Fitiavana
xxx
(
12/03/2010 06:35)
efa mba fantatrareo ve zany oe refa tonga eo @ 40 ans eo ny olona (na lahy io na vavy ) dia manomboka miredareda be ndray hono ny afompitiavany ! ary tonga masiaka sy mirangorango ôtran\'lé fitiavan...
tohiny
novalian'i siga_soa ny 13/06/2012 12:20
xxx
(
08/03/2010 09:21)
Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato.
Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao...
tohiny
novalian'i princes ny 01/07/2010 19:21
xxx
(
07/03/2010 18:25)
izaho dia nipoitra tao ¨@ fianakaviana tsy dia nanana ny ampy loatra ! nanana olontiana aho ary noraran\'ny fianakavian\'ilay vehivavy tsy hiaraka izahay fa oe saranga tsy mitovy !refa nandinika ah...
tohiny
novalian'i muro ny 16/03/2010 12:52
bobimarolahy
(
07/03/2010 13:58)
Tena teny mankarary saina io teny io.nefa tena marina no nambarany,ataony ahoana tokoa moa ny andeha hanary tena hiaraka @ olona tsy azo hianteherana @ ho avy? Toy izany no sehatra hiainako ankehitrin...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/03/2010 14:07
xxx
(
06/03/2010 02:07)
Nony niteraka aho dia nahazo kg be, iray taona izao ny zanako, in enina angamba izaho sy ny vadiko no niray tanatin izay fotoana izay fa hoe matavy hono aho. 1m 56 aho ary 70 kg izao. Maivantsaina ve ...
tohiny
novalian'i karinah ny 17/03/2010 13:12
xxx
(
04/03/2010 06:02)
niaraka t@ lehilahy iray aho t@ roa taona izay, nizotra nilamina tsara ny fiarahana ary tena tiako tokoa izy nefa rehefa afaka volana vitsivitsy dia nilaza tamiko izy fa efa manana vady be ary mianatr...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2010 09:53
xxx
(
25/02/2010 11:25)
Salit dôôly nareo ato an.
Za efa manambady, vhv za an, de efa niteraka koa zay, 2 ny zanakay. de zay mifankatia be fa saingy niverina niserana teo alohako indray lay voaloham-pitiavako??????? sanga...
tohiny
novalian'i MIMA73 ny 16/06/2010 06:08
xxx
(
25/02/2010 10:37)
Dia faly miarahaba anareo ry reto a, mila torohevitra e
Manambady aho ary efa niteraka zay, vao 6 taona momnja no nahavitanay ny mariazinay. talohan'io mariazy io de tena romantique be, ary tena mamp...
tohiny
novalian'i cowgirl ny 03/03/2010 14:28
xxx
(
19/02/2010 07:41)
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina.
hatram ny nahatongav...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 09/03/2010 16:47
xxx
(
19/02/2010 07:36)
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina.
hatram ny nahatongav...
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 27/02/2010 07:18
xxx
(
16/02/2010 12:23)
za dia niezaka ny ho tsotra tamin'ny vadiko ihany fa itako fa marina io teny io : mpamily aho ary indraindray moa manao mission any ivelan'A/rivo aho ! refa miverina aho dia manontany ahy ny vadiko we...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2010 15:37
xxx
(
15/02/2010 14:57)
Ianareo lhl rehefa manambady mba asio peratra ny tanana fa be loatra ny vhv tanora kely voafitakareo!!! :cry: :cry: :cry: rehefa tafiditra lalina indray izy dia be ny mpanenjika hoe mpangala-badin'o...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 26/02/2010 14:30
Djhamhal
(
08/02/2010 07:28)
henoko tamin'ny radio izy ty:
-lehilahy N:2010
-lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminan...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2010 22:19
xxx
(
03/02/2010 07:41)
tantara mahasosotra no mahatsikaiky.
Misy vhv 1 efa manambady ,dia manana namana ao aminy facebook.Misy lhl ao tsy mitsahatra miteny tiako ianao isan'andro lava izao,ary tsy 1 fa maromaro.Ilay vhv an...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2010 12:09
bobone
(
02/02/2010 07:12)
ity mba misy korana kely !
Nisy lehilahy manambady ! tiany be ny vadiny ary tena miaraka foana izy roa , taty aoriana anefa dia nisy vehivavy nanantona ilay vadin'ilay rangahy nilaza hoe : ny vadina...
tohiny
novalian'i Makouto ny 29/04/2010 21:58
xxx
(
01/02/2010 15:40)
Bjr daholo!
Manana olana manenjika ny eritreritro andro aman\'alina aho ka mba tiako ny hahalala ny hevitrareo fa tsy fantatro intsony ny tokony ataoko! (l)
Niaraka tami-na lhl izay izany za, efa...
tohiny
novalian'i vale ny 13/03/2010 12:15
xxx
(
29/01/2010 09:41)
fa innn kay no mety ho antony mahatonga ny bandy 1 hanao an zao :
vô manomboka miaraka am sipa 1 izy de manontany an le sipa hoe : [b]hatraiza kay ny fetran'ny antsika[/b]: le limites zan no tiny ho...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/02/2010 19:43
baramina
(
27/01/2010 11:19)
mitady sipa iarahana :-* ...
tohiny
novalian'i Jhonah ny 23/12/2011 05:47
baramina
(
25/01/2010 11:02)
mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:12