Fitiavana

rabaradaka ( 03/07/2010 10:17)
Maharesy lahatra ve ny vehivavy na lehilahy tsy tiana akory nefa mampitsiriritra ny hanao firaisana aminy... tohiny
novalian'i ledala ny 21/10/2010 20:11
bibidia ( 02/07/2010 11:04)
hanao vacances any Barcelone aho mitady sipa gasy toutes ages na dia hanao guide fotsiny aza hitondra fiara aho hijanona any une semaine aho misaotra mialoha e ... tohiny
kotokelyko ( 01/07/2010 13:56)
misy namako vevavy zay 26ans, nisy nanolana izy nefa vierge ; ny fomban ndry zareo nefa de ny vady no tsy maintsy mi divierge ny vevavy iray fa rah tsy izy de baraka ho an'ny tena sy ny fianakaviana; ... tohiny
novalian'i sylvaine ny 10/11/2010 13:05
moustaraf ( 03/06/2010 13:54)
Vehivavy ity resahiko ity an, mitaraina amiko ilay lehilahy fa henjana loatra ny regime iainany ka mba mila torohevitra e: -ady lava no ao an-trano satria 1/tsy mahazo mijery film ka vhvy no rôle 2/t... tohiny
novalian'i labouche ny 26/01/2012 10:26
Djhamhal ( 18/05/2010 06:49)
Misy fitenin-tsika malagasy manao hoe: Tiana ny vady fa ny havana tsy azo ariana ! nefa misy koa ny hoe: Vitam-bady tsy vitan-kavana ! aôna ny fandraisanareo an'io ???... tohiny
novalian'i xxxy ny 13/08/2010 17:41
RAJOTIANA ( 14/05/2010 08:33)
Nanambady aho t@ Octobre 2005,dia niteraka vavy kely 1 izahay.Nony teraka anefa ilay zanakay dia niova filamatra ilay vadiko,miseho tsy horefesi-mandidy tao an-tokatrano sady mangala-tety grave be kia... tohiny
3188 ( 06/05/2010 22:41)
slt fa lasa aiza daolo ny mpisera to tsis tazana tsony. aiza ry JARIFA :( :( :( :( ... tohiny
novalian'i marcus11 ny 17/08/2010 19:52
xxx ( 04/05/2010 06:56)
za de vevav 24ans miarak am bandy 25ans ao an-tananay ! t@ voalohan niarahanay de ts nisotro alou izy fa zao izy lasa mpimamo.Leo be ah nefa tiko izy ts foiko: tsy ampy 1mois akory zay sy izy no niara... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 19:37
AndriambyII ( 02/05/2010 23:25)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i 3188 ny 08/05/2010 14:53
xxx ( 28/04/2010 22:34)
Zao ny fandehany:efa ela dia ela za zay tsy nanana sipa, efa tsy nieritreritra ny hanana intsony mihitsy satria efa 42 taona za zao , dia efa tsy nanantena intsony mihitsy hoe hisy hijery; vhv za , ts... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 19:50
xxx ( 28/04/2010 18:29)
Asa raha tsaroanareo ity tantara ity " Rado, ilay fitiavako fahiny" nosoratsoratan´ilay mpanoratra teto heritaona lasa izay, dia nanokatra blaogy izy tahoriana kely ary ataoko fa nitsidi-pahitra ke... tohiny
novalian'i ando12 ny 20/12/2015 13:20
xxx ( 28/04/2010 13:01)
efa teto aho tsy tadidiko hoe tam ovina : nila torohecitra aho tam zay: satria nisy bandy tiko tao antananay saingy zaho sarokenatra de ts mahay miresaka amiko sady ts sahy ...le bandy hitako fa tia a... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2010 11:17
xxx ( 26/04/2010 17:41)
Izaho izany lehilahy 32 taona. Efa fotoana tsara anambadiana. Dia misy vazaha vavy izay misipa amiko. Tena mahafinaritra ahy izy sady tsotra. Fa ny manahirana ahy dia ny fianakaviako. Ilay hiran'i Voa... tohiny
novalian'i siga_soa ny 15/08/2011 11:09
LAVASANGA ( 09/04/2010 09:22)
Za dia manampitiavana be, nefa tsy mahita izay tena olona azoko antoka fa mifanambina amiko, ka mangataka aho ra mahita ianareo ohatra , na ahoana no tokony ho ataoko manoloana izany.Marihako fa lehil... tohiny
xxx ( 08/04/2010 12:07)
Mpianatra amina kolejy ray eto Tanà aho. Misy tompon'andraikitra, bandy mbola tanora l, tsy manambady... tena mahatorana ahy izy io, mila hahalasa adala ahy mihitsy, izy cool be, amin'ny rehetra na s... tohiny
xxx ( 08/04/2010 11:54)
mandreraka be ny namako : za alou vevav no miresaka de 24ans, de le namako an vevav 20ans, mpiara-monina aminay izy!! ts tiko mits le ataony : efa anaovako fihetsika hahatonga saina azy de mbola misis... tohiny
soanja ( 05/04/2010 14:22)
Tantaraiko indray ny nanjo ahy ianareo... Tamin'za mbola tany amin'ny Lycee dia nanana namana telo lahy mpiara manao baskety amiko(15 taona izahay tamin'izay). Mpinamana be tokoa satria sady mpiar... tohiny
novalian'i soanja ny 24/04/2010 19:03
coco15 ( 31/03/2010 11:15)
Miarahaba daholo, za dia manana olana raha vao manao firaisana ara nofo satria vetivety kely dia tonga ny ahy Inona vahaolana amin izany misaotra antsika mialoha... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:07
xxx ( 30/03/2010 10:17)
INONA RE OLONA NO FANAMPIANA AZO ATAO AMIN'IRENY OLONA DISO FANATENANA TAMIN'NY FITIAVANA IRENY ? MBOLA MISY VE VAHA OLANA AZO ATAO ? MISAOTRA MIALOHA AMIN'NY VALITENY OMENAREO. DE MBA MIAGAVY MBA ATA... tohiny
novalian'i karinah ny 22/04/2010 15:20
xxx ( 28/03/2010 18:25)
Rehefa avy nanaovan ilay bandy aho dia izay lery vao miteny hoe " madio be hono ny eritreriny fa namana fotsiny no andraisany ahy" koa raha tsy inona koa!!!... tohiny
novalian'i RAJOTIANA ny 13/05/2010 14:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756