Matotra

1. LAVASANGA ( 09/04/2010 09:22)
Za dia manampitiavana be, nefa tsy mahita izay tena olona azoko antoka fa mifanambina amiko, ka mangataka aho ra mahita ianareo ohatra , na ahoana no tokony ho ataoko manoloana izany.Marihako fa lehilahy aho an.Mazava ohazy zany fa vehivavy no manahirana ahy.
za koa mila fanampiana @ fampidirana sary ato fa tsy mahay eh!, aleo tonga dia mitsotra mba salam zay eh.....
2. soanja ( 09/04/2010 23:01)
LAVASANGA:

Za dia manampitiavana be,


Porofoy aloha zany aminay fa be fitiavana Ise.

:D
3. maryline ( 09/04/2010 23:38)
:lol: :lol: :lol: Soanja marona tokony ho porofoiny tokoa hihihi
4. soanja ( 10/04/2010 00:21)
maryline:

:lol: :lol: :lol: Soanja marona tokony ho porofoiny tokoa hihihi


ilay mifanambina koa mba mahaliana ahy ny hazavany an'io.


:D
5. diloo ( 11/04/2010 00:28)
Sali Lavasanga,

Lavasanga izany ve tsy karazana boys band?
Mety hamokatra ihany izany an!

-Manampitiavana be:
Izany hoe vonona hanome fitiavana ampanetritena?
Inona no antoka afahanao manome toky ny fon'ilay voninkazo mendrika ny fitiavanao?

-Mifanambina amiko:
Inona ny critères kendrenao hifanambina aminao?

-Vehivavy no manahirana ahy:
Timide angaha ianao sa...?

Rehefa voavalinao ny mombanao, dia heveriko fa mety hanampy anao ny mpisera eto.

-Fampidirana sary:
Ahoana tokoa ry namana isany no hafahana mametraka ny sarin'ny mpanoratra ery amin'ny kohina ambony havanana ery?
:D :wink:
6. Mirananirina ( 12/04/2010 10:52)
Za dia manampitiavana be, nefa tsy mahita izay tena olona azoko antoka fa mifanambina amiko, ka mangataka aho ra mahita ianareo ohatra
izahay indray ve no hahita ho anao ramose fa mahaiza mitady sy misafidy fa bobaka ny vhv
7. Ratoa ( 12/04/2010 23:35)
tsy hitan'izay tsy mitady izany é!!! eo ampandrasana no ahitana ny atiny, hono
8. jhonsa ( 13/04/2010 18:16)
mahareta ry tsamy fa ho avy izy a....! ny fatra-pitady manko hono sendra ny manganana, fa aleo ho pasy normale, i.e tsy asiana kajy be loatra, ataoko fa mbola mitombona ny atao hoe anjara na dia efa amin'tanjaton'ny fahazavana aza isika....asah mou fa eritreritra iny...okay
9. mandrindra ( 20/04/2010 06:57)
raha toa ka tena farotanao fa vehivavy no manahirana an'i lavasanga dia lehilahy indray andramana fa any angamba mety mifanambina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0478