urgent : ity ndray aho sy le tantara iny misy tohiny le izy

1. xxx ( 28/04/2010 13:01)
efa teto aho tsy tadidiko hoe tam ovina : nila torohecitra aho tam zay: satria nisy bandy tiko tao antananay saingy zaho sarokenatra de ts mahay miresaka amiko sady ts sahy ...le bandy hitako fa tia ana fa za miavona be de ts sahy izy tam zay! ts haiko rah tadidinareo!
de nande ny volana nande ny andro: tonga eo am point ray ny tantara !! nisy sipa namako zay de miresa dresaka eny fôna zay sy izy : de noteneniko taminy hoe tiko oa i M ! "hein" hozy izy ! "maninn oa " : maditra be iny hozy izy sady tia mikoty sipa! ts koi zany oa fa tiko iny, maty aminy za! efa mitapy mitsy oa za fa tiko izy !! ninn ninn oa lazainao de mety hino ian aho saingy ts hanova ninn ninn zany satria reveko iny :: "oadray hozy izy" eny oa zan !! ze tina mitombo tarehy hozy izy fa mba diniho ian sode lasa ambanin'ny olona ndry rah miaraka amin'iny !! eny oa ........taty aorina de lasa nifandray tam le bandy le namako de nasaiko manontany ny mombamomba azy : de fantatro doly de faly aho satria mba am le tiko ian: mianatra de eduqué sy ny sisa ! fa nalahelo ian aho satria misy marian ian le resaka hoe somary madiditra lery !
(ezahiko resumé na ian le izy fa lava loatra)
de notenenin le namako tany amini' M oe misy sipa tia anazy atsy de i anona : za io !! teo no eo ian le bandy de niteny taminy hoe ndana antsoy izy fa hiresaka aminy aho ! de tonga za : izy efa niandry ana !! niresaka zay de nikoty ana izy :: saingy menatra aho satria efa kôpy ah fa arany hoe tiko izy (satria niteny taminy le namako ) : menatra aho ka nandà ts hiaraka aminy !! (tam samedi hariva io): hitako am masonao hozy izy fa tia ahy enao : ts tia anao oa za !! ngamba efa niverina imbetsaka io teniko io vô niala teo zay !!
tonga ny alahady : nitaraina tam le namako izy hoe ts azony mits hono za : efa nodiny ts fantatra hono hoe tiko izy fa nikoty depart à zeor izy de mbola nandà ian hono za !!
ka ny tena marina kou de ts fomba ny tonga de manaiky rah misy bandy mikoty ana : satria maha tsiaro tena ho very valeur aho rah ts mampifila kely !

ny olako de zao : efa 3 andro zao za no ts nahita anazy de marary ny lohako : ts matory aho am alina ! de any ampenarana zara rah mifantoka !! te hiresaka aminy ndray ah nefa ts mihaona aminy !! nefa rah hiantso anazy aho de henatra sy baraka ho ahy: mila hevitra aminareo aho : inn no tokony ataoko ???? je ne veux pas le perdre, je l'aime
novalian'i xxx ny 30/04/2010 11:17
2. ravonjison ( 28/04/2010 15:48)
" Je l ' aime encore " , Julio Iglesias

Antsoy izy na handefaso sms, dia ataovy hoe : nahaliana ahy iny resatsika iny, saingy mbola tsy vonona ny nanapa-kevitra aho, ka mba tiako ho tohizana. Mino aho fa efa fantatro @ izay ny zavatra tiako.
3. soanja ( 29/04/2010 01:39)
Ny fahitako ny fiainana dia misy fotoana ny zava-drehetra. Tsy atao izay mahamaika fa rehefa tojo ianareo ka mifankatia dia mandeha ho azy ny zava-drehetra. Fantaro tsara mihitsy izay tiavina fa efa be tokoa ny naratra noho io.
4. xxx ( 30/04/2010 10:20)
ny maha gaga kely ahy dia ity : mikôty anao izy tsy manaiky ianao ! lasa izy mitady azy ianao ! fa maninona raha tonga dia ekena refa tia anao sy tinao izy @ zay mba voavaly ny hetahetam-po nao sy ny fanirianao mba tsy hankarary ny fo sy ny sainao ?? refa miaraka aminy anie ianao ka itanao fa tsy mety aminao izy na ny toetrany sns.... afaka miala soa amantsara enao é! afaka misaraka aminy enao fa inona moa ny olana ?? misaraka tsy misy maratra !! fa zao ianao mampijaly ny tenanao @ familafilana sy ny valeur; hoy ianao, nefa ianao ihany anie no tsy mahazaka azy é!
5. xxx ( 30/04/2010 11:17)
xxx3> marina zany teninao zany : za ian no ts mahazaka an le izy avy eo ! ts haiko mits zany tonga de manaiky zany !! efa mipetraka ato an tsaiko le hoe mampifila alou fa rah ts zay de otran hoe fille facile aho! ka inn ary ary zao ny tokony hataoko : efa lasa mantsy reo ts azo iverenana tsony : hanantona azy ve ah de hiteny hoe tiko ian ne enao e !! zany ve ts mapmé be !! sa ataoko ze hihaonanay : ampin'ny namana?? sa aona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3095