hiroboka ve za ry reto fa tena ela izay naha- irery izay ?

1. xxx ( 28/04/2010 22:34)
Zao ny fandehany:efa ela dia ela za zay tsy nanana sipa, efa tsy nieritreritra ny hanana intsony mihitsy satria efa 42 taona za zao , dia efa tsy nanantena intsony mihitsy hoe hisy hijery; vhv za , tsy nanana fanantenana ny hanambady intsony koa.
Kinanjo t@ w-e teo dia nisy nikaoty za , tena bandy mahafinaritra tsy nieritreretiko hanopy maso ahy akory ; zokiko kely 47 taona izy
Izy aloha efa nahavita fiainana : efa nisaraka , efa nahalehibe zanaka , za moa zany dia tsisy n'inon'inona tsy zanaka tsy vady ...

Mitady ho roboka za; efa tara rotidrotika no tena marina e; izao anefa : vaza izy , toetsaina vaza: zany hoe ny filàna ara nofo no tonga dia resaka voalohany , tsy misalasala mihitsy izy tonga dia milaza tsotra fa maniry ahy be mitsy , tsy hitako izay fihetsika atao ry reto; raha handà za satria vao haingana loatra sady rapide loatra, hafahafa ve? Vaviantitra sarokenatra , sady otriny ridicule be ve!!hihih , raha hanaiky tsy fantatro tsara izy sady mety vao vita izay ilainy dia ho apitiny za, mataotra ny ampitso za, nefa te mba ijery ze ho toiny koa ;
ka raha nareo no eo @ toerako d inona no atao? hiroboka sa hihemotra?
izy efa ny hi -reserver hotel no mahamaika azy ; za mitady hevitra hanariana dia azy mandritra ny rendez vous anay ho avy manaraka , ohatra hoe ballade na musée na tsy haiko éééé , fa tsy itako ze azo itondrana azy
Fantatro mantsy fa raha vao tsy maita programme hanariana dia azy aho dia any ampandriana zahay vao misioka :sady mataotra za no mangitakitaka ny ampitso !!
za koa anefa efa leo celibataire fa nampisokatra ny foko sy ny vatako rehetra ity zavamitranga amiko amizao ity
misaotra mialoha aminy toro hevitra
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 19:50
2. ikaretsaka ( 28/04/2010 23:25)
tsy misy mangidy tsy andramana e :wink:
3. Maevatiana ( 28/04/2010 23:40)
(l) (l) (l) (l) Ika hihihi tsy ilay tantaranao no mampihomehy ahy fa ity filazan´ity tovolahy!!
Mahereza e!! Fohy ny andro hiainana koa dia mirary soa ho anao !!
4. soanja ( 29/04/2010 01:35)
xxx:

Zao ny fandehany:efa ela dia ela za zay tsy nanana sipa, efa tsy nieritreritra ny hanana intsony mihitsy satria efa 42 taona za zao , dia efa tsy nanantena intsony mihitsy hoe hisy hijery; vhv za , tsy nanana fanantenana ny hanambady intsony koa.
Kinanjo t@ w-e teo dia nisy nikaoty za , tena bandy mahafinaritra tsy nieritreretiko hanopy maso ahy akory ; zokiko kely 47 taona izy
Izy aloha efa nahavita fiainana : efa nisaraka , efa nahalehibe zanaka , za moa zany dia tsisy n'inon'inona tsy zanaka tsy vady ...

