toerana ahafahan ny mifankatia miaraka
1. kofy
(
03/11/2012 06:29)
Miarahaba antsika rehetra,
hoanareo aiza avy ny mba toerana eto amin'Antananarivo sy ny manodidina izay hitanareo fa hoe ahafahan ny mpifankatia miaraka, mba ilay toerana romantique calme tsy dia be olona sns... Tsy mihoatra ny 60km avy eto Antananarivo ary todin'ny fiarakodia mjinika!

novalian'i babare9 ny 22/01/2013 19:58
2. manoasoa
(
05/11/2012 10:26)
Andranovelona amin'iny lalana eau vive iny!Misy toerna milamina miaraka bungalow bdb misy piscine,resto,billard,karaoke amin'ny hariva.Ny tena tsara aminazy tsy be olona tsy misy miantso table rehefa manao karaoke fa anareo ny sehatra(Rehefa tsy misy olona an).Tamin'izahay tany mantsy zahay mianakavy irery no tany andro talata izay
5. Lars
(
06/11/2012 12:56)
Hi!hi!hi! Na le pont na la pont cvd tatezana. Tena sérieux zà fa aza imehezana.
6. sitlo
(
12/11/2012 23:43)
hihihi, taolana ny nify ka mihomehy
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG][/center]
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG][/center]
7. hery
(
13/11/2012 07:38)
Mivoaka amin'iny RN2 iny koa ohatry ny milay. Mihoatra an'Ambohimangakely... dia mivoaka ny arabe rehefa mahita lalan-tsarety. Jerena tsara sao dia ratsy ny làlana :-)
Calme sy tsy be olona.
Tandremo fotsiny fa ny manao firaisana ampahibemaso (na anaty ala aza) dia mampigadra :-)
Calme sy tsy be olona.
Tandremo fotsiny fa ny manao firaisana ampahibemaso (na anaty ala aza) dia mampigadra :-)
8. josiah
(
20/12/2012 17:55)
Mandriambe tena mahafinaritra de misy toerana hahafahana maka aina milay be fa mandoa vola ny mivditra ao, misy chambrei sns..., Tsimbazaza mijery gidro,, vodivorona.
9. babare9
(
22/01/2013 19:58)
eny Ambohimanambola amoron'ny ranon'Ikopa koa anie tsara e, mahatsiaro an'ni Ravolahanta sy Rabeniomby.