inn kay no mety ho anton'ny................?????

1. xxx ( 29/01/2010 09:41)
fa innn kay no mety ho antony mahatonga ny bandy 1 hanao an zao :
vô manomboka miaraka am sipa 1 izy de manontany an le sipa hoe : hatraiza kay ny fetran'ny antsika: le limites zan no tiny ho fantatra ! inn no mety anton'ny le kestion kay azfady.
novalian'i Papoose ny 08/02/2010 19:43
2. ANARIM ( 29/01/2010 09:51)
zà klou hatramizay nahalalako lehilahy tsy mbola tratran'io kestion io e!
fa raha zà no antaniana d hoy aho hoe, sao d te iteny izy hoe :
- afaka manao rapport sexuel ve ny miaraka aminao sa ianao mbola tsy ao anatin'izay???
- sao d efa mikasa ny hanambady ianao fa ny ahy juste tràlàlà fotsiny an???
- otraotran'ny aona ny situation financière anao fa sao tsy am le ilako azy???

3. xxx ( 29/01/2010 10:50)
ra-xxx voalohany:
fa innn kay no mety ho antony mahatonga ny bandy 1 hanao an zao :
vô manomboka miaraka am sipa 1 izy de manontany an le sipa hoe : hatraiza kay ny fetran'ny antsika: le limites zan no tiny ho fantatra ! inn no mety anton'ny le kestion kay azfady.


Miankina amin'ny ça dépend io ka!

Tsara ho fantatra aloha ny taonanareo vao mety marina kokoa ny vali-tenin'ny mpisera.
Raha mbola somary zaza mantsy nareo dia mety ho marina vali-teny fitsikerana be sasantsasany nataon'i ANARIM ny tovolahy ireo.
Fa raha efa somary efa lehibe nareo dia mazava be izao fanontaniany izao e, izany hoe ianao marina ve ilay tovovavy hiara-dia aminy, hizara ny fiainany ankehitriny sy any aoriana sa tsia???
4. ANARIM ( 29/01/2010 12:59)
dainn ô taiza kou zà nitsikera teo ô??? kestion doly aza reo fa tsisy tsikera zany ô!!!! 8O :?) :}
5. arialy ( 29/01/2010 15:33)
andao tsy hakanisy xxx rangah fa tonde ps fotsony :D :D
tsy azoko koa zany ilay sipa oe tsy lay bandy no tonga de anotaniana oe inona no tiany lazaina, satria raha olona hafa no miteny dia lasa oe : otrany oe ... foana , izany oe akamatatra be, fa izy tonga de anotaniana oe inona no tianao lazaina am lay limites *...
courage éé
6. Papoose ( 29/01/2010 18:58)
in hoe le fanontaniana :?:
7. arialy ( 30/01/2010 08:34)
papoose< oul vo miaraka de manotany ony lay bandy oe atraiza ny fetran'ny antsika ?
8. soanja ( 30/01/2010 14:41)
xxx:

fa innn kay no mety ho antony mahatonga ny bandy 1 hanao an zao :
vô manomboka miaraka am sipa 1 izy de manontany an le sipa hoe : hatraiza kay ny fetran'ny antsika: le limites zan no tiny ho fantatra ! inn no mety anton'ny le kestion kay azfady.


Mba te haka toky izy no fahitako azy. Fa ny famaliana an'ireny raha zah no maheno dia mamaly hoe "rehefa tia dia tsy misy fetra amiko." Ny ankoatr'izay tsy fitiavana fa resaka fandaniana andro.


9. navigo ( 30/01/2010 17:24)
Lol b le kestion, zany v d tsy azo e!!!
10. Mirananirina ( 01/02/2010 08:20)
zà klou hatramizay nahalalako lehilahy tsy mbola tratran'io kestion io e!
fa raha zà no antaniana d hoy aho hoe, sao d te iteny izy hoe :
- afaka manao rapport sexuel ve ny miaraka aminao sa ianao mbola tsy ao anatin'izay???
- sao d efa mikasa ny hanambady ianao fa ny ahy juste tràlàlà fotsiny an???
- otraotran'ny aona ny situation financière anao fa sao tsy am le ilako azy???
mitovy hevitra amin'i anarim
hatraiza kay ny fetran'ny antsika:
inona moa no antony tokony hanontaniana izany ,nefa vao manomboka miaraka?rehefa vonona izy dia tsy nametraka io kestion io mihitsy.izay no hitovizako hevitra amin'i anarim
11. ANARIM ( 01/02/2010 14:37)
kisssssssssssssssss navigo!!!!!! bonané hahahahahahaha!!! atraiza lesy ny fetra ra navigo aaaaaaa?????????? 8O (l) :!: :?:
12. xxx ( 01/02/2010 14:49)
le ANARIM kou otran mitapy leliké
13. vale ( 01/02/2010 15:12)
Mba te haka toky izy no fahitako azy. Fa ny famaliana an'ireny raha zah no maheno dia mamaly hoe "rehefa tia dia tsy misy fetra amiko." Ny ankoatr'izay tsy fitiavana fa resaka fandaniana andro

Miombon-kevitra amin'i Soanja aho!!
14. navigo ( 01/02/2010 15:31)
anarim> kiss d bonane kou e, mdr maninona tsara a???
15. bazylou ( 01/02/2010 17:22)
fetran'ny fitiavan amin'ny navigo ve??? zone 6 ihany ka, :-D :-D :-D :-D
16. navigo ( 02/02/2010 09:13)
bazylou> aiza kosa d hatreo @ zone 6 fotsiny v, tsisy fetrany nenà ka, mdr
17. Djhamhal ( 05/02/2010 08:08)
fetran'ny ny inona klou é! fetran'ny fanaovana ve ? sa fitiavana ? sa fiarahana ? sa vola ? sa fianakaviana ? sa ny fisariana adala ? sa fi sipana ? tsy mazava !!!
18. Papoose ( 08/02/2010 19:43)
merci arialy...

hafakely kounkou zany fanontaniana zany, ohatran'ny prematurée zany nefa asa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2728