Mitady ho roboka za; efa tara rotidrotika no tena marina e; izao anefa : vaza izy , toetsaina vaza: zany hoe ny filàna ara nofo no tonga dia resaka voalohany , tsy misalasala mihitsy izy tonga dia milaza tsotra fa maniry ahy be mitsy , tsy hitako izay fihetsika atao ry reto; raha handà za satria vao haingana loatra sady rapide loatra, hafahafa ve? Vaviantitra sarokenatra , sady otriny ridicule be ve!!hihih , raha hanaiky tsy fantatro tsara izy sady mety vao vita izay ilainy dia ho apitiny za, mataotra ny ampitso za, nefa te mba ijery ze ho toiny koa ;
ka raha nareo no eo @ toerako d inona no atao? hiroboka sa hihemotra?
izy efa ny hi -reserver hotel no mahamaika azy ; za mitady hevitra hanariana dia azy mandritra ny rendez vous anay ho avy manaraka , ohatra hoe ballade na musée na tsy haiko éééé , fa tsy itako ze azo itondrana azy
Fantatro mantsy fa raha vao tsy maita programme hanariana dia azy aho dia any ampandriana zahay vao misioka :sady mataotra za no mangitakitaka ny ampitso !!
za koa anefa efa leo celibataire fa nampisokatra ny foko sy ny vatako rehetra ity zavamitranga amiko amizao ity
misaotra mialoha aminy toro hevitra


Amiko raha mbola be ny fisalasalana dia aleo aza miandry izay tena izy. Efa misokatra izao ny lalana dia mety ho taitra amin'izay ilay fitiavana natory ela. 42 taona izany aloha dia aoka hazava fa tsy antitra ka dia hoe hihidy hihihi iny aza no tena mafonja ny raharaha momban'ny fiarahana satria efa mba nahita izay fiodin'ny fiainana ihany fa tsy jambajamba sy akinanga intsony.

Ny an'ny vazaha aloha ny fantatro dia tsy mahamaika azy izay fitiavana hoe tena tia fa dia ny firaisana aloha no mandeha aloha, sady mifampitsapa fahalalana sy fifandraisana eo na mety aminy ny toetra na tsia. Saingy rehefa tsy mifanaraka ve tsy aleo misaraka toy izay hifampiady atidoha eo.

Hazavao aminy ny mety aminao fa aza avela hoe izy no hanjaka aloha. Raha tena tiany sy mahasarika azy ianao dia iafiany izany. Fa aza ela kosa ny hoe ho mafy kilaoty fa aminy tsinona isan'ny fiarahana koa ny firaisana fa tsy hoe fe fiarahana fotsiny. Te hahalala momba anao amin'ny lafiny rehetra izy. Teneno izy hoe mbola aloha loatra ilay hiara hatory fa aleo mba mifankahalala akaiky kokoa. Tsy mety amin'ny Malagasy ilay hoe tonga dia lasa izao hoe!

Ny hany fantatro momban'ny vazaha maro dia manaja olona ry zareo. Tsy azoko antsaina izany vazaha tonga dia hatory indray alina na hoe elaela dia tsy hita intsony tsy re hoe maty sa velona. Fa matoa misy izay dia ny fifandraisana ao no nisy olana. Ny samy mbola tanora kely no manao izany fa ny efa nahazo taona mba misaina ihany sy mahalala izay atao sy fomba fanajana ny hafa.

Saingy tokoa misy ny atao hoe olona adala. Tandremo sao tojo izany tokoa. Mila mailo fa be marary saina ny vazaha raha io resaka io. Fantaro izay iarahanao.




5. ikaretsaka ( 29/04/2010 12:39)
Maevatiana:

(l) (l) (l) (l) Ika hihihi tsy ilay tantaranao no mampihomehy ahy fa ity filazan´ity tovolahy!!
Mahereza e!! Fohy ny andro hiainana koa dia mirary soa ho anao !!

