an-telephone t@le bandy de notsindriko be aloha izy é!Tsy fantako na zay no nampivadika an'le sipa na ahoana fa ni-phone bandy akamako hafa zay izy de nametraka hafatra oe aza asaina mi-phone ahy tsony izy fa mahasosotra=migafy, sady mila vaniny @le bandy fôna hono zah.@azo fotoana izao de manina zay zah ary te-hiantso be azy foana, sur zah fa izy raha antsoiko de mbola tia ahymety ve zah rah miantso azy? mba omeo soson-kevitra aho fa aza kianina raha sitrakareo, tsapako mantsy fa toa mbola misy fitiavana azy ihany ato anatiko @ zao tsy haiko oe diso ve zah rah manao fitiavana 2 zah mbola tsy manambady, ataovy maromaro ny sakaiza fa...Miandry ny hevitrareo za retio à!( zah kôfa marihiko ihany).
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:20
2. Djhamhal ( 07/11/2009 08:24)
mbola tsy manambady enao ka rariny ra manao fitia 2 na 3 na 4 sns ... nefa tsarovy fa arakaraky ny ampitomboanao azy no maha be problème anao koa! ary mitaky fotoana maromaro ho anao !ka izay olana zakan'ny sainao sy ho voavahanao ihany idirana ! satria sao hanimba ny hatanoranao izany ! ny tsara dia aza miantso an'lay num misy an'le bandy no mandray azy fa manjary hiteraka korontana ho anareo zany ; fa mitadiava oh we num hafa mety ahazoana azy ,na ny an'ny namany izay akaiky azy oh de ao nareo miresaka tsara sy manapa-kevitra ny @ ho tohin'izay fiarahanareo ! de courage leitsy â!
3. Mirananirina ( 07/11/2009 14:54)
tany amboalohany nefa dia efa napetrako ny fepetra oe za tsy misaraka @ le tiko taloha, nanaiky izy
Ny anao izany no be indrindra.Tia be anao izy teto.
rehefa tsy nihaona zahay de nanana sipa hafa tany izy zay tsy nampahafantariny ahy mintsy, Eto
Marina mihitsy ny azy raha manao sipa hafa izy satria ianao efa any Tana miaraka amin'ilay 1,sur izy fa tsy hahita anao intsony.
zao tsy haiko oe diso ve zah rah manao fitiavana 2 zah mbola tsy manambady,
Za indray tsy mandiso olona manana fitiavana na 2 na 3 na+ satria fitiavana izany tsy azo rarana.Ny fahadisoana fotsiny dia nilaza taminy ny fisiany 1 any Tana.Afatra hoanao ity ,rehefa hanao sipa maromaro ianareo dia fadio ny mampahalala ny vehivavy izany,fa sady mankarary fo no mahate-hamaly faty.
4. xxx ( 10/11/2009 18:05)
ze tena tinao iarahana . Za tena otranao mitsy, samy niarahako ela izy roa ary samy tiko tsy misy foiko, refa ela nefa de nieritreritra mariage ny ray t@ izy roa. De tena moa vehivavy, maniry ny hilolo voaly zany sady anao mariage " grandiose " de roboka. De vita ny mariage, 3 tona zao , nefa tena mbola tiko fona le ray, ary nalaelo mafy oe natao mariage za. Nefa tsy napaninona azy fa mifankatia be zahay de mbola miaraka miafina hatramizao. Miteny izy oe maninona ra misaraka @ enao de atao mariazy ndray tsika. Nefa tsy mety .@zao za vo mino oe le ray no tiko fa tsy le vadiko.
Ka toro hevitra oe matetika tsika vevavy tratran'zany fona. Fa tsy maintsy misy ray tena tianao sy tinao fona. Ary na inona na inona ze lazain'ny fonao iany enona. Bon courage " Za zao tsy afka tsony "
5. Papoose ( 10/11/2009 20:04)
...fa tsy lasa vadikooo...azo isainana io!
6. dangytsmaty ( 11/11/2009 04:49)
Merci daholo @le encouragement-nareo rehetra ho ahy
fa mitadiava oh we num hafa mety ahazoana azy ,na ny an'ny namany izay akaiky azy oh de ao nareo miresaka tsara sy manapa-kevitra ny @ ho tohin'izay fiarahanareo
: ka zah tsy manana num hafa zay ny problème-ko é!
Afatra hoanao ity ,rehefa hanao sipa maromaro ianareo dia fadio ny mampahalala ny vehivavy izany,fa sady mankarary fo no mahate-hamaly faty.
ka zah ne ry Mirananirina tsy nihevitra ny hiaraka taminy t@ voalohany e juste oe namana fotsiny izy mantsy naman'ilay bandy akamako de noraisiko ho toy izany koa ny anay. mbola misy fanampiny ary hoe: insiste-ny any @ akamako fôna ny num-ko t@ voalohany de nony azony de zah ndry no lazainy oe nampifilafila azy hono, aôna moa no tsy ahatafajabaka ahy @zany? misy an'zany oe vatsiana crédit mintsy ary zah ndraindray fa zah no tsy mety fa ôtrany nanararaotra be no fahatsapako an'zany; izy koa lo zanaka deba é!
7. dangytsmaty ( 11/11/2009 04:53)
mety ho gaga nareo oe hay ve danytsmaty ty nanoratra ity e! tena za tokoa io fa tsy hafa kory ary zah mintsy no niharan'io cas io
8. sitlo ( 11/11/2009 05:11)
Ka fintino...
9. jarifa ( 12/11/2009 06:18)
Manome tsiny anao ihany ao satria tsy dia azo atokisana loatra anie ianao izany e! dia izany koa izany no ataonao refa manambady ianao, raha vao lavitry ny olo-tianao ianao dia manitatsaina hanao sipa, tsarovy fa refa manana olotiana ianao na manambady dia tokony hitovy ihany ny fitiavanao azy, tokony nieritreritra aloha ianao hoe dia ahoana izany ilay any TANA.
marina ilay tenindranamana eo ambony hoe mi-creer probleme ho an'i tenanao ianao.
aza atao intsont @ sisa an
10. arialy ( 17/11/2009 08:20)
mahagaga ahy iany le olona tsy mahay mi tourner page refa fantatra fa tsy mety ny atao na tiana tahaky ny inona aza, satri mety hiteraka alahelo hoan'ilay iray efa notivina volohany!! mazotoa de eritrereto tsara iany ô :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.516