Fitiavana

sakio ( 31/01/2011 16:31)
Salut daholo Hitako fa mandinika foana ny vadiko ilay mpanampinay (telo volana izay izy no niasa tao).Ary afa voamariko izany nandritra ny andro maromaro. Efa nolazaiko ny vadiko io ary nilaza izy fa ... tohiny
Aynah ( 15/01/2011 23:55)
Misaotra mialoha amin'ireo mamaly sy manampy hevitra!Tratrin'ny taona aloha e! Izao ny olako ry zareoa! Mba tratra ihany aho na dia niseho ho mafy saina aza! Nisy olona niaraka tamiko efa tamin'ny 200... tohiny
novalian'i vale ny 12/02/2011 00:44
bonne ( 14/01/2011 21:08)
Tena marina zany, fa maro no efa hitako ohatr'zany, ary nday2 aza hitako mitsy ny niandohan'lay ady, fa tena lasa ady goavana lay izy avy eo kle, miafara @ famonoana mintsy, fa sartra be mantsy ny mid... tohiny
novalian'i labouche ny 26/01/2012 10:10
Summer ( 15/12/2010 18:22)
Salama daolo, Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena ... tohiny
novalian'i Summer ny 31/12/2010 03:23
YDIFAS ( 15/12/2010 11:30)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
ledala ( 08/11/2010 00:51)
Misy ny milaza hoe aleo miaraka amin'ny olona tia, ao ny miteny hoe ny miaraka amin'ny olona tina no tsara kokoa; tsy maro mantsy ny tia sy ny tina no tafara-dalana.Aiza no lalan-kombana ?... tohiny
novalian'i ledala ny 22/01/2011 17:48
bibidia ( 06/11/2010 11:09)
manahoana hoa ny dago ary mitady sipa mandritra ny vancaes ataoko hoany @ dec 2010 izaho izay mety manana hevitra dia manorate tsoriko ny fa tsiahaiko ny miatsara velatsihy revy no tadiaviko misaotra ... tohiny
novalian'i papoose ny 26/11/2010 18:19
Dan23 ( 26/10/2010 07:00)
Misy sipa zay miaraka amko nanomboka mai 2010.tena tiko le sipa fa ny ao antsainy no tena tsy mazava amko miits.mbola niasa za no niara izahay ka nilza iz fa ts isaraka amko tson fa izaho hono tena ti... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 18:48
embonembona ( 20/10/2010 13:02)
rencontre dicrète, tendresse et complicité : Lehilahy 47 taona manambady, mipetraka eto paris matotra, mitady vehivavy manambady koa mipetraka paris na manodidina , mitady fitiavana, mila fifandrais... tohiny
novalian'i Tomy ny 05/09/2011 07:10
ketta ( 15/10/2010 10:23)
Mora fantatry ny hafa ety ivelany rehefa tsy virja ntsony ny olona iray ?, inona no lalahalany azy (bika ve sa endrika sa fihetsika ?)... tohiny
novalian'i neysbork ny 01/08/2018 20:58
sendram ( 14/10/2010 11:16)
mitady sipa tonga dia iarahana eto Antsirabe ity ny mail-ko: rasendramanina@yahoo.fr ; andefaso num. dia ok... tohiny
novalian'i ngaila ny 16/10/2010 12:49
mpampagolahy ( 05/10/2010 17:04)
Ny vhv Malagasy hoa hoatran'ny menamenatra izany foana rehefa miresaka sexe na ny nofinofiny fotsiny , asa re dia inona loatra no mahatonga an'izany e??? sa mbola mandray foana hoe resaka maloto foana... tohiny
novalian'i Bandygass ny 08/11/2010 04:48
mirananirina ( 24/09/2010 10:40)
Fanontaniana hoanareo lehilehy ity: Inona kay ny antony tsy hitiavanareo ny vadinareo na sipanareo intsony,dia manao ahoana ny fihetsika asehonareo,satria vitsy ny lehilahy mahasahy miteny fa hoe tsy ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 22/10/2010 15:11
kaktus ( 14/09/2010 04:59)
za ry reto mahatsiaro mijaly fa tsy mety misaraka @ko lery nefa tsy ato @ko tsony le FITIAVANA. toroy hevitra ... tohiny
novalian'i kaktus ny 17/12/2010 05:00
vale ( 11/09/2010 14:47)
Bjr, Manana "namana" lhl za, efa elabeee ( depuis 2007) izy io kay nanara-maso ahy foana, ary niditra namako (izy nangataka ahy ho namana izany e, tany amin'ny site hafa io an), tsy nahatsikaritra az... tohiny
novalian'i vale ny 27/09/2010 11:31
pisolahy ( 30/08/2010 19:50)
salama daoly,toy izao ny blem-ko, 5 mois zay zao aho no niaraka t@oul, ary tena nifankati ts nisy otrizany zay. t@volou za lou ts de tena sur ny fitiavany fa refa nande teny ny ftona d itako fa tena t... tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 13:10
andrianilana ( 18/08/2010 23:19)
Sali dôly ! ! Marina vé fa ny horoscope ( tsy haiko tsara @ fitenin-tsika fa azfd) dia manana anjara-toerana lehibé @ "compatibilité amoureuse" ? Valio svp satria tena mila hevitrareo zah :-) M... tohiny
novalian'i Ratoa ny 17/09/2010 19:14
ragoda ( 18/08/2010 10:07)
Salama! Sao de mba mis manan ny numero cafe d'Ampasimbe ooo! Na koa misy manana info: prix d'entrée, bungalow,... Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i marcus11 ny 18/08/2010 16:37
rabaradaka ( 31/07/2010 06:25)
Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa ts... tohiny
sitlo ( 14/07/2010 14:59)
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?... tohiny
novalian'i harry5 ny 02/02/2011 12:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1896