Maninona indray?
Tsy misyafaka milaza fa mahay milomano raha tsy ao anaty rano anie...
Na hoe tsara ve ny manao zavatra iray raha tsy efa nataonao le zavatra...rehefa mety de maztou..rehefa tsy mety dia tsy mety izany ko..de mitraka


6. Djhamhal ( 30/04/2010 08:49)
izy efa ny hi -reserver hotel no mahamaika azy ; za mitady hevitra hanariana dia azy mandritra ny rendez vous anay ho avy manaraka , ohatra hoe ballade na musée na tsy haiko éééé , fa tsy itako ze azo itondrana azy
Fantatro mantsy fa raha vao tsy maita programme hanariana dia azy aho dia any ampandriana zahay vao misioka :sady mataotra za no mangitakitaka ny ampitso !!

tena mety io hevitrao io ! ny tsara aza dia fakafakao tsara aloha izay momba azy é! dia avy eo ianao manapa-kevitra , zany we aleo endroit public ihany no mihaona sy miresaka na oh we resto sns ... fa aza tonga dia ialana @ zao fa we hieritreritra ianao , io mantsy sady itazonanao azy no ahafahanao mamakafaka ny momba azy ihany koa ! nefa aza atao ela lôtra ilay fanapahakevitrao sao izy indray no miova hevitra ka hanenina eo ianao ! mahereza é!
7. vale ( 30/04/2010 19:28)
raha hanaiky tsy fantatro tsara izy sady mety vao vita izay ilainy dia ho apitiny za,

Hmmm, tsy tokony hisy izany, satria tsy zazakely intsony ianareo fa efa samy olon-dehibe...raha tena izany fotsiny no nilaivany anao, tokony nande tany @ ireo "putes" izy, anjaranao fotsiny no manam-pankevitra hoe: hanaiky azy za sa tsy hanaiky, ny resaka fitiavan'ny ankizy matetika no vitan'ny oe bisous, fotsiny sy mampiarampiaraka, fa rehefa fitiavan'olondebe tsy maintsy mandeha amin'izany foana dolo!! Indrindra izy lhl, tena mi-attirer be azy enao matoa izy tonga dia mande amin'izany étape izany, dia mba ataonao kosa no mampiseo azy fa TIA azy koa enao raha tsy tinao ny hametrapetrahany anao rehefa vita izay ataony hoy enao, hihihi!
8. vale ( 30/04/2010 19:34)
Ny an'ny vazaha aloha ny fantatro dia tsy mahamaika azy izay fitiavana hoe tena tia fa dia ny firaisana aloha no mandeha aloha, sady mifampitsapa fahalalana sy fifandraisana eo na mety aminy ny toetra na tsia.

hihihi..tena izay mihintsy:oops:, mitovy hevitra amin'i Soanja aho!
9. AndriambyII ( 30/04/2010 19:54)
Arakaaraky ny morphologian' ny tsi 11 io !! Bonne chance é !!
10. Ratoa ( 30/04/2010 23:08)
Tena marina amiko ny hevitra velarin'i soanja ery ambony ery sy ny hevitra voalohany naseho'Andriambyl.
Samy olon-dehibe ianaroe ka tokony samy mahay mamelabetra ny momba azy avy. Aza misalasala mifanakalo hevitra momba anareo sy ny fiarahanareo. Ny fitiavana koa dia tsy voatery hambara vao ho tasapn'ilay olo-tiana. Ny fomba fiteny sy ny fifanajana dia efa ampy hanambarana azy.
Raha mbola miahotra ianao dia ambarao tsotra izao fa mbola tsy vonono hanao ny dingana ara nofo ianao. Ny olona tia, na maika be toa inona aza izy, dia mahandry satria azony sary an-tsaina tsara mihitsy ny fandehan-javatra. Raha misy blocage amin'ny andaniny dia ho tsapany koa izany ary hainy ny miandry. Hainy koa ny manampy hanala izany.
Aza kivy ary aza miferinaina fa mba mirana endrika sy mazava saina sy tsara fietsika.
Asehoy fa mahafinaritra ano ny miaraka aminy sy ny " présence"-ny
11. vale ( 01/05/2010 10:18)
[quote=AndriambyII]
Arakaaraky ny morphologian' ny tsi 11 io !! Bonne chance é !!
_________
kou zany ny itenenako oe ra tsy miaraka moa nareo aona ny afantaranao oe mety ho tiny za na tsia? lol!!!! ny tare ratsy anie tsy azo ovaina fa ny toetra iny manaraka ho azy e, efa azo ovaina hay mou ny taré , non mais il faut oser et tsy oe zazakely ka tsy afantatra oe izao no tokony ataoko amity oul mba tia anah ity, tara izy fa anjaranao sisa manao zay antateraka ny anareo ra TENA TINAO tokou izy , oui bonne chance!!!!


