Fitiavana

mauricette ( 27/01/2013 04:09)
Manahoana daholo tompoko! Zaho zany dia manana olana eo @ tokan-tranoko,28 taona zaho izao manambady ary mananjanaka 2 :7taona sy 3taona.Ny olako dia toa izao: Sinoa ny vadiko ary efa ho 7 taona izay ... tohiny
novalian'i jobiely ny 21/03/2013 09:09
rabefou ( 23/01/2013 17:43)
mbola mande ve zao ny taratasim-pitiavana?... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 20:50
AMIG0 ( 21/01/2013 13:49)
Io sipa tediavina io ah de tokony mihoatrany 20 taona ihany, sady verijine.... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:45
bazylou ( 26/12/2012 05:54)
eto mada ry zalahy a. rehefa mandeha eny andalana eny ianareo dia be ny manahy slip eny rehetra eny. faly ery manahy le slip kely efa manify dia manify sady ratsy beeee. beuuurrrrk slip friperie 150... tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 10:47
avtr ( 19/12/2012 18:08)
izah lehlah 18ans de n olona miark@ko 17 ans, ten mfankatia zahay nef iz voararan'le olona ipetrahany(nenitoany sy dadatoany) n hiarak@ko! Izy nef tena tianah, ar Zah koa ts mahafoy anaz! d inona kay ... tohiny
novalian'i nilex ny 20/12/2012 10:36
Moto ( 21/11/2012 06:24)
Bonjour kukku Za lehilahy 26 ans Ts maprisika anareo hisaraka za? fa mba sosokevitra ity fa ra ny lehilahy zany no tsy tia firaisana de tena ny tenanao manotolo mitsy no tena halany. Ary izy ve nefa t... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/01/2013 12:02
kofy ( 03/11/2012 06:29)
Miarahaba antsika rehetra, hoanareo aiza avy ny mba toerana eto amin'Antananarivo sy ny manodidina izay hitanareo fa hoe ahafahan ny mpifankatia miaraka, mba ilay toerana romantique calme tsy dia be ... tohiny
novalian'i babare9 ny 22/01/2013 19:58
siga_soa ( 24/10/2012 11:59)
Zava-misy hita matetika eo amin'ny fiaraha-monina sy ny toeram-piasana io zavatra nanontaniako io. Ka izany no nahatonga ahy hampiditra azy eto. Ary tena mamotika ny fiainan-tokantrano na ny an'ny leh... tohiny
novalian'i ialahy ny 24/04/2013 13:20
manoasoa ( 19/10/2012 13:32)
izany ilay hoe vadiny havany eo lol... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 15:05
milamina2012 ( 17/10/2012 11:36)
Tsy misy akiafina intsony ity a! misy tranokala iray ity mba hafahantsika manovo, mizara, mahafantatra ny amin'ny tontolon'ny "dossier": www.dognat.mg ilay izy! miaiky an'izay tsy hitsidika koa aho ko... tohiny
novalian'i abidia ny 09/12/2012 18:32
kikkou ( 31/08/2012 15:16)
Izaho vehivavy manambady vao roa taona izay. Hatramin'izao anefa mbola tsy nahazo zazakely mihintsy ary efa nanao fitiliana daholo izahay mivady. Dia hita fa izy no tsy miteraka, izaho tsy misy problÃ... tohiny
novalian'i lalariss ny 23/11/2012 05:34
kiviy ( 29/08/2012 02:04)
manaona daoly!!! lava ny tantara ary ataoko angamba fa efa tsy mahagaga ny maro intsony ity fanitsakitsahana ataony lehilahy ity!!fotona mifanesisesy dia mahatsikaritra fietsika hafahafa tamty vadiko ... tohiny
novalian'i andrywim ny 29/07/2013 22:26
ra-mi ( 28/08/2012 09:58)
Miarahaba anareo ! Merci bcp am valiny rehetra natolotrareo ahy; iezaka aho hitia na dia ataoko hoe maina be aza Inona ny antony itiavanilay olona iray ahy?Tsy fantatro ,fa fony mbola kely aho no efa... tohiny
novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:22
ra-mi ( 24/08/2012 16:07)
mANAO AHOANA DAHOLO O§ Mba mila hevitra aminareo namana aho Zao d vevavy manambady aradalana niteraka iray , tsy ampy fitiavana zahay mianaka fa ny vadiko dia miasa b diso tafahoatra , tiako izy ... tohiny
novalian'i hadji ny 10/10/2012 14:48
pimaso ( 16/07/2012 19:28)
tena tia vady nefa... tohiny
novalian'i vale ny 29/08/2012 15:31
VVSihany ( 17/06/2012 12:47)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i KAMBANA3 ny 02/10/2012 08:11
rata88 ( 15/06/2012 13:02)
Izaho ry zareo mba te hanana namana ,mahagaga ahy fa zay mba tiako tsy mety azoko mihitsy fa ireo tsy iriko sady tsy tiako manantona fotsiny ,very hevitra aho fa mba toroy hevitra ? inona no azo atao ... tohiny
novalian'i kiriah ny 16/06/2012 20:20
lylia ( 14/06/2012 15:48)
miarahaba anareo rehetra ny tenako,izaho dia tovovavy 25ans,ts bola niteraka fa nanambady taminy taona 2009.Aminy izao fotoana izao izany ny tenako dia mandalo ady mafy ka izay indrindra no antony han... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/07/2012 23:15
ecureuil ( 06/06/2012 07:39)
Izaho dia tia olona anakiroa. Samy tsy misy foiko izy ireo. ... tohiny
NIQUA ( 06/06/2012 06:28)
manawona daolo nareo, hony oa ry retoa mba ahoana ny hevitrareo am tony vehivavy manao sipa itony e? toa lasa tendance mitsy le izy amizao? fa dia inona loatra re ny antony e?... tohiny
novalian'i ral_ ny 08/02/2013 13:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3857