Rado, ilay fitiavako fahiny!!

1. xxx ( 28/04/2010 18:29)
Asa raha tsaroanareo ity tantara ity " Rado, ilay fitiavako fahiny" nosoratsoratan´ilay mpanoratra teto heritaona lasa izay, dia nanokatra blaogy izy tahoriana kely ary ataoko fa nitsidi-pahitra kely tany daholo ny akamaroan- tsika na dia tao aza ny tsy naneho ny heviny. Navadik´ilay mpanoratra ho tantara an´onjam- peo izy io ka ho re ato @ RadioVazoGasy e!!!
Mba lazalazao ny hevitrareo momba ilay tantara e!!! Saika Adino koa fa namana serasera hono ny mpilalao e!! (l) (l) (l) (l) (l)
novalian'i ando12 ny 20/12/2015 13:20
2. maeva74 ( 28/04/2010 23:43)
Efa nisokatra moa izany ny dinika koa de tonga soa e!! (l) (l)
3. soanja ( 29/04/2010 01:36)
Ka isaky ny inona no misy ilay tantara ary amin'ny firy? Misaotra nizara.
4. fahamarinana ( 29/04/2010 08:50)
:arrow: Soanja: isaky ny alarobia,amin'ny sivy ora sy sasany alina,ora eto paris ,no misy ny tantara ao amin'y radiovazogasy.com..Omaly ny tapany voalohany amin'io Tantara an'onjam-peo nosoratan'ny Maeva74 mitondra ny lohateny hoe "Rado,ilay fitiavako fahiny" io ary ny tapany faharoa sady farany dia amin'ny Alarobia alina ho avy izao,mercredi 4 mai 2010.... (l)
5. maryline ( 29/04/2010 17:18)
(l) Raha mahaliana anao ny hanaraka ireo asa-soratr´i Maeva74 dia tsidio ny " Blagin´i Maeva74 " blaogy.com ato amin´ny srasera ihany.
6. xxx ( 29/04/2010 19:43)
zah aloha de mpanaraka ny blaogin´i maeva74 ary tsotra sy mora vakina ny voambolana ampiasainy ary mahaliana foana ny mamaky azy satria hainy ny mampientana mpamaky , ary ny suspens no tena hitako fa mampiavaka azy amin´ireo tantara efa novakiako.
Nanaraka le tantara tokoa aho alina, nahafinaritra ilay izy ary tena nahay ireo mpilalao indrindra moa ny mpanoratra sy ny mpikirakira. Saingy ny indro kely dia somary lavalava ilay hira nandravaka azy sy bruitage moa de impec.
Misaotra e!! Pour une débutante chapeau. :-* :-* (l)
7. soanja ( 30/04/2010 03:36)
fahamarinana:

:arrow: Soanja: isaky ny alarobia,amin'ny sivy ora sy sasany alina,ora eto paris ,no misy ny tantara ao amin'y radiovazogasy.com..Omaly ny tapany voalohany amin'io Tantara an'onjam-peo nosoratan'ny Maeva74 mitondra ny lohateny hoe "Rado,ilay fitiavako fahiny" io ary ny tapany faharoa sady farany dia amin'ny Alarobia alina ho avy izao,mercredi 4 mai 2010.... (l)


Misaotra Faha. Efa tara moa zany aho fa dia amin'ny manaraka indray.

Isaorana i Maeva74 amin'ny asa-sorany. Misaotra an'i Serasera koa nampita izany hankafizin'ny Malagasy maro.


:-* :-*
8. mmmhh ( 01/05/2010 04:45)
Hay nisokatra ny adihevitra zany,
Zah aloha tena mpanaraka an'ilay tantara an-tsoratra mintsy e,
Fa indrisy tsy mba haheno an'ilay tantara an'onjam-peo zah, raha zah manokana no resahiko,... araka ny efa natsidiko teny @ blaogin'i Maeva,
Ngah tsy azo eritreretina raha mba hasiana rediffusion ilay izy?
zah anie ka aty am-piasana ihany no mba misy internet e, de mba hatao @ ora fiasana ilay rediffusion? sa manahirana be?
Mba eritrereto moa e,
Na izany na tsy izany,
Mankasitraka an'i Maeva sy mamporisika azy hatrany hanohy an'ilay asa soratra,
Misaotra ny ekipa radiovazogasy sy ny serasera @ ezaka, (na de tsy henoko aza ilay tantara)
:-*
9. maeva74 ( 01/05/2010 21:37)
(l) Miarahaba an´i mmmhh indray e1 Misaotra hatrany manaraka ny asa-soratr´i Maeva. hiezaka ny handefa azy amin´ny atoandro fa mbola hiresaka amin´ny tompon´andraikitra e!!! Betsaka tokoa ny nangataka ny hamerenana ilay tantara koa mino aho fa tsy ho diso anjara ianareo.
Misaotra indrindra
Maeva
10. xxx ( 04/05/2010 09:03)
Io indray ny vaovao e!!! De mazotoa izany
http://www.youtube.com/watch?v=RRnkjNkhelM&feature=player_embedded (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) LOVE STORY by maeva74
11. kotobekibo ( 05/05/2010 22:36)
tena isaorana be dia be ny mpanoratra , ny mpikirakira ary ny RVG e! BRAVO BRAVO BRAVO
:wink:
12. Jenniffer ( 06/05/2010 14:44)
Misaotra an´i Maeva74 fa tena kanto , lafatra nilay be na dia nisy nifamadika kely aza. (l) :-*
13. maeva74 ( 07/05/2010 17:06)
(l) (l) (l) (l) Tsy mitsahatra ny misaotra antsika namana tsy manadino sy nankasitra i maeva74 e!! Vonona ny hitondra ny kanto ho zarainy amintsika hatrany izy. Ekena sy raisina am- pitiavana foana ny tsikera naroso mivantana na ankolaka e!! Maro be tokoa ny nanoratra sy nilaza ny heviny ka dia misaotra antsika rehetra hatrany
Ba mamy be daholo :-*
Maeva
14. xxx ( 09/05/2010 15:49)
(l) (l) (l) (l) Love story nanadala
15. maeva74 ( 20/05/2010 14:32)
Miarahaba antsika !! Efa vonona ao @ RVG ilay tantara ka raha mbola tsy nahare ianao dia azonao henoina @ fotoana mahamety anao!!

http://radiovazogasy.com/radio/archives/index//Tantara

Maeva74
16. diamondra27 ( 21/05/2010 06:34)
tena tsara le izy ka, misaotra anareo namelona azy, dia courage fa am manaraka ndray zany. :-* :-* :-*
17. ando12 ( 20/12/2015 13:20)
mbola ao vé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1905