(l) :-* :-* :-*
12. xxx ( 02/05/2010 18:07)
Tena misaotra betsaka anareo, fa nanampy ahy be dia be ny torohevitrareo namana eto @ serasera; na namako réel fa tsy virtuel toa anareo aza angamba tsy nalalan-tsaina toa anareo ; misaotra indrindra

Satriko tsy hanao ps xxxxx misaotra anareo, nefa raha hatrizay tanteraka tsara sy mitohy ny anay dia apetrako eto ny ps_ko;promis !
Tena nety tsara ny rendez-vous anay , ohatry ny efa nifankahalala ela ery izahay , ka nandeha ho azy ny tohiny; tena roboka be na za na izy , fa za no be fanahina amboalohany ; tena fitiavan'olondehibe marina tokoa , efa tsy mikivalavala intsony

Anjarako sisa ny ambiny mba hampaharitra ny aminay
Dia mirary ny soa rehetra ho anareo namana ; merci de tout coeur
Enga anie mba hitohy ny mahafinaritra toy izao
13. Tenio ( 06/05/2010 15:33)
omeo aloha leiry dia avy eo mitady izay moyen rehetra hifikirana :lol:
14. Tenio ( 06/05/2010 15:38)
omeo aloha leiry dia avy eo mitady izay moyen rehetra hifikirana :lol:
15. xxx ( 07/05/2010 00:19)
mba omeo indray mandeha hoe...dia ho hita ny tohiny, sady mba maka tsirony kely koa e...
16. soanja ( 07/05/2010 16:40)
xxx:


Tena nety tsara ny rendez-vous anay , ohatry ny efa nifankahalala ela ery izahay , ka nandeha ho azy ny tohiny; tena roboka be na za na izy , fa za no be fanahina amboalohany ; tena fitiavan'olondehibe marina tokoa , efa tsy mikivalavala intsony




Mirary ny soa indrindra izahay. Mahereza hatrany mikatsaka ny tsara indrindra amin'ny fiainana.


17. vale ( 08/05/2010 22:58)
Mirary anareo haharitra hatramin'ny farany xxx aaa! :-*
18. xxx ( 14/05/2010 06:01)
izao anefa : vaza izy , toetsaina vaza: zany hoe ny filàna ara nofo no tonga dia resaka voalohany ,
mangala gasy fa reo be de be, oatra amizany ry pasitera andriamanjato richard, ratsirahonana norbert, alain ramaroson, camille vital, rajaonarivelo pierrot, ramaromisa daniel etc etc...
zokiko kely 47 taona izy
ra mitady tanora indray dia alaivo i rajoelina andrinirina (mba mailo iany nefa fa izy mpanao promesse d'ivrogne)
19. RAJOTIANA ( 14/05/2010 08:19)
Courage!aloha e!
Tonga dia tsory amny rangah hoe tsy mety aminao ilay fikany a!Sady io koa ange rehefa tsy dia sitrapo dia tsy dia misy fafiny izay ihany e!Na lery na ianao tsy mahita fafiny , lasa devoir ilay izy fa tsssiiy..........
Aleo mandà raha mbola tsy vonona,dia miandry ny anjara manaraka indray!
bonne chance!! :roll: :roll: :roll: :roll:
20. xxxy ( 13/08/2010 17:46)
tairo ze tairina fa ze rovitra zairina eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.752